Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 18/06/2008 06:41)
devoli'izao sy izao ...
Nisy fotoana hoa za zany nentin'izay tantine ko izay nivavaka tany maina fiangoanana evanjelika iray (tsy ho tononiko ny anarany ho fanajana) d ny tena moa tamin'izany mbola kely tsy mahalala ny tena ... tohiny
picanex ( 18/06/2008 05:07)
mangataka tononkiran'i Mahaleo
slt dôly mba mangataka tononkiran'i Mahaleo ze manana. tsy aiko tsara ny titre fa misy hoe "saingy mbola lavitra ilay bandy kely tiany, saingy mbola lavitra lavitra be..." duo miaraka @ vehivavy le ... tohiny
endrika01 ( 18/06/2008 04:56)
TENA MPAMOSAVY
Vehivavy nivoaka alina.Tratra nitaingina fameloman-dakolosim-piangonana.46taona no tratran ny fokonolona nitsangana teny @toerana fameloman-dakolosy mipetraka eo ivelan\'ny fiangonana,ny Alarobia heri... tohiny
ravatorano ( 18/06/2008 04:56)
Euro 2008 : veloma letsy la frantsa ah
Resin i Pays Bas roa sy donga ry zareo roumanie ary la Frantsa kosa dia niondrika tsy ampihambahana teo anoloan'ilay Italie tamin' ny isa roa sy donga ihany koa.Tena tsy zakan'ny frantsay mihitsy ilay... tohiny
novalian'i peugeot ny 18/06/2008 13:15
LazaDaddy ( 17/06/2008 23:09)
izaho ry zalahy... :)
izaho ry zalahy maha tara tara sipa katolika izay a...izy koa manja sady tsara fanahy be ka tonga aho dia (l) ...dia ahoana ny hevitrareo Katolika? Ahoana ny hevitrareo Protestanta? PS: Tsy asian... tohiny
novalian'i fijo ny 18/06/2008 21:28
Belami ( 17/06/2008 21:18)
Fiarahana virtoaly
Mety hivadika obsession ve ny fiarahana virtoaly :?: :?: :?: ... tohiny
novalian'i xxx ny 21/08/2008 11:57
xxx ( 17/06/2008 18:07)
sô de mba tafiditra serasera aza reo devoly ??
orona,jeankely,bozy,salmo,tezitra,salopard,kanota.... sô de mba reo aza reo devoly nalan'i maihol tany ambondrobe?... tohiny
niryna ( 17/06/2008 18:02)
Inona izany ? D..D...D...Daholo no hiantsona azy?
Misy maro no mety mino azy ary ny tsy mpino koa dia misy maro.Tsy mba mipetraka ao anaty mazava izy fa ao anaty maizina ary ny mazava dia mamirapiratra ao aminy saingy ny maizina tsy nety nandray Azy(... tohiny
novalian'i niryna ny 07/07/2008 12:13
kanota ( 17/06/2008 11:39)
Bye Bye fa tsisy Jeankely tsony ooo
Vao niantso ahy teo ra-JK ary nalahelo fa voaheloka ary tsy ahafaka mandray anjara @ serasera intsony ka dia mampamangy hono e. Izay hono no veloma farany ooo... tohiny
novalian'i betsi2 ny 20/06/2008 15:08
xxx ( 17/06/2008 07:26)
Mpivoaka alina
Manoratra dinika aho eto, d'efa maro indray reo mandray anjara saingy @ alina daholo nareo vô tonga fa de nahoana kay ? Sa mi-profite le connexion gratuit ? Malalaka ny fanehoan-kevitra ho an'ny re... tohiny
novalian'i niryna ny 18/06/2008 17:17
rabingogilabanga ( 17/06/2008 07:17)
isika samy gasy ve , sa...
hoy i Kayrah atsy ambadika [url]http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4839032b7cb53[/url] ny tiana havoitra dia le singam_pehenzanteny hoe : [quote]maninona t@kere [b]tany atsimo a... tohiny
novalian'i endrika01 ny 23/06/2008 20:34
onyhtiana ( 17/06/2008 06:59)
mahatsara zah an'i Shy'n
:-P mba anlefaso ny tonon'io hira raha misy manana e! :evil: ... tohiny
badboy ( 17/06/2008 06:30)
IREO VAHAOLANA @ PETROLE LAFO
Betsaka no andefa hevitra @ vahaolana @ pétrole lafo indrindra fa ny énergie alternative! Inona no mahatonga ilay izy tsy tanteraka??? ;-) ;-) ... tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 03:04
LazaDaddy ( 17/06/2008 06:02)
ikaretsaka
http://ikaretsaka.blaogy.com/post/439/3346 ny soratr'ise :) Tena tsy izaho io r'ikaretsaka fa sao dia mba nanonofy ahy kosa aza ise tamin'io? :)... tohiny
novalian'i fijo ny 18/06/2008 21:18
rakapy ( 17/06/2008 03:32)
difference d'age II
Ahoana indray no mba fahitanareo ireny sipa kely mbola tena tanora ireny nefa miaraka @ rangahy efa zokiny lavitra be. Ilay sipa kely @ io rehefa mihiditra fivarotana dia manangona izay akanjo izay t... tohiny
Xp ( 16/06/2008 22:41)
mba fenoy ny alatsinainy hifoha atalata
Mba fenoy ity hira ity azafady fa tsy tadidin'ny Xp, tsy ampy ny RAM :P Ny alatsinainy e Ny alatsinainy hifoha atalata voazara daholo ny akanjo tao am-bata fa hisaraka hono e handeha ramatoa... tohiny
novalian'i Xp ny 18/06/2008 19:24
badboy ( 16/06/2008 21:33)
Ohatry ny ahoana izany hoe voakasiky ny fanahy masina???
Misy ireo milaza ho mpino fa nilatsahan'ny fanahy masina hono ny tenany ka afaka manala ny fahiorian'ny tsirairay!! Ho an'ny marary dia ametrahan' ilay nilatsahany fanahimasina tanana fotsiny dia... tohiny
niryna ( 16/06/2008 17:59)
Hira misy lyrics izay te hihaino sy hirahira
http://www.dailymotion.com/relevance/search/open%2Bthe%2Beyes%2Bof%2Bmy%2Bheart%2Blord/video/x5apj4_open-the-eyes-of-my-heart-lord_music mazoto mihira e niryna ... tohiny
novalian'i cutie ny 10/07/2008 16:39
kiadi ( 16/06/2008 17:34)
miantsena!!
vita ny fanasana lamba sy anahy lamba sy mikapoka lamba de tonga ny fiantsenana!! sequence miantsena indray zao ny ao! :-D ( ) de zay tsy faly mibotsina! :-D :-D ... tohiny
novalian'i aloalo ny 20/06/2008 20:53
xxx ( 16/06/2008 16:57)
Concert inédit avec le TRIO OLOMBELO RICKY
"MANALA AZY" à PARIS Concert inédit avec le TRIO OLOMBELO RICKY Le vendredi 4 juillet 2008 à 21h30 au FIAP Espace Jean Monnet 30 rue Cabanis 75014 Paris Métro "Glacière" - Ligne 6... tohiny
novalian'i Belami ny 30/06/2008 20:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8126