Euro 2008 : veloma letsy la frantsa ah

1. ravatorano ( 18/06/2008 04:56)
Resin i Pays Bas roa sy donga ry zareo roumanie ary la Frantsa kosa dia niondrika tsy ampihambahana teo anoloan'ilay Italie tamin' ny isa roa sy donga ihany koa.Tena tsy zakan'ny frantsay mihitsy ilay italie e!
I pays Bas sy Italie zany no tafakatra amin'ny groupe misy andry zareo ary dia mangoron'entana i Roumanie sy France

Allez les bleus ! nefa kay i italie no bleus ka dia mazava ho azy fa dia noverezin i italie mafy mihitsy zareo ary dia hita fa tena tsy nisy apoaka mihitsy na tany aloha na taty ami'ny vodilaharana !
novalian'i peugeot ny 18/06/2008 13:15
2. RATOVOARY ( 18/06/2008 05:22)
France : ALLEZ LES BLEUS MODY
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
Italie : ALLEZ LES BLEU ( Tohizo ny fa tsara e! )
=D> =D> =D> =D> =D> =D>
3. Mandefitra ( 18/06/2008 06:14)
Amidio le mosara ra Kiady hamafan drajou ranomaso a. :lol:
4. ainaheri ( 18/06/2008 06:59)
Ary nareo amparary fou an-drajou eo an =)))=))=))=))=))
5. vale ( 18/06/2008 08:46)
hihihihi...forza Italia!! :°)
6. rajoelina ( 18/06/2008 09:26)
fa elisany ve tsy mahay ohabolana malagasy e?? ''ny maresy tsy akoraina, ny resy tsy hobiana''

;-)

7. ravatorano ( 18/06/2008 09:51)
rajoelina < fa kosa tehafo izay nandresy ary ankaherezo ny ny resy !

tena tsy maaraka tsony kosa rajou ilay frantsay fa efa antitra loatra na ny ao ampovoany na ny ao afara ah
zao v ry zalah ireo vao sahy miteny hoe tsy hanao tsony na dia efa fantany aza fa tsy afaka tsony zareo !

ary tokony mba hatao kolera fotsy amizay ilay bleu fa lasa noir b kle hahaha tsy hoe manavakavaka na hoe za ndray no zan-mari-lepenina an

8. rajoelina ( 18/06/2008 10:03)
ravatorano: ny telenareo anga mbola loko mainty sy fotsy hatramzao:?:

Tao ankanjo manga no hitako leisy omaly, de menamena ny akanjo faharoan'ny frantsa t@ ity EURO'08 ity ( fa tsy fotsy indray)... asa koa raha jamba ingahy ka mila mande optika manamboatra solomaso :-P


;-)
9. peugeot ( 18/06/2008 13:15)
tsy mety le fomba fiteny malagasy io amizao fotona zao e,refa resy de akorao aminizay miezaka mafy fa refa maharesy de hobio sa ahoana hoy elasany ? tsy we mamely ny akama naka la frantsa an lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2744