izaho ry zalahy... :)
1. LazaDaddy
(
17/06/2008 23:09)
izaho ry zalahy maha tara tara sipa katolika izay a...izy koa manja sady tsara fanahy be ka tonga aho dia (l) ...dia ahoana ny hevitrareo Katolika? Ahoana ny hevitrareo Protestanta?
PS: Tsy asiana resaka madama eto an...dia aza miady fa mifankatiava! =))
PS: Tsy asiana resaka madama eto an...dia aza miady fa mifankatiava! =))
novalian'i fijo ny 18/06/2008 21:28
2. ikaretsaka
(
17/06/2008 23:18)
ataovy serieux ary :
hovadiana le izy aloha sa ho sipasipaina fotriny?
raha hovadiana ka tsy mety hivadika finoana izy dia mianara katesizy dia mivadiha katolika... :wink:
raha sipasipaina fotsiny dia anao sy ny konsiansinao iny..
raha te hivadika prostaty izy de taizao raha ho voataiza
raha samy tsy te hino tsotry hatreo.... euh... anontanio i fijo!

3. LazaDaddy
(
17/06/2008 23:22)
ikaretsaka:inona tokoa ny mahasamihafa an'ireo aloha? Vady be, vady kely, vady andefimandry, sns...:)
hovadiana le izy aloha sa ho sipasipaina fotriny?
ikaretsaka:tsy maninona fa omeko azy ny prostaty-ko :)
raha te hivadika prostaty izy de taizao raha ho voataiza
5. Nanoo
(
18/06/2008 05:10)
Tsy hitako izay olana @ zany fa Atra iray ihany no ivavahan'ny katolika sy ny protestanta! Tsara tso-drano LazaDaddy! Anontanio klou ny hevitrilay sipa! Zà zao zanaka Katolika ray, vita Batemy sy Kominio Voalohany ary nianatra tany @ Katolika, Protestanta reny... dia nanao Konfirmasiô Protestanta... D lasa Kato metisy Protestà! "...izy koa manja sady tsara fanahy be ka tonga aho dia " Sa LazaDaddy tsy tsara fanahy????
6. hery
(
18/06/2008 05:10)
Fa ahoana tokoa aloha no tonga dia ny finoany no jerena mialoha?
Raha misy fitiavana, tsy tokony izany mihitsy no mipetraka. Tsy hitako loatra izay idiran'ny maha katolika sy protestà am'zany :-)
Raha tsy hoe irony karazana conservateur, na vondrom-pivavahana, na silamo milaza hoe tsy maintsy manambady mitovy finoana amin'ny tena angaha. Kanefa inoako fa tsy amin'ireo i LazaDaddy

7. ari.malala
(
18/06/2008 07:22)
miala tsiny fa somary hiditra lalina aho, ny atahorak oraha inty tokoa ka hivady ianareo d rehefa ao an-tokantrano d hitsikera hoe toy izao ianareo katolika... aza htako! :{ :{ :{
9. xxx
(
18/06/2008 09:08)
ari.malala:
miala tsiny fa somary hiditra lalina aho, ny atahorak oraha inty tokoa ka hivady ianareo d rehefa ao an-tokantrano d hitsikera hoe toy izao ianareo katolika... aza htako! :{ :{ :{
Ny tsikera anie tsy ratsy foana e, isika no susceptible matetika na tsy nandalina tsara ny finoantsika dia mikorapaka rehefa mandefa paingotra ny andaniny
izaho propesta manambady kato efa ho 15 taona, no problem
10. fijo
(
18/06/2008 21:17)
za koa aloha matetika mamely an'io hoe "nareo mpino wa tena ....."ary matetik akoa aho no mahazo ny hoe "tena ita hoe olon atsy mino an 'andriamanitra,nefa mbola eto ihany aloha hatramin'izao.
fa tairo ralaza an,tanterao aloha ny safidin'ny fo,avy eo mandinika ny loha
fa tairo ralaza an,tanterao aloha ny safidin'ny fo,avy eo mandinika ny loha