Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
salopard ( 16/06/2008 15:57)
Ravalomanana hahazo diplaôma
Arakin'ny vaovao azonay avy any an-dapa, dia [b]kandida @ fanadinana CEPE androany maraina eny @ EPP Faravohitra ny filoha Ravalomanana[/b] @ 23 Juin izao, ny valimpanadinana, ary dia hahazo ny dipl... tohiny
novalian'i kanota ny 22/06/2008 02:55
razafy4 ( 16/06/2008 15:02)
i belive you céline dion
Mba mitady an'io tononkira io azafady raha azo atao . ... tohiny
novalian'i zandikely ny 16/06/2008 21:33
vivre ( 16/06/2008 11:45)
Ny saiko adala a!, tsy mety minoooo, tsy mety minoooo fa ...
Mba omeo tononkiran'i Voahangy, @ ity hira ity rangaha a!: Ny saiko adala a!, tsy mety minooo, tsy mety minooo fa tsy eo intsony ianao... Misaotra e!... tohiny
novalian'i pissoa ny 16/06/2008 13:46
ravatorano ( 16/06/2008 10:56)
TATITRA : fivoriana izay natao ny 15/06/2008/NSD
Voalohateny dia fisaorana lehibe atolotra ny Mpahary nahafahana indray nanatontosa antsakany sy andavany ilay fivoriana natao tamin\'ny 15 Jiona 2008 tao Antsahabe iny. Isaorana ny namana nikarakara ... tohiny
novalian'i sasa ny 19/06/2008 10:08
badboy ( 16/06/2008 09:17)
Misy fiantraikany ve ny fanambarana hoe tiako ianao?
Misy fiantraikany ve ny fanambarana hoe tiako ianao? (l) ... tohiny
novalian'i kiadi ny 17/06/2008 16:42
rajoelina ( 16/06/2008 08:15)
Resa-dehilahy...
Mbola manja ve Lindsay hatramzao?? http://es.youtube.com/watch?v=cbBJOUdLSgo ;-)... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 19:46
LazaDaddy ( 16/06/2008 05:24)
WYD
group inona no misy an'ikaretsaka amin'io?... tohiny
novalian'i cutie ny 25/07/2008 23:37
LazaDaddy ( 16/06/2008 05:17)
Karaman-dradoko mpitsabo
Hay ve ireto sipakely mpitsabo spesialista ireto mandray hatramina "$1 M per annum" e? Tsy mahagaga raha mikaoty bandy fa tsy hitany ny andaniany ny karamany. hahaha!... tohiny
novalian'i cutie ny 22/06/2008 08:52
ravatorano ( 16/06/2008 04:55)
Nolavin'ny Filoha Ravalomanana ny hanaovana lalana...
Société Marc Ravalomanana. Tous les ans, près de 75 000 jeunes filles et femmes meurent suite à une IVG (Interruption Volontaire de Grossesse). [u][b]Refus catégorique à une loi au... tohiny
novalian'i endrika01 ny 21/06/2008 16:10
rajoelina ( 15/06/2008 21:13)
EURO'08 oops!!
Ny Match any [b]Holande[/b] sy Roumanie aloha zao no tena sarobidy @ [b]18h 00mn[/b] , zany oe mila maresy ry [b]Holande.[/b] Zah maka Holande @ Talata 17 Juin :-D Raha maresy [b]Holande[/b], de... tohiny
novalian'i vaninna ny 18/06/2008 09:43
fijo ( 15/06/2008 20:23)
devoly sy satana
mandinika ny resaka eto aho,dia mijery ny fomba firesaky ny mpino hafa koa,ary mahatsiaro ny fitaizana azoko.nyreniko moa protes. eto aho dia mahatsapa,fa ny mpino protestanta no tena mampiasa io res... tohiny
novalian'i prime ny 08/07/2008 08:57
fijo ( 15/06/2008 19:34)
bodo ,luk mahery
nijery ilay fampisehoan ateto marseille aho.nilay ilay izy,saingy ratsy karakara.voalaza fa hanomboka amin'ny 21h30,nefa tamin'ny 23h10 vao nanomboka. dia tsy iray toerana n bar sy ny kaly.izany hoe ... tohiny
novalian'i fijo ny 17/06/2008 22:20
ravoulpa ( 15/06/2008 19:19)
Ny lalantsika (hiran-nDRALAZA)
Tsara aloha hatramizao ny eto @serasera.org, enga anie hitohy ny fiaraha-miasa Mba mangataka an'io hiran-nDralaza mitondra ny klohateny hoe ny lalantsikaroa io :D ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/06/2008 22:47
xxx ( 15/06/2008 13:18)
barea sy resultat
mba misy afaka milaza ve ny fitantarana antsombitsombiny match barea sy mozambique sy ny fomba filalaon'ny gasy... tohiny
novalian'i xxx ny 15/06/2008 13:50
comptezo ( 15/06/2008 12:10)
SOS pour un DÉSASTRE ÉCOLOGIQUE à MADAGASCAR
[b][i] ÉCOLOGIQUE à MADAGASCAR Bonjour à toutes et à tous, Merci d'envoyer ce mail au maximum que vous pourrez. CA CE PASSE EN CE MOMENT A MADAGASCAR .Comme indiqué au télé... tohiny
novalian'i rhina ny 15/08/2009 10:28
yonikafopl ( 15/06/2008 10:56)
Fikolokoloina tarehy
[quote]Par Don't Miss Dontmiss - Samedi 14 juin, 14h35Quand on demande à Beyoncé quel est son secret de beauté, elle répond : (Publicité) "J'ai une belle peau parce que je ne la lave pas..." ... tohiny
Gie ( 15/06/2008 07:05)
Bony fety daholo ny DADA !
Dada olon-tokana Masoandro amam-bolan'ny fiainako Tsy mitandro hasasarana Tsy mety valalanina Satria mitsinjo an-janany Dada be fitivana Jiro nanazava ny fiainako Niafy dia niafy ianao Nana... tohiny
tslem ( 15/06/2008 05:47)
eritreritra mandalo précédent---
Mety possible ve any @ boite de reception an'ny hafatra mba asiana koa an'ilay hoe mialoha sy manaraka ary farany :°) ... tohiny
robadah ( 14/06/2008 19:06)
Hiran`i TIF A TIF rehetra
mitady ireo hira ireo aho! ok... tohiny
xxx ( 14/06/2008 18:19)
soufle du coeur bebe
iza amin'ny zanakareo no efa tratran' ny soufle coeur de inona ny fanafodiny... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9274