Nolavin'ny Filoha Ravalomanana ny hanaovana lalana...

1. ravatorano ( 16/06/2008 04:55)
Société
Marc Ravalomanana. Tous les ans, près de 75 000 jeunes filles et femmes meurent suite à une IVG (Interruption Volontaire de Grossesse).

Refus catégorique à une loi autorisant l’avortement

« Non à l'avortement ! Il n’est pas question d’autoriser cette pratique. La vie est un don de Dieu », déclare le Président Marc Ravalomanana lors de son passage à Morondava, dans le Menabe, vendredi dernier. «Je sais qu’il y a des gens qui essaient de faire passer un projet de loi sur l’avortement. Mais je ne permettrai jamais sa dépénalisation », souligne le Chef de l’Etat.
En janvier dernier, l’Eglise catholique, à travers l’archevêque Odon Marie Arsène Razanakolona, a aussi condamné catégoriquement ce projet de loi sur l’Interruption Volontaire de Grossesse (IVG).

Peine

En l’état actuel des textes, l’avortement, même après un viol, est interdit à Madagascar. Cette pratique est condamnée par la loi, sauf peut-être pour les cas d’avortement thérapeutique, quand la vie de la mère est en danger ou si le fœtus présente une malformation grave mettant en péril l’enfant à naître. D’ailleurs, toutes les personnes contribuant de près ou de loin à une interruption volontaire de la grossesse (la personne concernée, le médecin, la sage-femme, la matrone, le conjoint, les parents…) sont passibles d’une peine, allant de 6 mois à 10 ans, suivant leurs responsabilités.

Clandestinement

Apparemment, sans tenir compte de cette éventuelle peine, beaucoup de jeunes filles et de femmes ont recours à l’IVG. Malheureusement, tous les ans, près de 75 000 d’entre elles perdent la vie suite à de telles interventions, souvent pratiquées clandestinement hors formation sanitaire et sans assistance médicale.
En fait, la loi sur l’avortement constitue un grand débat de société. Jusqu’à présent, en effet, l’utilisation des méthodes contraceptives, même celles dites naturelles, reste encore relativement faible. Aussi les grossesses non désirées sont-elles très fréquentes. A preuve, une adolescente de moins de 15 ans sur 10 se retrouve déjà avec un enfant dans les bras. Ces jeunes filles sont devenues mères malgré elles. Très tôt, elles devraient assumer et supporter des rôles et des charges beaucoup trop lourds pour leur âge.

v.a.
midi madagasikara
16/06/2008
novalian'i endrika01 ny 21/06/2008 16:10
2. tess ( 16/06/2008 05:21)
aieuuuuu!
dia ahoana izany???? ny pillule lafo vidy tsy taka-bola ny rehtra...
ampianarina manisa andro tsara daholo ny zaza vavy tsy ampy taoana sy ny ampy taona izany......
3. LazaDaddy ( 16/06/2008 05:21)
Tohizo ravalo fa tsara!
4. ainaheri ( 16/06/2008 10:00)
D ampiasao zany ny kapaoty ee :roll: :-P
5. xxx ( 16/06/2008 11:38)
Marina fa tokony hivoatra ny lalana momba an'io tokony étudier na cas par cas! Nefa misy koa ny mampihatra azy de atao lala-kita-kisoa le zavatra de tsy tsara ihany koa!! vao maika aza loza no hita!!! tokony hitady marimaritra iraisana!! na koa atao gratuit (na mora takatry ny rehetra) ny préservatifs!
6. ari.malala ( 16/06/2008 12:26)
tess, tsy hoe lafo ny pillulles, fa efa vulgariser na b aza amizao fotoana izao ny fanabeazana aizana aty ko! za alou mahita hoe tsara ilay tsy nanekena ilay lalàna e!

xxx ny preservatif anie mora sy takatry ny rehetra e :°) ny kapaoty v? 100ar d mahazo pake 1 :°)
7. ikaretsaka ( 16/06/2008 15:26)
aza mamorona aina na manao ny risque rehetra mety hahatafaforona ilay aina rehefa tsy te hanana e...
izay fotsiny
8. tess ( 16/06/2008 19:25)
ka ireny mpianatra medecine ireny no tena mpampiatra io asa io anefa tsy zarizary, izay no mahatonga ny fahafatesana après ny intervention ndraindray...atao eny ankelakelantrano rehetrea eny....ny tiko lazaina, any amzé taiana hanaovana azy fa tsy mba any am hopitaly akory.
ny sage femme koa mpanao an'io......ny fahadiovana no tena tsy ampy sy ny eksperiansa
9. endrika01 ( 16/06/2008 19:29)
Tsara dia tsara lay lalàna vao2,hoan\'ireo manalanala zaza fahatany,manao fanahinina. Ny @resaka viole kosa aloha,raha izaho ohatra no tratran\'io,dia sanatria aho raha hitondra zaza tsy natao tamim-pitiavana fa ni-violer-na;aleoko maty maritiry toy izay hi-souffrir ny douleur physical sy mentale @zaza tsy niriko,fa t@habibina.Hevitro manokana ahy samirery izay. Hiderako be d be,an\'izay namako 1 izay ny fahendrena sy ny fijorony hatr@farany,nitondra ny zaza tsy niriny fa natao t@habibina sy halatra,ry zareo mpivavaka be ao @Temoin. Io sipakely io zany,nisy bandy taratara taminy,de efa nolazainy fa raha tena tia ahy ianao mantsy an le bandy dia andao atao ny mariazy ,zay vao miaraka!Zah mbola madio!De le bandy tezitra be satria tsy nahazo lay fika be. Dia andro paka no nijonony an le sipakely,mody nentiny nisitaka de notriatiny rovitra be ny patalohan le sipa,de nanaparany ny heriny,sady notapenany ny vavan le sipa,no nobedainy ny tanany,ny lohaliny mitraky taolam-be iny nanindriny ny am-bavafon le sipakely. Nitomany izy nody ,nafeniny ny mamany lay rovi-pataloha.3volana taty aoriana de hitany mamany,de zah ozy tsy sahy nitantara we iza lay tsivanona,bevohoka izy,nohentiny lay zaza,sarotra be ny fiterahana,na izany aza tafavoaka soamatsara izy mianaka,lahikely lay zaza.(latsaka ny ranomasoko,t@nitantarany ny tantarany,lay rovi-pataloha hono no porofo ilazany @njanany refa lehibe izy we iza no rainy,ny toetrany):snif::snif::snif:
10. naritsimba ( 17/06/2008 09:38)
izaho dia mandà ankitsirano ny fanalan-jaza.
Raha azo natao izany dia i Maria renin'ny Jesoa no nanao izany voalohany, ary i josefa no nampanao izany voalohany saingy izay ilay fahasahiana ka dia samia mivonona @ izay mitranga.
11. endrika01 ( 17/06/2008 15:19)
naritsimba:

izaho dia mandà ankitsirano ny fanalan-jaza.
Raha azo natao izany dia i Maria renin'ny Jesoa no nanao izany voalohany, ary i josefa no nampanao izany voalohany



tsy mitovy mintsy Masina Maria nahazo zaza t@fanahy Masina sy ny tovovavy ni-violer-na.Samihafa be le sentiment ny iray fifaliana,ny iray souffrance!
12. ari.malala ( 18/06/2008 08:43)
hihihihi, marina izany ry endrika nefa na izany aza tsy tokony halàna ny zaza na azo tamin'ny viol aza a! nga fidiny an'iny zaza iny no niforona tao?
13. rajoelina ( 18/06/2008 09:11)
ainahery:
D ampiasao zany ny kapaoty ee
:-D :-D :-*
14. ravatorano ( 18/06/2008 10:03)
fa maninn no esorina nefa nanao nilakanilaka e
endrika01
15. ari.malala ( 19/06/2008 07:28)
ka izay mantsy hoa! tsy sitrapon'ilay zaza ny hiforona na d ts sitrapon'ilay reniny koa az ano hovoaolana... nohoizany ts tokony hovonoina iny aina kely niforona ts fidiny tao amnao iny...
16. xxx ( 19/06/2008 08:07)
ikaretsaka:

aza mamorona aina na manao ny risque rehetra mety hahatafaforona ilay aina rehefa tsy te hanana e...
izay fotsiny



Fotsiny hoy ianao !!! tout le monde ne s'appelle pas Ikaretsaka , et il n'y a pas que des intelligents sur cette terre :-) .

17. ari.malala ( 19/06/2008 13:13)
8O 8O 8O mila hoe intelligent v vao hahalala hoe refa miray ny lahy sy ny vavy d mety hisy aina miforona??? 8O 8O 8O 8O 8O
18. xxx ( 19/06/2008 14:15)
ari.malala:

8O 8O 8O mila hoe intelligent v vao hahalala hoe refa miray ny lahy sy ny vavy d mety hisy aina miforona??? 8O 8O 8O 8O 8O


Olona mijery forum @ internet tokoa ve tsy hahalala fa mandehana kely ange mankery @ 4mi ery dia anontanio azy hoe inona no fantany momba ny fananahana e ? Ity ampidirina ato dia mahafinaritra no lazainy anao

Moramorain-tsika ery ilay izy satria isika nahita fianarana fa anontanio ny olona miasa @ tena resaka sosialy fa tsy io raisonnement-ntsika io daholo no fomba fisainan'ny olona rehetra @ catégorie rehetra. Ary raha te-hanampy azy dia miezaka mi comprendre azy, miaina toa azy , fa tsy mi imposer bêtement fotsiny hoe izao no tokony ho izy

8O 8O 8O 8O 8O
19. ari.malala ( 20/06/2008 08:14)
cas iray no noteneninao ry xxx, fa misy tokoa anie olona mijery internet sy nandia fianarana fa ts haiko na minia tsy mahalala sa manao fanahiniana fa mbola mitondra aina tsy niriana ary mihevitra ny hanala izany e! ny an 4mis anie aterany ny azy e, ts maka problema izy fa tazoniny ny azy d aterany na d hoe hanahirana azy aza ny hitaiza sy hamelona an'iny! ireny madio saina hoe harena ny zanaka! fa ny ankamaroan'ny nandia fianarana no tsy te ho voaelingelina d mitady solution de facilité hanala zaza sy hamono olona! (enfin fomba fiteny moa ilay hoe tsy nirina fa @ tenin'i zoky ravato hoe nanao nilakanilaka!)
20. endrika01 ( 21/06/2008 05:26)
ari.malala:
hihihihi, marina izany ry endrika nefa na izany aza tsy tokony halàna ny zaza na azo tamin\'ny viol aza a! nga fidiny an\'iny zaza iny no niforona tao?
Tena tsy zakan\'ny adi-dohako akia ry ari.a,marina fa tsifidiny azy ny niforonany tao an-kibo tao,nefa zany fanirina ny hanana zanaka izany!Atao am-pitiavana,feno hasambarana!Nifanarahan ny fo n olon-droa!Zanako tiko ho sambatra hoatran ny zaza rehetra! Na izaho hitondra an iny 9 volana aza tsy ho vitako mintsy,satria hifandimby hiverina ato an-tsaiko lay habibina natao tamiko.Ary tsy ho zakako ihany koa ny hitaiza azy! Misy ndray lay pisipasipa fotsiny,tsy mahay manisa andro sy tsy mahalala ny fotoana tokony sy tsy tokony iharahana(hoatranah tsy mahalala zay atsimo sy avaratra ny @io resaka io;tsy mapmé mintsy fa tena resaka serieux,sekiré keliko izany nefa tafavoaka ihany...)de refa avy eo bevohoka de we esorina,iny lay tena mamono aina;satria zvt niarahana nanao!Ka zah ihany koa dia anisan ny manameloka ny lahy sy ny vavy eto,atao didy henjana mintsy.:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3615