Nolavin'ny Filoha Ravalomanana ny hanaovana lalana...

21. yonikafopl ( 21/06/2008 10:07)
za ndray tsy mankasitraka aho no tsy manda ilay fanalanjaza.
Fa tena eritrereto tsara nge we raha teraka eo iny zaza iny de hijaly sy ho fadiranovana, de tsy mampaninona ilay fiarahamonina ny mahita izany??? , na ianareo tsy manaiky ny fanalanjaza aza ve ohatra, raha miteny zany le oll bevoka we entiko ary de tezao rehefa teraka, de hanaiky an'izany ve nareo??? tsy tonga de ozy ny valinteny ve we te hitetateta hanao an'iny eo kou iza kou no hitaiza an'iny???? Raha sitrapo ndray no nanao ilay zaza, isaky zay mihetsika de lasa zao fona mi krak krak boum boum , de avy eo bevohoka vo minananana.

Ny fanafodiny??? rehefa tsy mahalala momba ny resaka fananahana, rehefa tsy mahazaka ny fokatry ny firaisana ara nofo de aza manao.
22. endrika01 ( 21/06/2008 16:10)
Ny tian\'i ari ahatongavana zany de hoe,hoentina lay zaza.Mety ho vita ihany raha avadika bizna avy eo(lay azo t@habibina na viole)=))zany we zah tsy mila,hoentina 9mois de ateraka,de amidy,hi hi hi ka zah nanaiky ny hahatongavany ety an-tany,fa tsy mila azy mintsy!Ary tsis ome-potsiny,fa zah koa mba very fotoana sy voninahitra nitondra an iny teo.:-D:-D:-D(adi-hevitra e)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1493