soufle du coeur bebe

1. xxx ( 14/06/2008 18:19)
iza amin'ny zanakareo no efa tratran' ny soufle coeur de inona ny fanafodiny
2. sakaizakely ( 16/06/2008 07:10)
Tsy fantatro aloha izany

Fa ny dokotera nanao ny diagnostic ihany no tokony miteny aminao ny fitsaboana mikasika azy. Araho izay lazainy fotsiny

http://www.doctissimo.fr/html/sante/mag_2002/sem01/mag0405/sa_5356_souffle_coeur_enfants.htm
3. xxx ( 16/06/2008 11:32)
spécifique be izany kou , témoignage ho an'izay efa nahita angamba no mety ho azonao eto
4. elyzo ( 18/06/2008 08:05)

Ny tsara dia manantona cardiologue raha vao lazain'ny dokotera fa manao souffle cardiaque ny zaza, izy irery ihany no afaka manazava aminao ny fanafodiny sy izay tokony atao amin'ny zaza!
5. ari.malala ( 18/06/2008 14:35)
fa otran'ny ahoana kay izany manao souffle de coeur izany azafady fa namaky lay tao am doctissimo za fa tsy azoko mintsy ilay fanazavana, ny fisehony ka ilazana fa manao an'io souffle de coeur io ny zaza, d ny zaza iany v no tratran'izy io?
6. elyzo ( 03/07/2008 09:53)
ari.malala> rehefa mihaino amin'ny stethoscope enao dia maheno ny feon'ny fidoboky ny fo we kdoom kdoom, dia aveo misy feona rano misaso tampoka zany! Otran'ireny rano mibosesika tsy omby reny! Ny fisehony ndray dia matetika sempotra ny zaza, tsy dia manana aina firy raha manao effort physique mafy kely!
Izay ihany ngamba no azoko ambara fa resaka lava be ilay izy e!
7. ari.malala ( 03/07/2008 12:01)
hay, misaotra! tsy mbola nisy dokotera niteny ahy aloha hatreto hoe manao anizany ny zanako d misaotra an'Andriamanitra d misaotra an'i elyzo amin'ny fanazavana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2388