Misy fiantraikany ve ny fanambarana hoe tiako ianao?
1. badboy
(
16/06/2008 09:17)
Misy fiantraikany ve ny fanambarana hoe tiako ianao? (l)
novalian'i kiadi ny 17/06/2008 16:42
2. volana1
(
16/06/2008 11:37)
Tena misy fiantraikany mihitsy io, ary io tsy tenintenenina foana, fa rehefa tena tia vao miteny, io koa tsy ampifilafilaina fa tenenina rehefa tiana ilay olona, satria ny filazana izany dia mampilamina ny sain'ny anakiray ary mampirisika azy hijanona aminao. Tsy atao fitaovana ahazoana zavtra hafa koa izy io nefa. Mila tena sincère ny olona rehetra amin'ny fitiavana.
3. rebeccaF
(
16/06/2008 12:54)
Na inona na inona lazainao dia misy fiantraikany any amin'ny hafa foana. Fa ny vokany kosa no samihafa, arakaraky ilay olona sy fifandraianao aminy.
4. tess
(
16/06/2008 14:24)
raha tena teneninao be azy sy asehonao be fa tia azy enao dia mbety ho hararaotiny, hanaovany toetra ratsy, filafila ohatra sns.....
aleo ihany norme dool, ilaina ny miteny an'io fa tsy atao bdb :wink:
aleo ihany norme dool, ilaina ny miteny an'io fa tsy atao bdb :wink:
5. minoulavitra
(
16/06/2008 20:14)
Bonsoir daolo e!
Aleo ry reto tsy miteny a! Misy maminy kokoa ny zavatra rehefa tsy averimberina dridran'Ingilo eo foana. Ny atao dé ampy ahafantarana fa tena tia ilay olona. Amiko manokana @zao fotoana izao dé tsisy fiantrainkany "d'une manière extraordinaire" amikoi ntsony ny filazana oé "tiako enao", "je t'aime" sns zany... Arakaraky ny taona sy ny expériences nandalovana no ananana "récul" betsaka sy ahafahana miteny sy mijoro vavolombelona eto. NY ATAO RO HITA!!! Fa talou t@zà mbola "sipa kely" tsy nihevitra ohatr'izao an). Ka anjaranao mametraka fanontaniana ny mandinika araka ny taonanao sy ny zavatra efa niainanao koa.
Donc, TSISY MARINA 100% ary TSISY DISO KOA ny hevitra rehetra an! Hevitra tera-bary ny eto.
Mety o lasa lavitra ity resaka ity fa eleoko faranana eto ny androany. Tsara ny maita ny hevitry ny maro an : fianarana ny fiainana.

6. badboy
(
16/06/2008 21:13)
Fa tsy teny tahaka ny rehetra ihany ve io? Ohatra hoe tia hisakafo, tia matory......
7. Belami
(
16/06/2008 21:20)
tess:
aleo ihany norme dool, ilaina ny miteny an'io fa tsy atao bdb :wink:
miombokevitra @ tess mihitsy
fa raha toa ka tenenina foana io teny io dia lasa mivadika ho fahalemena ho anilay mpiteny na lasa teny eo imolotra sisa ilay izy ary mankaleo na ny mandre azy @ farany rehefa be loatra.
Aleo ihany norme ozy le akamatsika io ambony io :-D :-D :-D
9. ari.malala
(
17/06/2008 08:00)
mety isy fiantraikany raha aseho am fihetsika fa ts tenintenenina fts amizao
10. xxx
(
17/06/2008 10:27)
za aloha rehefa miteny anio dia misy zavatra tiako ho azo eh,sady diniho koa anie fa ny olona miteny hoe je t'aime izany tsy ianao no tiany fa ny tenany no tsinjoviny ary raha manda ianao ny fandavana tsy midika hoe tsia avy hatrany fa fieritreretana.Jereo ireny miteny oui ireny ?????
11. kiadi
(
17/06/2008 16:42)
raha bandy miteny an'io amiko de tsisy fiantraikany mintsy fa raha i tess de tonga de babo tanteraka ny tenako :-D :-D :-D :-D :-D