EURO'08 oops!!

1. rajoelina ( 15/06/2008 21:13)
Ny Match any Holande sy Roumanie aloha zao no tena sarobidy @ 18h 00mn , zany oe mila maresy ry Holande.

Zah maka Holande @ Talata 17 Juin :-D

Raha maresy Holande, de zay mikofokofoka tsara ny hijery baolina @ 20h 45 France - Italie.

Allez les bleus!!!

;-)
novalian'i vaninna ny 18/06/2008 09:43
2. zandikely ( 15/06/2008 22:42)
Ho raraka France sy Italie e: Mahaiza mihonona fa toy izao ny scenario hitranga eo:
- Hollande 2 - Romanie 0
-France 1- Italie 1

Romanie no miakatra
3. ravatorano ( 16/06/2008 05:03)
za maka roumanie kosa amin 'io d avy d mazava hoe miara raraka i la frantsa sy italie
raha ireny kosa ny fomba filalaon'ireo frantsay d tsy ho tafa mihitsy zareo e
allez y roumanie

Roumanie 2 ary Hollande 1

Za tsy hijery france - italie tsony avieo fa mbola mampmé :-P :-P :-P
4. rabingogilabanga ( 16/06/2008 08:21)
mba asiako argumnet kely aloha, fa le hoe za manka ny atsy, i toi manka ny aroa, toa gratuit loatra:

-voalohany raha tsy diso aho toa @ ora mitovy no atao ny lalao, ka toa tsy hitombina le hoe: hijery hollande-roumanie, dia avy eo hijery France-Italie
-roumanie mandresy hollandais:
-satria raraka i Italie sy France izay adversaire atahorana ihany any
aoriana any, ho an'ny hollandais(tsy fantatra izay hitranga @ ny finale na
ny demi-finale)
-Equipe B no hampanaovin'ny Hollandais, @ izay mba manka experience
ny joueur remplaçant, no manka aina ny joueur titulaire

sa ahoana?
mba mi-cadrer sy mi-alimenter ny debat , aho fa tsy misy raha haiko loatra
5. ainaheri ( 16/06/2008 10:23)
Za ndray maka zay tafakatra eo :-D :-D :-D :-D
6. ainaheri ( 16/06/2008 10:30)
Sady avelao any raraka any lafrantsa fa tsy mamely na ny mpitantara aza mbola manambony moraly fona na d efa hita we tsy lasa,natao interview ngahy Gregory d ny teny namafisiny we ,tsy possible ny roumanie handresy ny pays-bas zany,nalefany mialoha ny azy ny msg zany ho an'-dry zareo mpilalao hollandais :P
7. zandikely ( 16/06/2008 12:35)
Mety copie conforme Portugal-Suisse io Match Romanie-Hollande io, asa moa izay handaminan'i Van Basten ny ekipany eo.
Fa ny Match roa ireo kosa tsy miaraka fa Romanie-Hollande no aloha avy eo vao France-Italie
- Na dia resy koa i Romanie, tsy azo antoka hoe handresy an'i Italie France amin'izao, ratsy be ny fomba filalaovan'izy ireo, ny défense point fort hatramin'izay nigorabaka. Sady tendu iany koa ny ambiance dans le camp Français.
8. rebeccaF ( 16/06/2008 13:19)

Zandikely: miombon-kevitra aminao aho!

Na handresy aza aloha Roumanie mba tsara ihany ny mijery ny match an'i Frantsa sy Italy e. Isany match tsara io satria tena hiady tokoa. Samy tsy te hisy farany mantsy.
Hatramin'izao aloha Frantsa ny gidamaimbo e!
9. rabingogilabanga ( 16/06/2008 14:16)
@ ora iray no hatao ny 2 Match, fa ny fandefasana azy @ tele no hifandimby sinon:
-Raha mandresy an'i Hollande ny roumanie, na Italie na I france tsy hanao lalao tsara intsony, efa hay fa raraka ry zareo.
-raha match-nul indray ny hollande sy roumanie, dia mitovy ihany, tsy hisy mpijery hijery ny match Italie france intsony, tsy hisy loka hatao
-mba hi-eviter na ny calcul madinidinika ny joueurs koa, sady tsy mandeha ny audience tele, dia tsy miditra ny vola @ ny PUB....

tsy adala akory ny federation, sy ny euro league

sa....
-
10. Ralay ( 16/06/2008 14:47)
Marina ny voalaza teo ambony fa miaraka manomboka ny lalao anankiroa izay samy amin'ny 20H45.(W9 sy M6) ho an'izay ao Frantsa.
Mazava ho azy fa zoera remplaçants no ampanaovin'ny Pays-bas satria izy efa tafiakatra 1/4 ny zantony dia tsotra mba hisorohana ny blessure mety hahazo ny zoera titulaires amin'ny dingana manaraka.
Marina koa ny voalaza teo ambony hoe adversera atahorana ao aoriana (1/2 na finale) ve dia mbola ho ampiakarina.
Noho izany dia tsy misy fanantenana intsony na Italie na Frantsa kanefa baolina miady ihany anefa satria efa adversera mifankiahala hatramin'izay ireo roa ireo.
Adieu les bleussssssssss
Ciao les tifôziiiiiiiiiiiiiii
:-D =))
11. zama91 ( 16/06/2008 16:17)
rajoelina:

Ny Match any Holande sy Roumanie aloha zao no tena sarobidy @ 18h 00mn , zany oe mila maresy ry Holande.

Zah maka Holande @ Talata 17 Juin :-D

Raha maresy Holande, de zay mikofokofoka tsara ny hijery baolina @ 20h 45 France - Italie.

Allez les bleus!!!

;-)

Araka ny tokony ho izy ny 3match en meme temps izany hoe romanie sy paybas meme heure que ny italie sy france,mba tsy hisian'ny arrangement toy ny mondial 82 .
12. onjah ( 16/06/2008 16:27)
Araky ny efa voalazako dia miankina amin-dry zareo Roumain ihany io. Raha mahay manararaotra ry zareo, sahala amin'ilay nataon-dry zareo Suisse raha nifanandrina tamin'ny ekipan'i Portugal farany teo iny.
Mazava hoazy mantsy fa ireo remplaçant no handray anjara amin'io lalao io.
13. rajoelina ( 17/06/2008 05:41)
onjah: tena marina izany, fa mety reo ramplcant reo koa mety hafaty baolina :lol:

;-)
14. simplex ( 17/06/2008 17:56)


tonga dia asivo rano mangatsiaka eo akain'la ry rajou an :°) :)

;-)
15. vaninna ( 18/06/2008 00:05)
ntsôôô
vizan'ny Arbitrage a la maffioso ny frantsay
vizan'ny italiana fatsoralahy, tsy mampiasa teknika, fa mitady penalty sy mivelona @ fandakana olona fa tsy baolina !!

Mbola tsy zatra an'izany fomba italianina zany foana v ry Henry é!
bye bye dia a la prochaine euro ndray LES BLEUS !!!
16. ikotoleta ( 18/06/2008 01:13)
vaninna:

ntsôôô
vizan'ny Arbitrage a la maffioso ny frantsay
vizan'ny italiana fatsoralahy, tsy mampiasa teknika, fa mitady penalty sy mivelona @ fandakana olona fa tsy baolina !!

Mbola tsy zatra an'izany fomba italianina zany foana v ry Henry é!
bye bye dia a la prochaine euro ndray LES BLEUS !!!


:arrow: refa resy de mody oe mafia :!: :!:

0-0 @italia=Bleu+zidane
2-0 @italia=bleu-zidane
:arrow: nande retirety ny but 2 any les bleus :D :) :( :o 8O :? 8) :lol: :x :P :oops: ;-) :^) :-D :-P 8-) :°) :idea: :!: :arrow: :roll: :wink:
17. vaninna ( 18/06/2008 09:43)
ikotoleta:

vaninna:

ntsôôô
vizan'ny Arbitrage a la maffioso ny frantsay
vizan'ny italiana fatsoralahy, tsy mampiasa teknika, fa mitady penalty sy mivelona @ fandakana olona fa tsy baolina !!

Mbola tsy zatra an'izany fomba italianina zany foana v ry Henry é!
bye bye dia a la prochaine euro ndray LES BLEUS !!!


:arrow: refa resy de mody oe mafia :!: :!:

0-0 @italia=Bleu+zidane
2-0 @italia=bleu-zidane
:arrow: nande retirety ny but 2 any les bleus :D :) :( :o 8O :? 8) :lol: :x :P :oops: ;-) :^) :-D :-P 8-) :°) :idea: :!: :arrow: :roll: :wink:



ka zany hono anie ny "raison de la defaite é"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1859