Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ni81 ( 13/06/2008 14:22)
NOSY BE 14 taona dia efa mivaro-tena
Zazavavy kely vao 14 taona dia efa mivaro-tena ao Nosy Be. Tsy misy fahamenarana intsony. Tsy misy fepetra matotra rahateo raisin’ny tompon’andraikitra ao an-toerana. Mahakivy ny mijery ny fiai... tohiny
novalian'i RTsongy ny 21/10/2008 21:23
jenni ( 13/06/2008 12:05)
Mitady ilay hira "Antsika Jiaby" Njakatiana
Manahoana daholo Mba mitady ilay tononkira "Antsika Jiaby" Njakatiana Misaotra betsaka... tohiny
novalian'i melody ny 13/06/2008 17:53
ari.malala ( 13/06/2008 09:27)
amitié madio entre lelà sy vevavy
Miarahaba ny mpisera e! Hono hoa e, miantefa am lelà ty fanontaniana ity, fa tena tsy possible mints ve ny lelà s ny vevavy mpinamana tsotra fa ts maints asina fona hoe nef za tara b amnao e, nda... tohiny
novalian'i maverikr ny 06/10/2008 13:23
miscene ( 13/06/2008 08:43)
vonjeo fa vôfitaka!
slt dôly! ,tena na ny hiteny azy aminareo ary mahamenatra ahy satria sendra tsy nanmpoizina aho,asa na naharay kou nareo ao @ mail nareo misy an'lé hoé gagnant coca cola !,nahazo 1000.000eur hono a... tohiny
mpihira ( 13/06/2008 08:31)
SOIRÉE FETE DE L'INDEPENDANCE LA ROCHE YON SAMEDI 28 JUIN
l'ASSOCIATION kANTO ORGANISE UNE SOIIRÉE MALGACHE diner spectacle dansant à l'occasion de la fêye de l('indépendance à LA SALE DES FETS DU BOURS SOUS LA ROCHE 0 PARTIR DE 19H programm... tohiny
novalian'i chrislyd2 ny 19/06/2008 17:48
sakaizakely ( 13/06/2008 08:30)
ny vady
sarotra hono ny mahita vady amzao ftôna sarotra be koa ny mitazona azy nefa mbola gidraka be koa ny fanoloana azy inn no mba vahaolana mahomby ? aleo ihany selibany ve :?: ;-) ... tohiny
mabloo ( 13/06/2008 06:58)
zoky Toty
tena naheno ity tary iray oah za dia tena nalahelo an'i zoky Toty mihitsy e! ohatrany mihaino Toty quintet ny mihaino ilay sangan'asa e! http://www.dailymotion.com/relevance/search/richard%2Bbona/... tohiny
niryna ( 13/06/2008 06:27)
Voaloboka: Ny sampany izay tsy mamoa dia esorina
Raha mamboly voaloboka izao isika ,na zavatra hafa na voatabia dia tapahina ny sampana izay malazo,maty,tsy mamoa fa manimba ilay vokatra.Inona no antony? Ny tenin'Atra dia manambara amintsika fa... tohiny
novalian'i niryna ny 23/07/2008 04:39
ni81 ( 13/06/2008 05:52)
Toro hevitra momba ny tanana sy ny hoho
Raha tiana halefaka ny tanana ary tiana ho mafy tsara ny hoho dia ity misy toro hevitra tsotsotra: 10 cl huile de ricin (na tseroka no filazan'ny malagasy an'io) 10 cl huile d'olive Ranon'ny voasar... tohiny
novalian'i xxx ny 16/06/2008 13:04
ari.malala ( 13/06/2008 05:38)
bonaniversera naritsimba
Miarahaba an'i Zoky Naritsimba nahatratra ny tsingerin-taona nahaterahany e! d mirary soa, hahatratra ny manaraka bedabe mbola hifandimby o!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 15/06/2008 14:58
takona ( 13/06/2008 04:55)
asandratro
mangataka ny tonon-kiran'ny Antsa an'i kristy hoe ASANDRATRO AHO misaotra mialoha... tohiny
Solitikabe ( 13/06/2008 03:32)
Sold sold, tongava izay hividy eh
Ho anareo vahiny, tsy Gasy tsy Karana na Sinoa teratany, tongava mividy fa Madagasikara no amidy. Ireto ny santionany koa aza miveravera. [url]http://www.panafrican.com/documents/MRA%204%202005%20-%... tohiny
novalian'i rahiratra ny 18/06/2008 03:21
bazylou ( 12/06/2008 23:51)
ie ka ahaoana indray hono e
:P :P ... tohiny
novalian'i tsimati ny 05/07/2008 11:32
fijo ( 12/06/2008 22:15)
fanamarihana
isika gasy moa somary manisy sira kely ihany,ka asiako fanamarihana kely,ny momba an'i "jean louis ravelomanantsoa"ilay voalaza ary malaza fa nandresy tamin'ny lalao olimpika natao tany mexico tamin'n... tohiny
ni81 ( 12/06/2008 20:54)
Toro hevitra momba ny tanana sy ny hoho
Raha tiana halefaka ny tanana ary tiana ho mafy tsara ny hoho dia ity misy toro hevitra tsotsotra: 10 cl huile de ricin (na tseroka no filazan'ny malagasy an'io) 10 cl huile d'olive Ranon'ny voasar... tohiny
novalian'i kikisi ny 27/06/2008 06:35
badboy ( 12/06/2008 20:52)
A/tra ihany ve no tokony hisaorana??
Tsisy tsy nahita angamba ilay firamanidina nirehitra tao Soudan ka nahafaty olona 30. Rehefa nivoaka ireo voavonjin'ny mpamono afo, dia ny teniny voalohany dia hoe :"A/tra no nanavotra anay"!! Tsara i... tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2008 19:50
Belami ( 12/06/2008 20:00)
laza adina
iza no mahazo le laza adina ? za tsy mahazo mihitsy !!... tohiny
novalian'i Belami ny 19/06/2008 23:21
kiadi ( 12/06/2008 19:44)
orona
http://www.dailymotion.com/related/8161980/video/x2gbho_decathlon-remi-gaillard... tohiny
sipagasy ( 12/06/2008 19:40)
LAA 100 TAONA SAHADY!
Miarahaba ny rehetra, Lycée Andohalo Antananatovo, 100 taona nijoroana, namolavolana, ary koa nitaizana andian'olona maro. Sao mba isan'izany ianao?? Raha any an-toerana ianao dia tsarovy fa misy... tohiny
kiadi ( 12/06/2008 19:36)
sega malagasy sa tsy segamalohia
http://www.dailymotion.com/related/8161980/video/x31ban_rubinahfitiavako-anao_music... tohiny
novalian'i kiadi ny 13/06/2008 15:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7295