A/tra ihany ve no tokony hisaorana??
1. badboy
(
12/06/2008 20:52)
Tsisy tsy nahita angamba ilay firamanidina nirehitra tao Soudan ka nahafaty olona 30. Rehefa nivoaka ireo voavonjin'ny mpamono afo, dia ny teniny voalohany dia hoe :"A/tra no nanavotra anay"!! Tsara ilay mahatsiaro ny anaran'A/tra ary inoan fa be ny manao izany.
Saingy tsy nisy fanononana na kely aza ny fisaorana ireo olona nanantanteraka ny fanavotana azireo! Tsy vatak'azo akory no tonga niatrika ny afo fa olona nofo sy rà! Raha tsy nanao ny asany ireo dia izy mianakavy tao anaty avion mety ho lasa vovoka daholo!
Marihina fa tany silamo ilay nisian'ilay loza! Tsy mahagaga hoy ianao sy izaho! Ny olana dia rehefa atehitra @ A/tra daholo ny zavadrehetra atao sy ny vokany, dia miala andraikitra ka mialokaloka ao ambadik'ilay hoe izay no sitrapon'A/tra. Sao dia lasa lavitra loatra ilay fitenenana hoe "raha sitrapon'A/tra" nefa olona no ao ambadika!!!!

novalian'i fijo ny 15/06/2008 19:50
2. fijo
(
12/06/2008 20:57)
izay,ilay olona namonjy toa gisa ,fa le revy fotsinyno isaorana.izay le tsy voako.
3. RAKVOL
(
12/06/2008 23:15)
Fanotaniana tsy tokony apetraka izany , ianao ihany mahalala ny valiny fa mila toky fotsiny ;
4. niryna
(
13/06/2008 06:01)
badboy ::
A/tra ihany ve no tokony hisaorana??
Tsisy tsy nahita angamba ilay firamanidina nirehitra tao Soudan ka nahafaty olona 30. Rehefa nivoaka ireo voavonjin'ny mpamono afo, dia ny teniny voalohany dia hoe :"A/tra no nanavotra anay"!! Tsara ilay mahatsiaro ny anaran'A/tra ary inoan fa be ny manao izany.
Saingy tsy nisy fanononana na kely aza ny fisaorana ireo olona nanantanteraka ny fanavotana azireo! Tsy vatak'azo akory no tonga niatrika ny afo fa olona nofo sy rà! Raha tsy nanao ny asany ireo dia izy mianakavy tao anaty avion mety ho lasa vovoka daholo!
Marihina fa tany silamo ilay nisian'ilay loza! Tsy mahagaga hoy ianao sy izaho! Ny olana dia rehefa atehitra @ A/tra daholo ny zavadrehetra atao sy ny vokany, dia miala andraikitra ka mialokaloka ao ambadik'ilay hoe izay no sitrapon'A/tra. Sao dia lasa lavitra loatra ilay fitenenana hoe "raha sitrapon'A/tra" nefa olona no ao ambadika!!!!
RAKVOL :
ianao ihany mahalala ny valiny
=D>
5. rebeccaF
(
13/06/2008 08:05)
Fomba fijery hafa sy fomba fiainana hafa noho ny anao ny azy ka aza malaky mitsara loatra.
Raha fisaorana an'Andriamanitra no mipololotra voalohany ny vavan'ireo olona ireo dia tsy midika akory izany hoe tsy nisy fankasitrahana an'ireo olona tonga namonjy voina. Ary ny filazanao fa tany silamo no nisian'ilay loza, dia manafy fa tany ny mpino io, ary tanin'ny olona mifikitra amin'Andriamanitra.
Samihafa mihitsy tamin'izay nitranga tany Amerika ny zava-nisy. Ny tany dia ireo mpamonjy haitrano maty no nahindrahindra. Nefa tao ambadik'izay dia aza adino fa nisaotra an'Andriamanitra koa iizay mpino, ary nisy tsy mpino koa aza.
Ny tiako lazaina dia hoe: izay be ao am-po no voatonin'ny vava rehefa misy manjo. Ho an'ny silamo dia Andriamanitra no ao am-pony, ka izay no voalazany voalohany raha misy ny loza, na fahasoavana azony. Ho an'ny amerikana, izay manindrahindra ny olona sy ny asa, dia tsy mahagaga raha ny olona sy ny zavatra nataony no voateny voalohany.
Tsy midika velively ireo fa ny mpino dia olona tsy mba manisy sira ny olombelona sy ny zava-bitany. Tsy midika koa fa raha tsy mahatonona ny anaran'Andriamanitra dia manadino azy tanteraka. Tontolo roa samihafa no misy ireo, ary toetra roa samihafa koa.
Aza adino fa ny fanekena ny Fisian'ndriamanitra, dia FANEKENA ihany koa ny FIARAHA-MIASA aminy. Ny mpino dia manaiky fa tsy irery manao ny asa. Saingy manda kosa ny hoe: Andriamanitra irery no avela miasa, fa izaho hatoritory (hanantena fahagaga, na mana milatsaka avy any an-danitra sns....)
Ny maha mpino izany dia miteraka andraikitra, sy fanantaterahana. Izany hoe, ny mpino dia un etre conscient-libre-responsable: Mahalala ny atao, manatanteraka izany an-kalalahana tanteraka, ary manaiky ho tompon'andriakitra amin'izay ataony.
Ny mampiavaka azy amin'ny hafa dia izao: Izy rehefa manao acte iray, dia mikendry mandrakariva ny voninahitr'Andriamanitra. Izany hoe, izay ataony dia ataony tsy ho an'ny tenany ihany fa ho an'ny hafa koa. Ka raha manasoa ny olona iray izy, dia tsy mitady sitraka ho azy mihitsy, fa mikatsaka izay hahasoa ny mpiara-belona aminy: TIAVO NY NAMANAO TAHAKA NY TENANAO. Izany dia hofankasitraha an'Andriamanitra sy ho voninahiny. Ny sitraka avy amin'ny olona dia raisiny tokoa, fa ny tena valisoa andrasany dia izay nampanantenain'Andriamanitra ho azy.
Ny malagasy aza nilaza hoe: "ny soa atao levenam-bola"
Mbola be ny tiana holazaina nefa efa lava izay voalaza.

6. badboy
(
13/06/2008 09:11)
rebeccaF:
Fomba fijery hafa sy fomba fiainana hafa noho ny anao ny azy ka aza malaky mitsara loatra.
Ny mampiavaka azy amin'ny hafa dia izao: Izy rehefa manao acte iray, dia mikendry mandrakariva ny voninahitr'Andriamanitra. Izany hoe, izay ataony dia ataony tsy ho an'ny tenany ihany fa ho an'ny hafa koa. Ka raha manasoa ny olona iray izy, dia tsy mitady sitraka ho azy mihitsy, fa mikatsaka izay hahasoa ny mpiara-belona aminy: TIAVO NY NAMANAO TAHAKA NY TENANAO. Izany dia hofankasitraha an'Andriamanitra sy ho voninahiny. Ny sitraka avy amin'ny olona dia raisiny tokoa, fa ny tena valisoa andrasany dia izay nampanantenain'Andriamanitra ho azy.
Ny malagasy aza nilaza hoe: "ny soa atao levenam-bola"
Mbola be ny tiana holazaina nefa efa lava izay voalaza.
Misaotra anao manohana ny firehankevitry ny mpametraka baomba!! Io teninao io no hita tao anaty K7 de précepte tratra tany @ ireo akaman'ny mpametraka baomba!!!
^^ ^^ ^^ ^^
7. badboy
(
13/06/2008 09:15)
RAKVOL:
Fanotaniana tsy tokony apetraka izany , ianao ihany mahalala ny valiny fa mila toky fotsiny ;
Fa maninona moa no tsy tokony hapetraka ilay fanotaniana??? Manelingelina angaha ilay filazanko hoe mitsoaka andraikitra izay mampiatehitra an'A/tra ny ataony rehetra sy ny vokany???? Ao anatin'ireo angaha ianao ranamana????
:^) :^) :^) :^) :^)
8. prime
(
13/06/2008 10:53)
badboy> tsara ilay fanamarihana...
Raha mpino ireo namonjy ireo dia tsy mila sitraka na dia kely aza ny tamin'ny asa soa nataony... tsy eto ny tambiny fa rehefa "any"...
Raha tsy mpino ireo namonjy ireo dia tena zava-dehibe aminy ny fankasitrahana na dia kely monja aza...
Mba tsy isian'ny adihevitra betsaka toa izao dia fahendrena hatrany tokoa ny misaotra an'Andriamanitra ary manome voninahitra Azy tamin'ny famonjena vitany... fa tsy mahafaty velively koa ny mankasitraka sy manipy fisaorana ho an'ireo mpamonjy voina sy nanao ny ainy tsy ho zavatra mba ho famonjena ny maro tao anaty voina...

9. fahamarinana
(
13/06/2008 11:10)
prime:
fahendrena hatrany tokoa ny misaotra an'Andriamanitra ary manome voninahitra Azy tamin'ny famonjena vitany... fa tsy mahafaty velively koa ny mankasitraka sy manipy fisaorana ho an'ireo mpamonjy voina sy nanao ny ainy tsy ho zavatra mba ho famonjena ny maro tao anaty voina...
:arrow:=D> =D> ,marina tanteraka (l)
10. rebeccaF
(
13/06/2008 12:05)
Hoy aho:
Ny mampiavaka azy amin'ny hafa dia izao: Izy rehefa manao acte iray, dia mikendry mandrakariva ny voninahitr'Andriamanitra. Izany hoe, izay ataony dia ataony tsy ho an'ny tenany ihany fa ho an'ny hafa koa. Ka raha manasoa ny olona iray izy, dia tsy mitady sitraka ho azy mihitsy, fa mikatsaka izay hahasoa ny mpiara-belona aminy: TIAVO NY NAMANAO TAHAKA NY TENANAO. Izany dia hofankasitraha an'Andriamanitra sy ho voninahiny. Ny sitraka avy amin'ny olona dia raisiny tokoa, fa ny tena valisoa andrasany dia izay nampanantenain'Andriamanitra ho azy.
Ny malagasy aza nilaza hoe: "ny soa atao levenam-bola".
Raha misy fahendrena mihoatra an'io, ary tsara noho io hitanao ry badboy dia lazao! Fa na hevitra mpametraka baomba io, na hevitra iza... Amiko dia io no marina sy tsara. Asehoy raha misy tsara noho io any aminao.
Aoka koa ho fantatrao fa ny VONINAHITR'ANDRIAMANITRA dia ny fahaveloman'ny olona fa tsy fahafatesany akory.
Ny fametrahana Bomba dia tsy fanasoavana ny mpiara-belona fa fanimbana azy,
Famonona olona.

11. badboy
(
13/06/2008 14:39)
rebeccaf >> hoy ianao : Raha misy fahendrena mihoatra an'io, ary tsara noho io hitanao ry badboy dia lazao! Fa na hevitra mpametraka baomba io, na hevitra iza... Amiko dia io no marina sy tsara. Asehoy raha misy tsara noho io any aminao.
Aoka koa ho fantatrao fa ny VONINAHITR'ANDRIAMANITRA dia ny fahaveloman'ny olona fa tsy fahafatesany akory.
Ny fametrahana Bomba dia tsy fanasoavana ny mpiara-belona fa fanimbana azy,
Famonona olona.
F'angaha moa tsy fitiavany ny namany na mpiaramonina aminy no nanapoahany tena?? Tsy A/tra angaha moa no homeny voninahitra rehefa miara mipoaka @ baomba izireo??? Tsy miantso "allah okba" anga izy rehefa hamoy ny ainy mba hanavotany ny piaramonina aminy???
Ka ilay fahendrena lazainao ho tena tsara indrindra toa zavatra hafa rehefa tena hampiarin'ireo mampiasa azy arabakiteny!!!

12. badboy
(
13/06/2008 14:48)
rebeccaf >> hoy koa ianao manaraka hoe : Raha mpino ireo namonjy ireo dia tsy mila sitraka na dia kely aza ny tamin'ny asa soa nataony... tsy eto ny tambiny fa rehefa "any"...
Ianao zany azoko inoana fa tena mpino, dia mandainga ianao raha milaza amiko hoe tsy mbola tezitra mihintsy ianao hatr'izay rehefa tsy nisaoran'ilay olona nampianao!!!
Dia ohatrinona na inona no efa nomenao ireo ao andralanitra??? Efa nampiatrano olona hitanao matory andalana sy tsy fantatrao ve ianao???? Tsisy hifandraisany hoy ianao, dia izaho milaza aminao hoe mitovy ihany tsika satria samy tia tena daholo!!! Alohan'ny hikatsahanao ilay any ambony aloha dia vereno dinihina kely ny zavatra ataonao andavan'andro @ ireo manodidina anao dia ho hitanao fa lavitra ilay varavarana katsahanao ianao!
Tsara ilay milaza hoe any ambony ny valiny no andrasana, fa aza adino fa eto antany ianao ka tsy maintsy miaina ny fiainana eto antany fa tsy anjely mitsengevana eny ambony rahona akory!! ;-) ;-) ;-)

13. Ilo
(
13/06/2008 16:10)
badboy:
Ianao zany azoko inoana fa tena mpino, dia mandainga ianao raha milaza amiko hoe tsy mbola tezitra mihintsy ianao hatr'izay rehefa tsy nisaoran'ilay olona nampianao!!!
Ny zanak'A/tra tsy tokony hila sitraka aman'olona izany, sady tsaratsara kokoa anie ny fankasitrahana avy @ A/tra e! :wink:
Fa @ maha-olombelona nofo sy ra dia mety tezitra ihany isika rehefa tsy nisaoran'ilay olona nampianao. Fa @ maha-zanak'A/tra antsika dia tokony hahatsiaro tena isika ka hametraka ny voninahitra ho an'A/tra. Sady izay manetry tena anie no hasandratr'e!
A/tra no tokony homena voninahitra voalohany indrindra @ zavatra rehetra fa tsy manakana kosa aloha izany ny hisaorantsika ny olona izay manampy antsika.
Isika tokony hazoto hanome, hanampy ny hafa fa tsy miandry homena sy ampiana... (l) (l) (l)
14. ikaretsaka
(
13/06/2008 17:20)
nisy fanontaniana miharo fanoharana izay napetrako t@ na olona client-ko t@ fanorenana trano izay raha izaho ihany no nisaorany!
ireo marobe ireo koa anie hoa izy aby e! na ilay nitaion-drano nanaoana ny lalotrao aza fa tsy izaho fotsiny, isaory kao hoa ny biriky fa raha tsy ni existe sy nanao ny asany ny biriky dia tsy ni existe ny tranonao

15. xxx
(
13/06/2008 17:26)
badboy:
F'angaha moa tsy fitiavany ny namany na mpiaramonina aminy no nanapoahany tena?? Tsy A/tra angaha moa no homeny voninahitra rehefa miara mipoaka @ baomba izireo??? Tsy miantso "allah okba" anga izy rehefa hamoy ny ainy mba hanavotany ny piaramonina aminy???
Ka ilay fahendrena lazainao ho tena tsara indrindra toa zavatra hafa rehefa tena hampiarin'ireo mampiasa azy arabakiteny!!!
Asio fanavahana ny hoe "Andriamanitra" sy ny hoe "Heverin'ny olona fa Andriamanitra", ary ny hoe "Mody lazaina fa Andriamanitra"
Asio fanavahana ny Fitiavana, sy izay Heverin'ny olona hoe Fitiavana ary izay Mody lazain'ny olona hoe Fitiavana.
Ankoatra izay, raiso manontolo ny tenin'ny olona fa aza dia raisina araka izay hitiavana azy. Jereo ny tenin'i Rebecca voalohany fa nataonao hoe
Fomba fijery hafa sy fomba fiainana hafa noho ny anao ny azy ka aza malaky mitsara loatra.
Ny mampiavaka azy amin'ny hafa dia izao: Izy rehefa manao acte iray, dia mikendry mandrakariva ny voninahitr'Andriamanitra. Izany hoe, izay ataony dia ataony tsy ho an'ny tenany ihany fa ho an'ny hafa koa. Ka raha manasoa ny olona iray izy, dia tsy mitady sitraka ho azy mihitsy, fa mikatsaka izay hahasoa ny mpiara-belona aminy: TIAVO NY NAMANAO TAHAKA NY TENANAO. Izany dia hofankasitraha an'Andriamanitra sy ho voninahiny. Ny sitraka avy amin'ny olona dia raisiny tokoa, fa ny tena valisoa andrasany dia izay nampanantenain'Andriamanitra ho azy.
Ny malagasy aza nilaza hoe: "ny soa atao levenam-bola"
Mbola be ny tiana holazaina nefa efa lava izay voalaza.
Misy paragraphes be dia be esorinao, dia avy eo ianao tonga dia nitsambikina amin'ny hoe manohana ny firehan-kevitry ny mpametraka baomba izy.
badboy:
rebeccaf >> hoy koa ianao manaraka hoe : Raha mpino ireo namonjy ireo dia tsy mila sitraka na dia kely aza ny tamin'ny asa soa nataony... tsy eto ny tambiny fa rehefa "any"...
Toa Tsy i rebeccaf no niteny an'io fa avereno vakiana.
-------------------
Amiko manokana aloha, tsara ny mahay mankasitraka ny mpiara-belona amintsika. Endrika iray hisehoan'ny fankasitrahantsika an'Andriamanitra koa izany. Ny mety mitranga kosa nefa dia tsy mitovy ny endrika hankasitrahantsika ny olona miara-miaina amintsika, sy ny fomba tiany ankasitrahantsika azy. Miaina anaty fiaraha-monina isika mpino.
16. badboy
(
14/06/2008 09:53)
xxx >> Hoy ianao hoe : Asio fanavahana ny hoe "Andriamanitra" sy ny hoe "Heverin'ny olona fa Andriamanitra", ary ny hoe "Mody lazaina fa Andriamanitra"
Asio fanavahana ny Fitiavana, sy izay Heverin'ny olona hoe Fitiavana ary izay Mody lazain'ny olona hoe Fitiavana.
Dia hoy aho hoe :
1- Mametraka avy hatrany ianao eto fa ianao mahalala ilay hoe tena A/tra fa tsy ireo nametraka baomba!! Ny tianao ho lazaina ve eto dia ny mahadiso fivavahana ny silamo???
2- Apetrakao koa fa hafa ny tena fitiavana, teneno koa hoe inona ilay izy satria ilay tiavo ny namanao tahaka ny tenanao no nanapoahany baomba!!
Manarak'izay, averiko eto ny nolazaiko t@ rebecaff : iano io ve raxxx, izay milaza ho mpino, mba efa nampiatrano olona hitanao nagatsika tena andalambe na nanome vola na fanampiana anandralanitra?? Ilay milaza hoe mpino tsy ampy fa tokony hampiarinao avokoa ireo voalaza raha tena izay no tianao hiantsoana anao! Raha tsy izay dia manao tahaka ireo fariseo ianao ka mpino ambava fotsiny!!!! ;-) ;-) ;-)

17. xxx
(
14/06/2008 13:02)
badboy:
Dia hoy aho hoe :
1- Mametraka avy hatrany ianao eto fa ianao mahalala ilay hoe tena A/tra fa tsy ireo nametraka baomba!! Ny tianao ho lazaina ve eto dia ny mahadiso fivavahana ny silamo???
Dia anontaniako ianao : Aminao ve, aminao hoy aho fa tsy hoe amin'ny silamo, mahazo voninahitra Andriamanitra rehefa mifamono ny olona ?
badboy:
2- Apetrakao koa fa hafa ny tena fitiavana, teneno koa hoe inona ilay izy satria ilay tiavo ny namanao tahaka ny tenanao no nanapoahany baomba!!
Dia mbola anontaniako indray i badboy ary hoe tena Fitiavana ve aminao ny fanapoahana baomba ? Tsy ny hevitry ny silamo no anontaniako anao, fa ny hevitrao.
badboy:
Manarak'izay, averiko eto ny nolazaiko t@ rebecaff : iano io ve raxxx, izay milaza ho mpino, mba efa nampiatrano olona hitanao nagatsika tena andalambe na nanome vola na fanampiana anandralanitra?? Ilay milaza hoe mpino tsy ampy fa tokony hampiarinao avokoa ireo voalaza raha tena izay no tianao hiantsoana anao! Raha tsy izay dia manao tahaka ireo fariseo ianao ka mpino ambava fotsiny!!!!
Aza mampihomehy ! :lol:
Dia inona no hilako an'io soratrao io ? Inona no hidiran'io amin'ny zavatra nosoratako ? Ny ady hevitra tohizina raha misy havaly ahy ianao, fa aza mendamenda hiditra any amin'ny conscience-ko ! Raha tena sakana be tsy hahafahanao manohy ny ady hevitra tsotra nefa ny tsy fahafantarana izay ataoko ho an'ny mpiara-belona amiko dia tsy maninona fa teneno hoe sakana dia omeko anao ny lisitra :)
Hay, lazaiko mialoha nefa ianao fa tamin'ny fanampiana rehetra nataoko dia tsy nangataka ny fisaoran'izay nampiako aho. :°)
18. ikaretsaka
(
14/06/2008 15:55)
Amiko manokana aloha, tsara ny mahay mankasitraka ny mpiara-belona amintsika. Endrika iray hisehoan'ny fankasitrahantsika an'Andriamanitra koa izany. Ny mety mitranga kosa nefa dia tsy mitovy ny endrika hankasitrahantsika ny olona miara-miaina amintsika, sy ny fomba tiany ankasitrahantsika azy. Miaina anaty fiaraha-monina isika mpino.
iraisako hevitra
19. badboy
(
14/06/2008 16:29)
xxx >> Tsy hoe ianao akory ange no mangataka fisaorana fa ilay nampiana no tokony hisaotra, aza avadika ilay resaka!
Manarak'izay, voalazan'i rebecaff fa ny fitiavana lehibe indrindra dia ny fitiavanao ny namanao tahaka ny tenanao! Ka averiko eto indray fa ny fitiavany ny fireneny sy ny finoany ary ny mpiaramonina aminy no antony nanapoahany baomba! Ary aza adino fa io ihany koa no nataon'ny européana t@ andron'ny croisade!!!
Ary rehefa manapoaka ny tenany izy, izay isan'ny nataon'ny mpanao croisade fa saingy tsy baomba no nampiasainy t@ izany, dia ny anaran'A/tra no andrandrainy!
Ary hiverenako @ izay ilay hoe fisaorana, dia efa nolazaiko hoe tsy anjely mitsengevana eny ambony rahona akory ny olombelona fa mbola fehezin'ny lalamiainana ka ilay milaza hoe tsy mila misaotra ireo izay nanampy satria mpino izy dia tena hevitra mitsingevana!! ;-) ;-)

20. xxx
(
14/06/2008 18:58)
badboy:
xxx >> Tsy hoe ianao akory ange no mangataka fisaorana fa ilay nampiana no tokony hisaotra, aza avadika ilay resaka!
zaho tsy niteny hoe izay noresahinao ka. nilazako dia ny aloha fotsiny ianao sao mety manampy ny fanapaha-kevitrao hitsabaka amin'ny conscience-ko iny ;)
ny resaka misaotra na tsia dia efa io ambony io ny valin-teniko mantsy !
badboy:
Ka averiko eto indray fa ny fitiavany ny fireneny sy ny finoany ary ny mpiaramonina aminy no antony nanapoahany baomba! Ary aza adino fa io ihany koa no nataon'ny européana t@ andron'ny croisade!!!
efa nolazainao teo io, fa averiko aminao ilay fanontaniana fa tsy novalinaao akory :
xxx:
Dia mbola anontaniako indray i badboy ary hoe tena Fitiavana ve aminao ny fanapoahana baomba ? Tsy ny hevitry ny silamo no anontaniako anao, fa ny hevitrao.
badboy:
Ary rehefa manapoaka ny tenany izy, izay isan'ny nataon'ny mpanao croisade fa saingy tsy baomba no nampiasainy t@ izany, dia ny anaran'A/tra no andrandrainy!
dia mbola averiko koa ilay fanontaniako fa tsy novalianao akory :
xxx:
Dia anontaniako ianao : Aminao ve, aminao hoy aho fa tsy hoe amin'ny silamo, mahazo voninahitra Andriamanitra rehefa mifamono ny olona ?
badboy:
Ary hiverenako @ izay ilay hoe fisaorana, dia efa nolazaiko hoe tsy anjely mitsengevana eny ambony rahona akory ny olombelona fa mbola fehezin'ny lalamiainana ka ilay milaza hoe tsy mila misaotra ireo izay nanampy satria mpino izy dia tena hevitra mitsingevana!!
mbola izaho ve no hiresahanao amin'io sa olona hafa ? :-D :-D :-D