xxx >> Ilay resaka vono-olona hanavotana aina dia tsy vao² no sady hitanao ao anaty baiboly! Ary ny tananan'A/tra mihintsy aza no manatanteraka izany mba hanavotany ny vahoakany (ny jiosy nandritra ny fialana tao egypta ka naha faty ny mpanenjika azireo) na koa hanavotana ny vahoakany sy ny biby (fiarasambon'i noah)!! Izay no nanamarihana ny croisade sy ny guerre sainte-n'ny arabo!!
Dia raha miverina amin'ny fanontanianao @ izay aho hoe inona no hevitro, dia averiko eto indray hoe tsy tsara ny mialokaloka ao ambadiky ny hoe "izay ny sitrapon'A/tra" nefa olona no ao ambadika!
Ka eto aho dia manondro molotra ilay fialokalofana, satria tsy marina ny filazana ilay hoe avy @ A/tra daholo ny rehetra mitranga!! Fialana andraikitra izany amiko!!