vonjeo fa vôfitaka!
1. miscene
(
13/06/2008 08:43)
slt dôly! ,tena na ny hiteny azy aminareo ary mahamenatra ahy satria sendra tsy nanmpoizina aho,asa na naharay kou nareo ao @ mail nareo misy an'lé hoé gagnant coca cola !,nahazo 1000.000eur hono aho,efa ela t@ 9mai lé izy no tato amiko lé mssg de tsy novaliako fa nofafako,avy eo t@ 23mai ndray sendra nijery ny corbeille-ko aho de asa zay nahazo ahy fa novaliako lé izy,ny zvtr nangatahiny t@ zany :nom
prenom:
âge:
sexe:
profession:
photocopie passeport ou carte d'idenité:
adresse:
efa taty aoriana vô hitako hoé arnaque be lé iz!!! :cry: ,inona no tokony hataoko @ zany?,betsaka ny olona nahaz lé mssg ,fa tena manenina be aho sady matahotra kou satria lasa any reo momba ahy reo!!,nisy adresse mail @anaran'i kouao jean marie(huissier de justice hono zany léry),no nandefasana lé "coordonnées",in no tokony hataoko,inona no mety hitranga raha izany? :cry:

novalian'i ari.malala ny 24/06/2008 08:18
2. sakaizakely
(
13/06/2008 08:56)
=)) =)) =)) =)) =))
tsy de misy azo atao afatsy ny tsy aza mety jonoina intsony am sisa e :lol:
aza nanome coordonnées bancaires fotsiny
tsy de misy azo atao afatsy ny tsy aza mety jonoina intsony am sisa e :lol:
aza nanome coordonnées bancaires fotsiny
3. miscene
(
13/06/2008 08:58)
zany ve de mampmé be ry sakaiza à!! soa fa tsy nisy resa-bola alou! tena aza mavou goavy manta!!
4. ari.malala
(
13/06/2008 09:14)
fa ahoana ny fitrangany anaovan'i miscene hoe arnaque le izy? mba tantarao hoe misy itandremana!
5. xxx
(
13/06/2008 09:21)
miscene:tsy misy na inn na inn azonao atao am io !
efa taty aoriana vô hitako hoé arnaque be lé iz!!! :cry: ,inona no tokony hataoko @ zany?,betsaka ny olona nahaz lé mssg ,fa tena manenina be aho sady matahotra kou satria lasa any reo momba ahy reo!!,nisy adresse mail @anaran'i kouao jean marie(huissier de justice hono zany léry),no nandefasana lé "coordonnées",in no tokony hataoko,inona no mety hitranga raha izany? :cry:
efa be loatra ny arnaque tahak'zao ka efa mailo ny rehetra !
tsara fantarina kosa de zao: raha resaka we photocopie passeport na CNI-nao de tsy misy mpivatotra na societé mandray an'ireny ! zao aza mila 2 pièces d'identités daholo vao afaka manao zay tokony atao !
na izany aza ! raha zah no eo am toeranao de signaléko any am gendarmerie ihany io ! am zay tena mandry ny heritreritrao !
6. miscene
(
13/06/2008 09:34)
misaotra an'i xxx !,ka zao, tany @ police aho omaly,noteneniko taminy ,hanao plainte hoà zà fa nisy an'zao nitranga!,de hoy le police hoé tsy misy atahoranao ny @ passeport-nao(araka io tenin'i xxx io)fa raha ohatra kosa hoy izy misy oul mampanahy anao de antsoy ny police!,nefa na zany ary mampieritreritra be! satria tsy nampanaoviny plainte aho fa zay fotsiny ny valinteniny!,
fa ahoana ny fitrangany anaovan'i miscene hoe arnaque le izy? mba tantarao hoe misy itandremana!ari.malala jerevo ao @ "comment ça marche.net",de tapéo arnaque coca cola ao @ recherche de vakio !,lava be tsin raha lazaiko eto fa ao izy hitanao ny model retra sy ny fanehany! de mailomailo ry reto à!!
7. Jeankely
(
13/06/2008 09:38)
Mody miodikodina eo ary ny farany manontany "comptes bancaires" ihany io. Tandremo fa tsy misy volabe azoazonao mora izany. Sahirana vao mahazo. Mamely foana ry zalahy. Soa fa mbola ny dingana voalohany no nataony. Amin'ny manaraka mbola handefasany fika lalindalina ary taritiny miadana mankany amin'ny fahazoana ny iray eo ambony ary kaofiny izay vola ao @ comptes-nao ao. Tandremo fa olona mifampikoty aza tsy omena ny rehetra. :-D :-D :-D
8. miscene
(
13/06/2008 09:39)
ari.malala: de refatafiditra ao @ "comment ça marche.net" enao de ao @ FORUM!
9. miscene
(
13/06/2008 09:55)
efa kobiko mits ny havaly azy @ zay hoé alaivo ao @ "cretin.fr" ny n°de compte-ko hoà!! :-D
10. xxx
(
13/06/2008 10:18)
miscene:ka zay indrindra ! ny police tsy mandray plainte-n-ireny satria misy lalana mifehy ny photocopie ! na aiza no alehanao na aiza de tsy manankery intsony ny photocopie (sauf fanaovana dossier) donc: raha hanao dossier enao de fantatrao tsara ny olona omenao ny photocopie ny paps-nao !
misaotra an'i xxx !,ka zao, tany @ police aho omaly,noteneniko taminy ,hanao plainte hoà zà fa nisy an'zao nitranga!,de hoy le police hoé tsy misy atahoranao ny @ passeport-nao(araka io tenin'i xxx io)fa raha ohatra kosa hoy izy misy oul mampanahy anao de antsoy ny police!,nefa na zany ary mampieritreritra be! satria tsy nampanaoviny plainte aho fa zay fotsiny ny valinteniny
raha ohatra ka hisandohana ny photocopie de tsy ho lasa lavitra ny mpisandoka satria tsy hanankery io na de kely aza !
11. miscene
(
13/06/2008 10:47)
misaotra xxx!!,,de misaotra an'i sakaizakely iany na de mi mémé be ary!!
12. diamondra27
(
13/06/2008 15:13)
aiza kosa de we tsy misy azo atao e
misy foana ny tokony atao ry zareo a
1. ndana makany am bank de blokeo ny konte de manaova demarche manova compte
2. ndana mametralka plainte
3. ndana miantso an i julien courbet we sao de efa nisy ol voafitaka otran zao sy zao patat patata de am zay zahay hijery andry am tv
4. aza mba mino reny resaka we nahazo an zao sy zao gratos zany fa ozy ny baiboly we
ze tsy miasa de aoka izy tsy hihinana
zany we raha zavatra tsy nisasarana de tsy tokony accepter-na fa io vola miditra am makarakara de mivoaka am kilodoka
5. efa milaza ny eto am net we aza mba manome mot de passe na numero carte bancaire zany mitsy
6. de alefaso aty amiko ny double ny demarche retra :-D :-D
7 andremo fa ry zareo maizina reo tena be arnaka monmba ty resaka internet ty sy reo sinoa reo

13. sakaizakely
(
13/06/2008 15:17)
miscene> tsisy fisaorana
makofona ahy fotsiny le jono nahazoana trondro :wink:
mahasoa ny mpanao taratasy sandoka tsara mihitsy ny renseignements nomenao rehetra, hanamboarany passeport na karapanondro ho an'oul mila misandoka. Bizna mandeha be io.
Azony ampiasaina @ fisolokiana ilay ttasy mikasika ny momba anao ary hianao no ho voaroiroy @ soketa ataony fa tsy izy mihitsy. Betsaka ny cas efa niharan'io
Ohatra fotsiny hoe manao exces de vitesse le oul de sakanan'ny polisy, dia ny karapanondro na pasiporo @ anaranao (fa @ sariny) no asehony. Mahazo lamandy izy nefa tsy tonga any aminy ny fitakiana sazy satria mazava wazy fa adiresy sandoka no eo @ lay karatra. Rehefa manao ny fikarohana ny polisy dia farany tonga any am misy anao ihany, dia ianao no iantefan'ny sazy rehetra, amendes, pénalités de retard sns... tsy vitan'izany fa mety ho voasintona ny permis-nao, mety nofoanana mihitsy aza, ianao anefa tsy mahalala, dia ianao ihany no iafaran'ny sazy satria ianao no fantatra.
Mandrampahafanao manaporofo fa tsy ianao no nanao ilay fandikandalàna dia tsy maintsy efainao aloha ny sazy, avy eo dia anao indray no mikoropaka miaraka am porofo anananao manao fangatahana @ ny hamerenan'ny fanjakana ny sazy naloanao tsy aminapany.
Ny aza tratrany fotsiny
Na izany aza, mila manao plainte contre x ihany, mba mahagaga koa le polisy tsy nety nandray ilay fitarainanao

14. xxx
(
13/06/2008 18:10)
dimaondra27 marina mitsiny! misy foana ny azo hatao fa aza malaky atoro hevitra mapatahotra kosa !
15. miscene
(
13/06/2008 18:43)
mba mahagaga koa le polisy tsy nety nandray ilay fitarainanaotena mahagaga mits!,tena nanizingizina mits izy fa tsy misy ahiana ny @ zany fa tsy afaka ny hanao in anao izy hoy izy raha resaka io passeport io(passeport lé izy mantsy)
16. miscene
(
13/06/2008 18:47)
fa no-enregistré-ko tsara mantsy lé mssg misy azy raha sanatria ka misy tokoa zany!!fa ty lé adresse -ko ty no tena gravy @lé iz! :cry:
18. ainaheri
(
14/06/2008 06:04)
Manaova lettre recommandé any @ polisy fa na tsy valiany aza ny fitaraiananao d efa misy porofo fa nanao fitarainana ianao au cas ou...D tairizo tsara ilay souche,porofonao iny raha misy ny sanatria indray andro any,d fadio @ manaraka fa tsy misy vola sy loka zaraina @ tsisy dikany zany,ary manaraha vao² iany(@ tele) fa matetika miverimberina fona ny resaka otran'io(arnaky sms,mail sns....) Zay fa bô korazy
20. makezaka
(
20/06/2008 12:44)
salut!
za efa tratra fa ny ahy ny CIN no noscanneko de nalefako any plus numéro de compte bancaire, fa efa nande teny ny tohiny dia nitaky vola izy vo azo hono le vola de nofoanako, tsy nanao plainte ahy tsy nanao inona fa tsy misy atahorana zany io, na iza na iza mahafantatra ny n° de compte bancairenao de tsy afaka maka vola amin'io izany izy, mikasika ilay CIN scanné nalefako any indray dia tsy afaka manao na inona na inona amin'iny ko izy.
fa ny tsy fantatro amin'ny anao hoe nalefa poste ve le passport sa nscannené de nalefa mail, ny ahy mantsy mail.
Aza matahotra efa T@ 2006 ny ahy zao tsisy suitiny minoa fa raha nanao ny marina ianao dia tsy tokony hatahotra