Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
vonjeo fa vôfitaka!
21. miscene
( 23/06/2008 09:01)
makezaka:slt!,nalefa mail lé passeport-ko t@ adresse mail nomeny ahy,ary betsaka ny azon-drzalà an!!soa alou ny ahy fa tsy nisy n° de compte,andrasako tsara mits sô de mbola mandefa mssg ahy fa fitahiko kou @ zay!! :lol: hi!hi!,merci é!! :-*
Hamaly
22. ari.malala
( 24/06/2008 08:18)
makezaka:
......dia nitaky vola izy vo azo hono le vola de nofoanako
otran ts mazava tsara, azonao itondrana fanazavana bb kokou v azafady?Ny in no nofoanana ilai compte v sa ny in? misaotra mialoha
Hamaly
1
2
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0496