bonaniversera naritsimba

1. ari.malala ( 13/06/2008 05:38)
Miarahaba an'i Zoky Naritsimba nahatratra ny tsingerin-taona nahaterahany e! d mirary soa, hahatratra ny manaraka bedabe mbola hifandimby o!
novalian'i endrika01 ny 15/06/2008 14:58
2. Mimhie ( 13/06/2008 06:28)
dia mirary soa koa e! de bon anniversaire! aza hadino ny gateau anay a!
3. naritsimba ( 13/06/2008 09:21)
Dia manolotra fisaorana anareo rehetra namana izay mahatsiaro.
gateaux ve? misy ihany fa kely dia tsy ampy mizara fa dia ny fisaorana no atao be dia be. Andriamanitra anie hampitombo ny fifankatiavana sy ny firaisan-kina eo amintsika mpinamana rehetra.
4. ainaheri ( 13/06/2008 10:54)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/happy-birthday-to-youuu.gif[/IMG] zany nareo ee
5. tsiafoi1 ( 13/06/2008 11:53)
Bon annif Naritsimba. Mirary ny fitahin'Andriamanitra feno ho an'ise mandrakariva. Bisous mamy zoky a!
6. naritsimba ( 13/06/2008 13:40)
fisaorana foana no atolotra ho antsika rehetra e!
Homba antsika mandrakariva anie ny Tompo, ka handrotsaka ny fiadanana sy fahasoavana feno amintsika tsirairay.
7. mbaliana ( 13/06/2008 19:06)
boone annif naritsimba dia mahazoa zzay mahasoa e :wink:
8. tess ( 13/06/2008 19:50)
bonannif ra nary ah! ho tra-trantitra!
9. endrika01 ( 15/06/2008 14:58)

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/happy-birthday-to-youuu.gif[/IMG]


:-P :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5043