Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
orona
(
12/06/2008 17:08)
ny vehivavy --- kely loha
Refa natao ny fanadiadiana dia kely noho ny an'ny lehilahy ny atidohan'ny vehivavy amin'ny akapobeny.
Vokatr'izay angamba no mahatonga azy ireo tsy mahay. Azo isaina amin'ny ratsatanana ny vehivavy...
tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 21:48
sipagasy
(
12/06/2008 16:48)
arendrina 2008
Indro fanasana voaray ho antsika avy aty avaratra e!
Bonjour à tous
Venez célébrer le 48è anniversaire de la
FÊTE
DE L'INDEPENDANCE
MALAGASY
Avec l'Association "GASY MI-1...
tohiny
novalian'i Belami ny 13/06/2008 09:21
xxx
(
12/06/2008 09:50)
politika
[quote=rajou]Madagascar amin'ny izao fotoana efa tsy mety hiova, [u]efa projet potika tsy mety hamboarina intsony[/u]. Raha milaza ianareo oe: ity ny Mada vaovao dia ekeko. Ny probleme anie tsy ny mal...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 24/06/2008 08:53
badboy
(
12/06/2008 09:02)
4x4 député sy sénateurs : tena ilaina???
Otran'ny tsy dia tena hitako loatra no tokony hanomezana 4x4 ny sénateur sy ny député!...
tohiny
novalian'i penguin ny 19/06/2008 01:23
rajeantaf
(
12/06/2008 08:55)
mangataka tononkira
slt daôly,
mba mangataka ny tononkiran'i west life hoe: "moments" zay mba manana azafady indrindra. dia misaotra mialoha e!...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/06/2008 09:08
nenipita
(
12/06/2008 08:12)
KATILESY
mba omeo r7 na catless ry reto an, tena ataovy mazava tsara amin'ny antsiiriany daholo ny zavatra ialaina sy ny fanaovana ay a.
Ny fantatro fotsiny aloha de hoe mila : menaka, sira, ovy
...
tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:12
rajoelina
(
12/06/2008 07:37)
hevitro
Izaho mino fa Mada tokony tsy nahaleotena izany t@ 1960^:^
Fa tsara ny mahafrantsay.
;-)...
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 03:06
hery
(
12/06/2008 07:37)
Mahasahia manohitra
Tsy ny fisian'ny valy bontolo avy amin'ny fanjakana, na ny mpitondra, na ny mpanohana azy (any ivelany sy eto amin'ny serasera) akory no tokony hampangina izay manohitra.
Tsy afaka hivoatra mihitsy...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 15:45
hercule
(
12/06/2008 07:26)
tononkira
AHOANA KAY RE RETO MIALA @ TSY TE HANDRAY TONOKIRA INTSONY FA MARO LOATRA LE TONOKIRA AZOKO NEFA ZA TSY MANAMPOTOANA AMAKIANA AZY....
tohiny
novalian'i ainaheri ny 13/06/2008 10:05
orona
(
12/06/2008 06:56)
◕‿◕ inona ilay olana raha tsy mahadiso ◕‿◕
Ary toa tsy misy fanazavana mihitsy rehefa manala dinika fa lasa amin'izao?
enga anie ka tsy ity http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m484e487dbd17b
sa ilay hoe kabota ve? :lol: ...
tohiny
novalian'i orona ny 17/06/2008 09:48
Jeankely
(
12/06/2008 03:38)
Fanamelohana ho faty. Iza no tena miaro ny tsy mety ?
Ho anay raha toa ka misy tokoa ny halatra volampanjakana na volambahoaka dia mendrika ho an'izay tratra ny melohina ho faty. Ny zava-misy nefa ho an'ny Malagasy enjehina ambava hoe iry mihinana volam-...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 01:29
zandikely
(
12/06/2008 00:44)
Orange-Celtel: Tsy azo mihitsy antsoina tato ato zay
Efa ho herinandro izay aho, miantso Orange sy Celtel fa tsy mahazo mihitsy. Avy aty aminay iany ve no tsy mahazo io sa tahaka izany koa ny toerana sasany.
Mandreraka, nefa ry zareo dia mi-geste ery ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 12/06/2008 07:16
kiadi
(
11/06/2008 21:22)
atolotra ho anao!!
de aza môrou ilay feo!! :lol: :lol:
http://www.dailymotion.com/kiadii/video/x4uxto_tselatra-linja-fitiavako-anao_music...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/07/2008 12:07
xxx
(
11/06/2008 20:20)
Tsy manam-bola hono ny FANJAKANA e!
Tsy manam-bola hono ny fanjakàna handefasana mivantana ny ROLLAND GARROS sy ny EURO 2008,ary sur koa fa na ny JO aza
Mazàva ho azy ary niaraha-nahita koa ny nilazàna fa tsy manam-bola ihany koa...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 01:31
endrika01
(
11/06/2008 20:09)
HATSIKANA
Tantarana tovovavy iray niatsambo izy ity!Ny Alatsinainy aho hoy izy noprézantena t@kômanda,ny Talata le kômanda niara-nitsangatsangana tamiko tery an-dohatsambo!Ny Alarobia lay kômanda hafahafa b...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 24/06/2008 08:54
Annie2006
(
11/06/2008 16:53)
MAP: Toa tsisy kil....
[b]Ahoana izany zao razoky o[/b]? toa "déclaration d'intention" ihany no heno sy milion de dolara mahazatra fa toa tsy nitontona ilay 5 miliara. Hihena 1 milion indray izany zao ny malagasy manankare...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 01:34
niryna
(
11/06/2008 15:51)
Ny ahafaty an-draiko no tadiaviko.Inona tsara hoe ?
Miarahaba ny ray rehetra aho ary enga anie ireo ray izay tsy mba nandray anjara tamin'ny fiainan'ny ankizy mba hitodi-doha hanampy azy ireo,mijaly ny ankizy tena mitarika fanimban-tsaina amin'ny fiai...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/06/2008 17:41
arihando
(
11/06/2008 14:05)
TIF A TIF : FOLO TAONA
MBA MANGATAKA IO HIRAN'i TIF A TIF io azafady ô, dia misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/06/2008 09:12
niryna
(
11/06/2008 13:53)
Ry dada malala,ry dada malala a.Misento ny foko.....
Miarahaba ny ray rehetra aho.Fisaorana sy fiderana feno no atolotro ho anareo rehetra.Tsy mora ny mitondra adidy,miaro ny vady aman-janaka,miasa andro aman'alina ary mitady sakafo atolotra ho an'ny fi...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/06/2008 04:09
ari.malala
(
11/06/2008 13:30)
malabary
Miarahaba ny rehetra,
Hikarakara andron-jazalahy @ ty volana ity, ka sao d mba misy afaka manor ny fomba fanjairana malabary azafady. Azo atao ny mividy vita, azo atao ny mampanjaitra, fa mba tiako...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 17/06/2008 07:00
