atolotra ho anao!!

1. kiadi ( 11/06/2008 21:22)
de aza môrou ilay feo!! :lol: :lol:
http://www.dailymotion.com/kiadii/video/x4uxto_tselatra-linja-fitiavako-anao_music
novalian'i endrika01 ny 07/07/2008 12:07
2. kiadi ( 11/06/2008 21:23)
oups!! adinoko nanao xxx :-D :-D :-D
3. kiadi ( 11/06/2008 21:36)
http://www.dailymotion.com/kiadii/video/x5k0n9_babaika-havagna-anao_music
4. xxx ( 11/06/2008 22:41)
hadino angaha! :-D :-D :-D
izay dia nalefany teo tokoa ilay izy an!!! :-D
5. ainaheri ( 12/06/2008 04:52)
Hummm, omena an'iza lesy io?? :)
6. kiadi ( 12/06/2008 15:58)
aina>omeko an'elah :-D :-D :-D :-D
7. Belami ( 12/06/2008 20:58)
kiadi:

aina>omeko an'elah :-D :-D :-D :-D



milay ka, milay ka =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. melody ( 13/06/2008 11:10)
ainaheri:

Hummm, omena an'iza lesy io?? :)

kurieu be i vieforce fa sô de ilay sipa keliny no nanolorany kiadi io hira io... tsara kosa aloha ilay hira e!


9. kiadi ( 13/06/2008 15:50)
de tsy iza zany fa ikala melody :-D :-D
10. melody ( 13/06/2008 17:35)
kiadi:

de tsy iza zany fa ikala melody :-D :-D

ikal amelody no inona? ny nanolorana ilay hira sa ilay sipakeliny ainaheri? =)) =))
11. kiadi ( 13/06/2008 18:16)
ho an'ikala melody hono eh
:-D :-D
12. melody ( 13/06/2008 18:19)
kiadi, hono tsy hekeko raha izany, hidongy zah :-P :°) :lol:
13. kiadi ( 13/06/2008 19:39)
ka zany hono ko!! :-D
14. melody ( 15/06/2008 20:08)
:p :@ :°)
15. endrika01 ( 07/07/2008 12:07)
mmmh:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3044