HATSIKANA

1. endrika01 ( 11/06/2008 20:09)
Tantarana tovovavy iray niatsambo izy ity!Ny Alatsinainy aho hoy izy noprézantena t@kômanda,ny Talata le kômanda niara-nitsangatsangana tamiko tery an-dohatsambo!Ny Alarobia lay kômanda hafahafa be tamiko!Ny Alakamisy lay kômanda nampitandrina ahy,fa raha mbola manadaladala azy aho!Dia haletiny ny sambo miaraka amin\'ny mpandeha rehetra!Ny ampitson\'io,Zoma;nanavotra olombelona 600 isa aho!=))=))=))=))
2. oliviah ( 12/06/2008 14:26)
Lay tantarain-dry aminy teny vahiny notsara;matapaka tsinay
3. oliviah ( 12/06/2008 14:40)
asio hafa ndray endrika01 a;zoky tiko
4. Simpona ( 14/06/2008 08:12)
De tsy ny sambo zany no niletika fa .... 8) 8)
5. ikotoleta ( 14/06/2008 13:36)
Sampona:

De tsy ny sambo zany no niletika fa .... 8) 8)


:arrow: fa .... Porno Stick
6. endrika01 ( 15/06/2008 15:33)

Tantarana tovovavy iray niatsambo izy ity!

Ny Alatsinainy aho hoy izy noprézantena t@kômanda,

ny Talata le kômanda niara-nitsangatsangana tamiko tery an-dohatsambo!

Ny Alarobia lay kômanda hafahafa be tamiko!

Ny Alakamisy lay kômanda nampitandrina ahy,fa raha mbola manadaladala azy aho!Dia haletiny ny sambo miaraka amin'ny mpandeha rehetra!

Ny ampitson'io,Zoma;nanavotra olombelona 600 isa aho!


=))=))=))=))



7. endrika01 ( 15/06/2008 15:36)
Simpona:

De tsy ny sambo zany no niletika fa .... 8) 8)



tsy ny sambo marina no nilentika fa lay hevitra saika nampiasain-drasipa!

:-D :-D :-D
8. tsiambaratelo ( 24/06/2008 08:54)
endrika01:

Tantarana tovovavy iray niatsambo izy ity!Ny Alatsinainy aho hoy izy noprézantena t@kômanda,ny Talata le kômanda niara-nitsangatsangana tamiko tery an-dohatsambo!Ny Alarobia lay kômanda hafahafa be tamiko!Ny Alakamisy lay kômanda nampitandrina ahy,fa raha mbola manadaladala azy aho!Dia haletiny ny sambo miaraka amin\'ny mpandeha rehetra!Ny ampitson\'io,Zoma;nanavotra olombelona 600 isa aho!=))=))=))=))



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4656