Mahasahia manohitra
1. hery
(
12/06/2008 07:37)
Tsy ny fisian'ny valy bontolo avy amin'ny fanjakana, na ny mpitondra, na ny mpanohana azy (any ivelany sy eto amin'ny serasera) akory no tokony hampangina izay manohitra.
Tsy afaka hivoatra mihitsy ny fanjakana iray raha tsy misy mpanohitra. Ary na ohatra ka tsy ho hitan'ny mpitondra fanjakana aza izay soratanao eto dia mety hampisaina (na hahatonga saina) ireo izay mpanohana (bontolo) ihany koa.
Mahasahia manohitra rehefa misy ny tokony hotoherina... fa aza mihafahafa. Aza matahotra hoe sao dia handiso fanantenana, satria azonao atao indray ny manohana rehefa hitanao fa tsy mety ny fanoherana... tsy misy olana mihitsy (jereo oh. i ronaldo09)
Mahasahia manohitra rehefa misy tsy mety. Fa ny fahasahiana manohitra sy mampiseho ny tsy mety dia sady hahatonga izay mpanohana tsy hanohana bontolo, sy hahatonga ny mpanohitra tsy hanohitra bontolo. Ny mpanohana bontolo moa handanjalanja ny fanohanany satria hitany hoe hay olombelona ihany ity tohanany. Ny mpanohitra bontolo koa handanjalanja ny fanoherany satria hisy fototra iorenany ny fanoherany fa tsy bontolo fotsiny.
Dia mahasahia manohitra am-pahendrena

novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 15:45
2. Jeankely
(
12/06/2008 07:56)
Avohay ilay lesona fampianarana olompirenena vanona amin'ny fijerinareo azy e. Mba tsy ho mpanohitra tsy mamokatra. Ka na zaza na tanora vao misandratra no hofanina sa ireto ef gaingu lahy sy vavy ve afaka hanaraka anareo. Sahia manohitra ary mamokatra fa tsy mandany andro vahoaka. Mipoitra dia miletika. :-D :-D :-D
3. Koditra
(
12/06/2008 08:01)
Hery> Marina zany. Valinteny efa nomeko an'Jeankely tao ambadka tao ihany ity averiko eto ity ho valin'ity lohahevitra ity : "... Ilain'ny mpitondra koa io tsikera io, indrindra indrindra raha tena tia tanindrazana sy olona nianatra izy. Ny toraka voninkazo tsy mampandroso, raha io no nampandroso dia efa ela isika no lasa lavitra t@ OEOE sy ny HANY KA TSY IZANY VA. "
4. Jeankely
(
12/06/2008 08:05)
Jeankely tsy mbola nitoraka voninkazo mpitondra saingy mitoraka vato ny mpanohitra tsy mamokatra. Mandany andro vahoaka variana miady @ fiainana. :-D :-D :-D
5. hery
(
12/06/2008 08:40)
Tsy mahay manohitra ny mpanohitra... fa raha nahay nanohitra tsara ny mpanohitra dia na i Jeankely aza mety ho nitsikera à l'extreme ny fitondrana indray.
Ny fahaiza-manohitra mantsy amiko tsy mitsikera be fahatany fa miditra lalina amin'ny antsipirihany.
Miresaka vahoaka variana miady @ fiainana i Jeankely, tsy mitady hitovy amin'ny any Corée du Nord sy ny any Cuba ve hoe variana miady @ fiainana dia tsy mieritreritra politika intsony? Tandremo

6. Jeankely
(
12/06/2008 11:06)
Tsy ampy kely ny fahitanao azy. Ny fiainana hiadivana. Ny fotoana tsy laniana amin'ny resaka tsy mamokatra na fanomezana tohatra hiakaran'ny sasany fotsiny. Ny tsikera ahavita manitsy ny tsy mety fa tsy tsikera lasa rivotra.
7. lizabeth
(
12/06/2008 11:58)
hery:
Tsy mahay manohitra ny mpanohitra... fa raha nahay nanohitra tsara ny mpanohitra dia na i Jeankely aza mety ho nitsikera à l'extreme ny fitondrana indray.
Ny fahaiza-manohitra mantsy amiko tsy mitsikera be fahatany fa miditra lalina amin'ny antsipirihany.
Miresaka vahoaka variana miady @ fiainana i Jeankely, tsy mitady hitovy amin'ny any Corée du Nord sy ny any Cuba ve hoe variana miady @ fiainana dia tsy mieritreritra politika intsony? Tandremo
Ny mpanohitra malagasy aloha dia mbola ny mamaky takotra no betsaka...!!! matoa tsy mahay manohitra dia satria tsy mahay manorina ...Rehefa mahay manorina dia mandeha ho azy ny fanoherana !
8. Jeankely
(
12/06/2008 13:38)
zay. tena tehaka mafibe no omena anao ry "lizabeth". Nandalo ary mbola tsy voafafa nosoratan-dry zalahy ireo fa anjaran'ny mpanohitra manozingozina fotsiny ary maka ny fitondrana rehefa mianjera. Afaka jereko ary apetako eto izany sao lazaina mamorona indray aho. tarik'ireo lasa Frantsa no niteny an'io.
na ahoana na ahoana rehefa mitombina ary sasatra ny vahoaka lasa ho azy saingy ny andry zalahy dia ny hanao tohatra fiakarana no tena imasoany hany ka mba efa misaina koa ny olona.
izany tsy midika hoe mankatoa ny mpitondra fa kosa tsy mahatoky ny mpanohatra lany bala.

9. agoago
(
12/06/2008 14:21)
Zah aloha citoyen tsotra ho, tsy anaty firehana politikan'ny mpitondra na ny mpanohitra. Fa rehefa hitako kosa fa misy tsy mety ny ataon'ny mpitondra dia mba milaza ny hevitro aho, tsy eny amin'ny place publique na any angazety fa amin'ny manodidina ahy.Ary rehefa misy hevitra tsara koa ny lazain'ny mpanohitra sasany koa dia teneniko hoe tsara kosa izany lazaindranona izany na hoe marina izany.
10. Annie2006
(
12/06/2008 14:51)
Azo lazaina fa "tsy mahay" manorina, manohitra, miresaka, miasa sy ny sisa ny mpanohitra malagasy.
Kanefa dia mbola azo iadiankevitra izany noho ny toedraharaha politika misy tahaka ny jadona ohatra.
Fa ny mazava kosa sy tsy azo iadiankevitra mihitsy dia ny TIM izay TENA TSY MAHAY n'inoninona mihitsy kanefa antokon'ny fitondrana. hala-bato ihany no mba mahalany ny kandida any; namerina ny jadona ao madagasikara ao, miteny irery sahala amin'ny adala (sanatrian'ny vava), tsy manana projet de société akory (ny governemanta mifanaraka amin'ny DSRP ny MAP fa tsy projet de société-ny TIM mihitsy -) kanefa efa 6 taona teo amin'ny fitondrana. Tsy misy mahatapakahitra na dia iray aza hafa tsy ingahy filohampirenena. Mandany volambahoaka; faly mandainga amin'ny vahoaka; faly manao antsonjay; tsy misy "personnalité" mihitsy ireo cadre ao fa manao "eny tompoko" foana amin'izay lazain'ny sefo deba. Tena "lavakja" be aloha ny TIM e, lavaka antsaina, lavaka amin'ny projet, lavaka amin'ny fijery ny tontolo poplitika, sy ny sisa. Kanefa eo ampelatanany dolidoly ny fahefana.
Ny mpanohitra mantsy mbola voateritery ka tsy dia mahagaga loatra ny tsy fihetezany. Fa ny TIM kosa dia manana ny fahefana rehetra ka LAINGA, varotra tanindrazana, eny sefo, tsangatanana, pensée unique, jadona...izany no mba vokatra azo avy aminy. :cry:

11. naughtyboy
(
12/06/2008 14:51)
mankasitraka e,toko tapaka ,vilany mitongilana zay tsy mety arenina...io no tanjona iraisana ,tsikera ampivoitra hevitra tsara anarenana ny lesoka no zay itovizako firehankevitra @ lizabeth..
12. badboy
(
12/06/2008 15:01)
Ilaina ny mpanohitra! Mampiseho ny tsy mety sy ny tokony hovana ary ny tsy hitan'ny tsirairay avy! Ilaina koa satria manamaro ny fomba fijery izay mety tsy ho hitan'ny hafa! Ilaina satria mamehy ny fihetsika tsy aradrariny ataon'ny mpitondra!
Ilay manohitra be fahatany tsy hampiova n'inoninona fa hankaleo ny vahoaka fotsiny, hany ka na misy marina aza ny voalaza aty aoriana dia tsisy mpanaraka intsony, no tokony hofoanana. Izay no tokony hanoherana ampisainana. Tsy voatery hanao tsikera ny zavamitranga rehetra fa tokony hitondra vahaolana mitombina sy tena hanampy ny be sy ny maro. Tsy voatery hanakorotana mba ahazoana seza hihinana koa satria tsy ho lasa lavitra mihintsy @ zany.
Izay no antony nahalany andRavalomanana in-2 satria izy ho an'ny rehetra dia mpitondra vahaolana sy olombaovao. Nitondra vahaolana izy ny @ lalana izay sehatra lehibe indrindra hafahan'ny vokatra mifamezivezy, na ny fanokafana ny tsena @ alalan'ny importation ohatra.
Fa misy tokony hojerena koa ny @ ireo orinasa izay misy eo antoerana ka bokan'ny tsy fahafahana mifaninana @ ilay vokatra nafarana. Io tahaka ny 1+1=2 . Mitombo ny isan'ny mpiasa, dia mitomboka manarak'izay ny isan'ny mpividy, dia mitombo arak'izay ny toekaren'ilay orin'asa, dia mitombo ny isan'ny mpiasa raisina........ary tsy mila manana "maîtrise en économie" akory vao hahita ilay tokony ho izy. ;-) ;-) ;-)

13. Koditra
(
12/06/2008 15:03)
hery:
Mahasahia manohitra rehefa misy tsy mety. Fa ny fahasahiana manohitra sy mampiseho ny tsy mety dia sady hahatonga izay mpanohana tsy hanohana bontolo, sy hahatonga ny mpanohitra tsy hanohitra bontolo. Ny mpanohana bontolo moa handanjalanja ny fanohanany satria hitany hoe hay olombelona ihany ity tohanany. Ny mpanohitra bontolo koa handanjalanja ny fanoherany satria hisy fototra iorenany ny fanoherany fa tsy bontolo fotsiny.
Dia mahasahia manohitra am-pahendrena
Fanamarihana : Ny voambolana MPANOHITRA dia natao hiantsoana an'ireo antoko politika izay tsy mankasitraka ny politika itondrana ny firenena, tsy voatery hoe rehefa tsy ao anatin'ny fitondrana ilay antoko dia hatao hoe Mpanohitra.
Za manokana dia tsy Mpanohitra satri sady tsy manana antoko politika no tsy ao anatina antoko politika, mety ho maro amintsika no mitovy amiko @io.
Ny maha eto ahy, ny maha eto antsika dia mbola mety hitovy daholo ihany koa : Tsy Mpanohitra no sady tsy manohitra fa milaza sy maneho ny zava-misy araka izay fahitan'ny tsi11 azy, mety mahita zvtra tsara, mety mahita ihany koa an'ireo zavtra tsy mandeha @zay laoniny, ao anatin'ny fomba fitantanana sy ny fitondrana ny firenena moa izany.
Ny olana kely fotsiny dia ity : ny zava-bita mora itan'ny be sy ny maro iny, tsy ilaina ho tanisaina akory fa eo ny RNM sy ny TVM miampy ireo haino aman-jery tsy miankina isankarazany, fa ny lesoka sy ny tsy mety no vitsy @malagasy no mahatsapa sy mahafantatra an'ilay izy, tsy sanatrian'izany manambany ny malagasy mitovy @tena fa misy antony maro2 io, tsy voatery hoe tsy fahaizana ara-taratasy fa ao koa ny fotoana, ny adidy maro isankarazany... Ao ihany koa ireo minia (na dia fantany izao aza) tsy mahafantatra ireo lesoka sy tsy mety ireo, mbola nohon'ny antony samihafa ihany koa ... tsy hay
Faranako fa lava loatra, ahitsiko kely fotsiny izany ilay hoe mahasahia manohitra, soloiko hoe mahaiza maneho hevitra.
Mitovy hevitra @agoago tanteraka aho.
14. Annie2006
(
12/06/2008 16:13)
Raha tsy mpanohitra dia na mpanohana na mpitazana fotsiny (tsy concerné izany) ka dia maneho hevitra fotsiny.
Raha manohitra indray na manohana dia "engagé" izany fa tsy "mpitazana" fotsiny. Mety tsy manova zavatra mivatnana ilay fanoherana na fanohanana avy any lavitra any na any ivelany any, fa kosa ilay fivezivezen'ny hevitra dia manosika ny hafa hanohitra mafimafy kokoa na manohana mafimafy kokoa.
Diso ilay fiheverana fa rehefa manohitra dia "tsy maintsy ho antoko politika". Izaho tsy mpikambana ao anation'ny antoko fa kosa "manohitra" mafy dia mafy ity fitondrana jadona an'ingahy Ravalomanana ity. Izany hoe, tsy mpitazana fotsiny aho ary tsy manaiky "hitazana" fotsiny ka hamela andrizalahy hanao izay danin'ny kibony eo. Efficace va ilay fanoherako? ho hitantsika eo satria tsy azo porofoina eo amin'ny forum izany.
Io izy efa nolazaiko etsy ambony io:
- ny TIM no tena tokony menatra indrindra ary tsy mahavita azy indrindra, mihoatra ny antoko mpanohitra ao madagasikara satria aminy fahefana kanefa tsy misy zavatra vitany akoatry ny varoboba ny firenena sy manatevina ny trosa holovain'ny ankizy.
- Raha fitondrana manana ny maha izy azy ary mitsinjo ny hoavin'ny firenena ka milaza fa mila "mpanohitra" tsy hanohitra fahatany fa mba hanome sosokevitra dia tsotra ny ahy: Hapetraho ny rafitra mazava sy tontolo politika mazava ahafahan'ny antoko politika haneho hevitra tsara , hanome sosokevitra ary hampiroborobo ny fifankalozan-kevitra mifandraika amin'ny hetahetan'ny vahoaka.
Ahoana moa no ahasahian'ny mpitondra milaza fa "tsy misy sosokevitra" ny mpanohitra kanefa "sakanana" izy handeha amin'ny radio, telé, na mivory fotsiny aza, haneho izany hevitra izany? Tadidio fa mandoa vola raha hanedha amin'ny radio na télé privé ary koa amin'izany dia fepotoana kely dia kely no omena azy. Kanefa hita tsara amin'ireny firenena mandroso ireny fa "voahaja" ny fe potoana omena an'ireo mpanohitra sy ny antoko mpitondra.
Raha te aheno sosokevitra avy amin'ny mpanohitra dia farafaharatsiny tokony "avela" izy haneho ny heviny malalaka. Raha tsy mahazo laka amin'ny radio, telé mpanjakana io, ny mpanohitra dia mazava ho azy fa "communiqué" sy "conférence de presse" ihany no sehatra ahafahan'ny maneho indraindray ny heviny.
Ary ovina moa ny mpitondra, indrindra fa ny TIM no mba sahy "niantso" ny mpanohitra hiady hevitra amin'io MAP io na dia indray mandeha aza ahitana hoe iza ary no TENA TSY MANANA SOSOKEVITRA?????????
Aoka isika (na mpanohana, na mpanohitra, na mpitazana, na mpitazona gôdasy ery amin'ny sisitosy ery) mba tsy hanao fijery mitongilana raha te hiresaka sy hiady hevitra mazava.
Na amin'ny fifidianana nisesy dia mbola tsy nisy "débat" izany mihitsy tao madagasikara tao: débat contradictoire io. Iza marina moa no tena matahotra ny ady hevitra?

15. Jeankely
(
13/06/2008 03:52)
Ry Annie2006 koa hita sy kobo fa malahelo fihinanana. Voasakana ngah ny fihinanan'ny babanao sa ny vadinao sy ny fianakavianao ? Efa ry badboy aza manaraka fa ilaina ny manohitra ampisainana. Tena mandray lesona ilay kely io satria sahala anao ny nataony vao tonga teto ary rehefa nifampitady teto dia niova ny fomba fiadiny. Ny anao mbola mbontolo ihany ry Annie2006 a. Ny tanjona iray ihany ny anareo saingy misy mbola mbontolobe. =)) =)) =)) =))
16. badboy
(
13/06/2008 05:22)
Jeankely:

Aza mirediredy fa izaho no isan'ny nametraka voalohany ny tsy mety ataon'ny fitondrana sy ny fanakianana ny fanoherana tsisy fototra @ alalan'ny fidinana andalambe sy ny tetezamita izay tsy nitondra vokatsoa!!
Tsy jeankely mihintsy akory no nametrak'io fa ny an'i jeankely hoe tsy mila toherina ny fanjakana! Ny hevitro dia mila toherina ny fanjakana fa ampisainana! Tsy mitovy ireo! :^) :^) :^)
17. Annie2006
(
13/06/2008 07:41)
Jeankely:
Ry Annie2006 koa hita sy kobo fa malahelo fihinanana. Voasakana ngah ny fihinanan'ny babanao sa ny vadinao sy ny fianakavianao ? Efa ry badboy aza manaraka fa ilaina ny manohitra ampisainana. Tena mandray lesona ilay kely io satria sahala anao ny nataony vao tonga teto ary rehefa nifampitady teto dia niova ny fomba fiadiny. Ny anao mbola mbontolo ihany ry Annie2006 a. Ny tanjona iray ihany ny anareo saingy misy mbola mbontolobe. =)) =)) =)) =))
Fihinanana aiza? f'angaha misy fihinanana ao amin'ny fitondrana ao? Toa mahay zavatra malotoloto kosa ity JK ity.
hoy ingahy iray izay hoe: "raha diso ny voalazako dia lazao ny maha diso azy"....
Tsy misy olona andeha hidina ary te-hidina andalambe. Tsy misy olona hanao transition na te hanao transition. RAHA toa ka mifanaja ny tsirairay sy manao ny asany ny mpitondra fanjakana.
Ny fijaliana, ny jadona, ny antsonjay, io no manosika ny vahoaka (tsy satry) eny andalambe sy hanao tetezamita. Tsy eto amin'ny forum isika no afaka mametra izay ao andohan'ny vahoaka noana. Fa anjaran'ny politika kosa ny mampitandrina amin'izay mety loza miseho raha manao be marenina foana ny fitondrana indrindra fa mampahantra ny vahoaka sy manapotika ny firenena (ohatra vaovao: maty ireo dauphin sy ny trondro andranomasina hanaovan'ny Exxon mobil azy).
Ka raha tsy te ahita "tetezamita" sy tsy te ahita vahoaka hidina andalambe, dia HAJAO ny asanao, foano ny jadona, ajanony ny lainga sy ny varobobo firenena amin'ny vahiny, ampiasao araka ny hetahetan'ny vahoaka ny fahefana napetrany eo ampelatananao fa tsy manao izay danin'ny kibonao ianao ka milaza hoe "tsy te halala" sy ny sisa.
Hoy ny teny baiko hoe: "La transition et la descente dans la rue ne sont plus une "option" pour un peuple opprimé, affamé et livré à l'esclavage, mais deviendront une "nécessité" vitale.
Ka mba mitandrema ihany.
18. Jeankely
(
13/06/2008 09:48)
Raiso ilay hoe: "Ka raha tsy te ahita "tetezamita" sy tsy te ahita vahoaka hidina andalambe"
Inona no hameraperanao azy fa aleo izy hisosa dia miala sa tiana tazonina indray ngah. Sao mba resaka vilamolotra ihany izany.
Ny anjera azy aza atao koa inona koa no hitadiavanao fanafana? satria tia hilelaka.

19. Annie2006
(
13/06/2008 09:58)

Tsy misy mametra eo. Fa lojikan-javatra io lazaiko io. Ary hisosa no hiafaran'io raha izao zavatra miseho izao (be marenina be io) no mitohy.
Fa inona marina ity filelahana lazain'i Jk ity e? raha tsy "mihinana" dia "milelaka". Dé izay ihany ve no azo atao (amin'ny politika) raha araky ny hevitry JK????
20. Jeankely
(
13/06/2008 12:24)
Raha tsy tianao izy dia avelao hisosa na ampio tosika aza hisosa mafy any ankady dia raiso ny fitondrana na ataovy ny tetezana mita.
Raha ny hanamboatra indray na hanitsy no hevitrao dia tsy lasa koa ilay fanehoana azy.
Koa hitana sy hilelaka sa hamela azy hisosa hiakaran'ny favy :-D :-D :-D