Mahasahia manohitra

21. Annie2006 ( 13/06/2008 16:31)
Jeankely:

Raha tsy tianao izy dia avelao hisosa na ampio tosika aza hisosa mafy any ankady dia raiso ny fitondrana na ataovy ny tetezana mita.

Raha ny hanamboatra indray na hanitsy no hevitrao dia tsy lasa koa ilay fanehoana azy.

Koa hitana sy hilelaka sa hamela azy hisosa hiakaran'ny favy :-D :-D :-D


Ie any ankady mihitsy ka.

:^) :^)
22. patrick2002 ( 13/06/2008 20:55)
matoa misy ny mpanohitra bontolo na ny mpanohana bontolo dia satria tsy ampy fahalalana izy eo @ resaka politika na ekonomika ,na koltoraly
Tsy mbola misy mihintsy theorie economique ,na science politique marina tanteraka ,na ireo manana PHD amin'izany aza dia miaiky an'izany, misy foana ny lafy ratsy sy tsara @ systeme ataonao,midika izany amiko fa tokony hifanaja na ny mpanohitra na ny mpanohana,ny mpanohana tokony hiaino ny mpanohitra ,ary ny mpanohitra tokony hahatsapa fa nisy dingana vitany fitondrana ,fa mbola misy ny loza mananotanona.
ka mametraka fanontaniana izao hoe izany ve no hataony razanety eto :lol:
iza no tsy nahazo tamin'io ramatoa io teto ny mpanohitra ,nisy mihintsy no nitsoaka fa tsy te hiady @ adala (oh rabaradaka)
Izaho izao no mirotsaka miady @ satria efa ela no nanarahako ny famaliny eto amin'ity sehatra ity ary hitako fa tena misy depression psychologique ny amin'ity ramatoa ity :{ :{
23. Jeankely ( 14/06/2008 01:24)
Edrey re ry tonaka. Arak'izany fahavoazana izany koa inona no handosirana ? Tsy zara aza ve adala sy vendrana ny mpifanandrana ampidirana baoilina marobe ? Sa sendra ny tsy mahay vao maika lasa kondranaity izy. PhD no resahinao ka aza adino fa misy maro PhD ny Ministra ahitsinao nefa ianao aiza ? =)) =)) =))
24. kanota ( 14/06/2008 03:02)
Izaho koa avaty @ JK ry lay patrick2002 tsisy fandinihana a. Rabaradaka TIM niala ary nilaza an-dRa8 ho mpanao ODY ve no tsy azo kitihina aminao ? Aza mihevitra mihintsy fa JK irery no tsy faly aminareo. Momban'i Canada iza avy no Ambasadaoro ao ary tsy nisy Ministra AREMA ve ? Iza ny @'izao fotoana ? Ianao akaiky kely fa aza mihevitra tsy ho hita. Rehefa tsy zakanao ny lohany adala dia asehoy ny mahahendry anao fa aza mitady mpanampy.
25. patrick2002 ( 14/06/2008 03:35)
:-D :-D :-D inona aza no masahirana an'i jeankeliloha mivadika kanota indray avy eo ,efa hita izao fa mitovy ny pasy, sy ny fanoratana kou.
Mivadiha indray kobay, na langylangy eh! =)) =))
26. Jeankely ( 14/06/2008 04:46)
Hay moa izany ve no izy ra-langilangy a. Efa tsy sahia manohitra intsony izany fa lasa resaka ra-langilangy indray ra-pa. =)) =)) =))
27. patrick2002 ( 14/06/2008 14:39)
jeankeli loha mivimbina kanota miantsapy @ langylangy miantsoroka kobay ,miloloha kobay ,avy eo manasa vay =)) =)) =))
28. Jeankely ( 14/06/2008 15:11)
Ny vay aloha misy le nanas otrika mila potserina. Ok ra-langilangy
29. patrick2002 ( 14/06/2008 15:37)
aza potserina fa tangoronany lalimanga . :-D :-D
30. Jeankely ( 14/06/2008 15:45)
Tsy manaiky ny dokotera fa potserina ozy. Ra-langilangy :-P :-P :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0511