fanamarihana

1. fijo ( 12/06/2008 22:15)
isika gasy moa somary manisy sira kely ihany,ka asiako fanamarihana kely,ny momba an'i "jean louis ravelomanantsoa"ilay voalaza ary malaza fa nandresy tamin'ny lalao olimpika natao tany mexico tamin'ny taona 1968.
ity no vokatra nisy tany ka ahitsio le resaka

100 mètres hommes [modifier]

(résultats détaillés)
Médaille Nom Pays Performance
image:Med_1.png Or Jim Hines États-Unis États-Unis 9"95 (RM)
image:Med_2.png Argent Lennox Miller Jamaïque Jamaïque 10"0
image:Med_3.png Bronze Charles Greene États-Unis États-Unis 10"0

* Jim Hines est officiellement le premier homme à courir 100 m en moins de 10".
i ngahy ravelomanantsoa dia nandray anjara tamin'io famaranana io fa tsy izy no nandresy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4043