amitié madio entre lelà sy vevavy

1. ari.malala ( 13/06/2008 09:27)
Miarahaba ny mpisera e!

Hono hoa e, miantefa am lelà ty fanontaniana ity, fa tena tsy possible mints ve ny lelà s ny vevavy mpinamana tsotra fa ts maints asina fona hoe nef za tara b amnao e, ndao iaraka fa hiafina e! ts asina olana ny tokantrano e sns sns... lasa otran'ny lasa ts mampatoky tsony ny lelà ra otranzany ny fomba k! tsara ny mitsotra hoe efa manna tokantrano, fa tsaratsara kokoa ny manaja izay efa nekena fa ny tsara anie tsy lany e!
novalian'i maverikr ny 06/10/2008 13:23
2. Mandefitra ( 13/06/2008 09:48)
ALohan'ny iresahana betsaka aloha de fantaro ireto:
- ny ela maharay roa
- ny ratsy tsy kely lalana
- Ary ny an'ny bandy hono adidy le mikaoty :
* mahazaka, sady voky no afaka adidy
* tsy mahazaka, ny adidy tsy an'olondratsy :-P
3. hobi08 ( 13/06/2008 11:58)
tsara be le sujet fa zao, ts voatery oe ts maints miaraka kosa eh ! fa arkaraky ny saina iany no mitondra an io de tsis lahy sy vavy pinamana mints zany raha tsy oe resaka fitiavana fona
:-*
4. Jeankely ( 13/06/2008 12:14)
Possible io ary betsaka no efa miaina an'izany. Saingy araky ny tenin'iray hoe ny ela maha... dia miankina amin'ny saina ihany. Rehefa miara-mianatra ohatra ny iray vadin'olona ary mifanampy amin'ny fianarana dia tsy maintsy hivadiana ve ilay vadin'olona. Ny sasany aloha dia zara aza mahita "occasion" saingy rehefa matotra ny vehivavy ary tsy miala amin'ny hoe namana na ny lehilahy aza mba menatra ihany ny hivadika fa dia sahalan'ny anabavy.
"Saingy aza adino fa misy ny tena sain-dratsy ka na havany na anabaviny tsy ariny noho izany tsy ny olona sahala izany no atao namana raha tsy tia ahita olana."
5. ari.malala ( 13/06/2008 12:15)
tsy ratsy kosa ilay hoe ny adidy tsy an'olon-dratsy ry Mandefitra an :-D :-D :-D :-D

ka zay mantsy ry hobi08! refa mpinamana no nifanekena d mba tokony mpinamana am fo madio :°)
6. diamondra27 ( 13/06/2008 15:06)
ny bandy tsy maintsy mikoty foana akia a

am zao taonjato faha firy zao de mety ho reraka ny lelah de ny vevavy ndray no hikoty


de tsy maintsy mi allume foana koa ve le vevavy aloha
7. sakaizakely ( 13/06/2008 15:18)
ka raha sasàna am savony nosy ve tsy hadio rehefa ela :-P :-P :-P
8. naughtyboy ( 13/06/2008 15:49)
mandefitra> tsara hofana mintsiny nge enao zany e :-D :-D :-D :-D :-D
9. lizabeth ( 13/06/2008 16:19)
ari.malala:

Miarahaba ny mpisera e!

Hono hoa e, miantefa am lelà ty fanontaniana ity, fa tena tsy possible mints ve ny lelà s ny vevavy mpinamana tsotra fa ts maints asina fona hoe nef za tara b amnao e, ndao iaraka fa hiafina e! ts asina olana ny tokantrano e sns sns... lasa otran'ny lasa ts mampatoky tsony ny lelà ra otranzany ny fomba k! tsara ny mitsotra hoe efa manna tokantrano, fa tsaratsara kokoa ny manaja izay efa nekena fa ny tsara anie tsy lany e!



izaho aloha tsy lehilahy fa raha ny expérience hitako dia toetra natoralin’ny lehilahy mihitsy ilay mikôty : na ataonao mazava be ohatran'ny masoandro aza ny resaka, tsy maintsy misy fotoana hoe mikôty izy, tsy dia ilay ahazaka akory aza no tanjony fa ohatran’ny tsy maintsy manandrakandrana kely daholo foana (asa izay ve ilay hoe adidy???). Ny lehilahy gasy aloha no tena hitako manao izay! Ka raha vehivavy ianao ka te-hanana namana lehilahy dia tsy maintsy mailo fa hisy izay ary nefa koa rehefa tsy hanaiky ilay vehivavy na hiodin-kavia na hiodin-kavanana eo izy dia tsy mankaiza. Dia rehefa dinihina izany dia any amin’ny vehivavy ihany ny baolina. Misy mi insiste, dia ialàna izy rehefa tsy laitra akisoka. Misy tena mijanona amin’ilay stade manandrana fotsiny mihitsy. Dia izay angamba izy no azo hatao namana...!

10. Veloo ( 13/06/2008 19:24)
tena misy mihitsy io, za manana lahy efa hatramin'ny ela mbola pinamana be izahay ary tsy mba nisy an'izany saina ratsy ny hikoty sy ny sisa izany.
11. patrick2002 ( 13/06/2008 21:14)
ary toa vehivavy daholo no mamaly ato kty :-D :-D
12. pissoa ( 13/06/2008 22:38)
Mba tena ratsy tarehy mihitsy angamba za tia fa toa tena boooobaka be ny namako lehilahy tsy mbola nikaoty ahy hatramin'izay kle :cry: :cry: :cry:
13. ikotoleta ( 13/06/2008 23:14)
:arrow:
14. pseudo38 ( 14/06/2008 18:52)
[quote=ari.malala]
Salut !
Ny toetsaina no hitondrana ny zavatra. Marina fa raha tsara ilay kala ary heverilo fa mety "hozakako", nahoana moa aho no hihafahafa ? Saingy manam-bady aho ary hajaiko ny vadiko. Avy eo an'ny tsirairay avy no mieritreritra. Miandahy miam-bavy io. Manam-bady na tsia. Tadidio fa ny lehilahy hikaoty foana. Anareo vehivavy no mijery raha te hiaraka @ ilay tary ianareo na tsia.

15. pseudo38 ( 14/06/2008 18:59)
Ny zavatra adinoko dia manana namana vehivavy betsaka aho. Je dois dire qu'elles sont loin d'être moches. Mais on se respecte et on s'aime amicalement. Sans plus. Entre l'amitié et s'envoyer en l'air, il y a un monde. L'Amitié est indéfectible , pas l'amour. Je le pense et je le crois.
16. naughtyboy ( 15/06/2008 16:36)
arakaraky ny olona ihany io e,ra oh.anah kalo azo atao tsara ny mijanona ho mpinamana @ vhv fa ra tsara jery kosa de tsy maintsy ao ihany le eritreritra oe fa maninona mo no ijanona mpinamana fotsiny ra misy marimaritra hafa iraisana tsy anatsarana ny fifandraisana..zay ngambany no mampa naughty ana ty :-D :-D
17. tess ( 15/06/2008 16:52)
nôty: :^) an han!
18. ari.malala ( 16/06/2008 08:02)
nôty:-D:-D:-D:-D:-Dtena naughty marina:-P:-D:-D:-D:-D

pissoa, hihihih, tsy hoe ratsy tarehy ky ndry fa olona tsara saina dool zany ny namandry a! hihihihi!

sakaizakely, ts azoko ny idiran'ilay sasàna am savony nosy azafady:-P

Jeankely:
Possible io ary betsaka no efa miaina an'izany. Saingy araky ny tenin'iray hoe ny ela maha... dia miankina amin'ny saina ihany. Rehefa miara-mianatra ohatra ny iray vadin'olona ary mifanampy amin'ny fianarana dia tsy maintsy hivadiana ve ilay vadin'olona.


Ka zay mants!!! misy lelà tena ts manjary kosa alou e! otran'nyhoe refa manome fanampiana d tsy maintsy eny am-pandriana no takalony!!! ts azoko mints!

19. naughtyboy ( 16/06/2008 16:42)
tess >za ndray tsy mionona @ tsara zany fotsiny fa mbola atsaraina aza ny efa tsara :wink:
20. tess ( 16/06/2008 19:29)
:wink: :-D ^:^ eka ouzzz tohizo fa tsara :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2899