amitié madio entre lelà sy vevavy
21. naughtyboy
(
17/06/2008 18:50)
ny namana tsara ananana de ny tena namana
tsy azo alana na indramina fa efa ananana
na faly tomany de mbola eo ihany
na hita na tsy hita de namana atrany
:°) :°) zany oe za ko mbo mte ho namanao ka ahona ozy enao :D :D
tsy azo alana na indramina fa efa ananana
na faly tomany de mbola eo ihany
na hita na tsy hita de namana atrany
:°) :°) zany oe za ko mbo mte ho namanao ka ahona ozy enao :D :D
22. tess
(
17/06/2008 19:24)
marina tena marina mitsy io!
raha tsy izany tsy namana fa namanamana :°) :-P
raha tsy izany tsy namana fa namanamana :°) :-P
23. vaninna
(
17/06/2008 23:59)
pissoa:
Mba tena ratsy tarehy mihitsy angamba za tia fa toa tena boooobaka be ny namako lehilahy tsy mbola nikaoty ahy hatramin'izay kle :cry: :cry: :cry:
:D :lol: mb itovizana retsy izay!
za kouh b namana lehilahy fa tsy misy mikaoty anaà na ray aza , resaiko cool fotsiny,asiana balise fotsiny ilay fifandraisana é
tsy dia à l'aise ndraindray ilay minamana @ vhv fa ny vhv nge ilay b fosa2 mandreraka koa é
ny namana lhl afaka iresahana sujet pointu , on passe de l'Euro 2008 a la politique sns...
za akory tsy milaza hoe poakaty ny sujet de conversation ny vhv rehefa tafaraka an!!na dia misy marina kely ihany aza zay 8) 8)
Za aloha otriny mbola tsy tadidiko hoe nanana namana vhv ka hoe resaka politika no adihevitra nataonay é , na hoe adihevitra mikasika ekonomika sns...é
24. ari.malala
(
18/06/2008 07:29)
nôtyboy:marina mitns zany :)
ny namana tsara ananana de ny tena namana
25. naughtyboy
(
18/06/2008 18:06)
reny le manohatohantsy ho lavo ,manarina refa mianjera de miaramifaly refa samy tafarina ary miaramijaly aminao @ fiakarana sy miara midola aminao @ fidinana zany oe tena tsara atao namana tokoa zany ny vhv ankoatry ny kofa akama rehetra ka ho ela velona ny andriambavilanitra rehetra =D> :-D
26. haritianah
(
19/06/2008 16:46)
Possible ny mijanona ho mpinamana ny lahy sy ny vavy saingy ny ankamaroany mitranga dia lasa tafiditra resaka fitiavana.
Lé devoly pikitikitika koa anie manitikitika ny iray @ reo dé lasa mivadika ny resaka, ary io ts voatery oé ny lehilahy ihany no mivadika ny resaka fa misy kou ny vehivavy maka fanahy zay refa misy manitikitika azy @ lé lehilahy namany dé alainy fanahy itodika aminy dé misy tokoa mou ny lehilahy maita an'iny dé taitra koa ny devoly any aminy dé mivadika @ zay ny resaka.Misy zany miainga @ lé lehilay ny mauvaise fois misy miainga avy @ vehivavy fa misy dé tena ts mieritreritra zvtr hafa mits fa namako de minamana.
Misy ny tena lahy sy vavy dé tena mijanona mpinamana samy mahatana ny sainy fa mijanona atreo @ mpinamana.

27. women
(
23/07/2008 14:12)
ary mba aôna lé tratran'ny otrizao é : (za sipa an)
zay mitsam nanana namana sipa iray zay, dé tsy rony tsy ventiny teo tonga dé notapahan drasipa tampoka ny fifandraisana tamiko fa juste lé moitié ako sisa no niresahany! Lery otran'ny tsy dé kôpy oé efa tsy miresaka tsony zay sy lé sipa akama fa mbola iny fa mitantara ny resaky ry zareo foana (lery zany mieritreritra oé au courant lé resaka koa za) Lé sipa hono @ io efa voatantarany hatr@ oé tsy afaka nanao izy sy ny kôfany indraindray! Dé tsy haiko tsony fa za kou tsy sahy nanontany sy niresak t@ le sipa tsony fa efa mailo fotsiny oé ao raha matoa ty ny vadiko iany sisa no resahany!
Avy eo ozy nareo lasa te hanao pointage ao aminay zany mintsy ra sipa fa iny zahay mitsam mifankatia tsara @ alina be iny no iny fa miantsoantso be @ phone n'ny vadiko!
Raikitra mints alou ny resabe anay mivady tamzay dé gaga za fa après an zay ozizy lery oé, tsisy miantsoantso tsony io f'aza mataoatra, sady lasa otran tia be sy mampirevy be anà zany razoky
Ny dikan zany vé oé nisarika an-dRangahy akama ra sipa fa tsy nahazaka dé nigafigafy, sa oé té hanao pointage oé fantaro fa lasa niaraka zahay?

28. women
(
23/07/2008 14:22)
ajouter ko kely @ le teo aloha dé oé ny amitié entre sipa sy bandy aloha tonga dé esory ao an-doha é! Ilay eritreretinareo akamany akaiky ndrindra mifampitondra otran'ny frère et soeur iny mintsy mahay mivadika satria mora ny mi abuser ny confiance an'ilay conjoint(e) any! Il /elle se dira oé " za no namana tsy eritreretiny hivadika indrindra @ namany rehetra" ka ho mora zany ny opération mitsaingoka ny kôfany
Affirmer ko tsara mintsy satria niala t@ zavatra vécu io, za tsy oé manda ny exception otran dry pissoa... fa 1/1000 ny cas otran'io
Affirmer ko tsara mintsy satria niala t@ zavatra vécu io, za tsy oé manda ny exception otran dry pissoa... fa 1/1000 ny cas otran'io
29. fijo
(
24/07/2008 21:13)
ari malala an,aza atao safobemantsina kosa e,misy ary azo atao tsara ny minamana lahy sy vavy.
30. rinakely1
(
05/08/2008 19:44)
Vevavy ny tena: izaho manokana aloa dia manana relation tsara @ ny ankizy lahy rehetra izay mifanerasera amiko. Haiko tsara iza no tena namana @fo madio dia manao torak'izany koa aho , haiko tsara koa iza no te hikôty foana na dia efa fantatra aza fa tsy tafa dia misitaka fotsiny refa otran'ireny. @zay tsy misy maharatsy fihavanana
Noho izany, ny finamanana dia miankina @ ny tsirairay aby.
Noho izany, ny finamanana dia miankina @ ny tsirairay aby.
31. imaitsoanala
(
05/08/2008 23:10)
tsika lela mitsy no ts mazak an io matetik
tenté fona sik ampiditra rsk afaafa am izy io
miakina amle sipa koa io ka ref ts ety zay izy atao aona
tenté fona sik ampiditra rsk afaafa am izy io
miakina amle sipa koa io ka ref ts ety zay izy atao aona
32. oOo
(
06/08/2008 07:45)
ari.malala:
Miarahaba ny mpisera e!
Hono hoa e, miantefa am lelà ty fanontaniana ity, fa tena tsy possible mints ve ny lelà s ny vevavy mpinamana tsotra fa ts maints asina fona hoe nef za tara b amnao e, ndao iaraka fa hiafina e! ts asina olana ny tokantrano e sns sns... lasa otran'ny lasa ts mampatoky tsony ny lelà ra otranzany ny fomba k! tsara ny mitsotra hoe efa manna tokantrano, fa tsaratsara kokoa ny manaja izay efa nekena fa ny tsara anie tsy lany e!
Tena possible mihintsy ny "amitié madio entre lelà sy vevavy" lazainao io ka.
Rehefa mazava dieny mialoha ny resaka dia tsy misy olana mihintsy.
Fa amin'ny lafin'ny anankiray kosa, dia zao vao hitako fa tena tian'ny vehivavy ny "kotiana" izany, na dia tonga dia manda fatratra ery.
33. aingheri
(
08/08/2008 07:23)
tsotr ny ah ny valiny, rah mbola samy libre na lay kôfa na ilay sipa dia poins, fa na dia ny iray fotsiny aza no ts libr tsony dia aleo milam fa danzzz ny faka-panahy
ts voatery ho ny lahy na ny vavy, fa io ref miakama dia manomboka mandeh ho azy ny fitoviana feeling de ainsi de suite é :twisted:
jereo fotsin t@ nareo nifampikôty é!!!
sady refa zatra mifampizara ny manta angé ny masaka koa aza lasa ifampizarana é!
ARY IZA AMINAREO EFA CAZE NO SAHY MILAZA FA TSISY RISK NY AMITIE ENTRE SIPA SY BANDY satria na dé enao io aza ts mieritreritr ratsy lay iray ve torak'izany koa?

34. sff
(
16/09/2008 07:10)
pissoa:
Mba tena ratsy tarehy mihitsy angamba za tia fa toa tena boooobaka be ny namako lehilahy tsy mbola nikaoty ahy hatramin'izay kle :cry: :cry: :cry:
:-D :-D :-D
35. maverikr
(
06/10/2008 13:23)
tsy misy sipa sy bandy mpinamana fotsiny amizao zany fa tsy maintsy misy 1 tara fôna ao fa na manaja ilay maha mpinamana izy na matahotra ny ilaza izay ao anatiny