Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
19/06/2008 07:58)
DIFFERENCE D'AGE III
Miarahaba anareo rehetra!!
Voaresaka teto foana ny hoe SIPAKELY miaraka amina LEHILAHY LEHIBE!!
Fa ahoana kosa mba evitrareo raha toa ka ilay lehilahy zandrin'ilay vehivavy dimy taona. Tokony hampio...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/07/2008 23:58
Verosoa
(
19/06/2008 07:49)
Antsa an'i Kristy (Asandratro)
mangataka an'io hira io aho Asandratro an'i Antsa an'i Kristy
Misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 19/06/2008 10:06
orona
(
19/06/2008 06:49)
ny tsy azoko
Maninona ny xxx manao ny olona ho devoly avela mijanona eo, fa vao ny olona no manao ny hafa ho devoly dia maazo fampitandremana. :roll: :roll: :x ...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 26/06/2008 20:27
tsoraka
(
19/06/2008 06:21)
Miandry ny 'stage' hamahana vidin-tsolika entin'i badboy ?
Tsy hita ary sahirana kely badboy fa manao 'stage' ka asa na ho vovahany mora ihany ity resaka solikany ty. 'stage' mahafaokabe, sady momba ny lalana no toekarena iraisampirenena manko io. =)) =)) ...
tohiny
novalian'i kanota ny 20/06/2008 02:25
lunja
(
19/06/2008 05:49)
Mangataka hiran' i lola le hoe mpamindra fo
Tiko be ny hiran i lola iny fa mapitombo ny finoko...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 19/06/2008 10:11
mahdoum
(
18/06/2008 19:04)
ASA ATY LIBAN
Misaotra manokana ireo gasy namana aty aho nampahafantatra ahy ity site ity . Izaho moa dia miasa an-trano aty 1ans et demi zay no nahatonagavako taty mandeha tsara ny asako tsy misy probleme , miaina...
tohiny
novalian'i 08051972 ny 24/08/2008 13:38
niryna
(
18/06/2008 17:49)
Ny mpamafy
http://baiboly.org/toko.asp?boky=MARKA&toko=4&andininy=4-10&dika=
Inona no hevitra tian'i kristy ampitaina amintsika ?
(l) niryna ...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/07/2008 03:47
ds
(
18/06/2008 17:43)
Fampiatoana mpisera
Rahefa tsy manara-pitsipika ny hevitra, dia alefa any amin'ny fako. Raha hevitra iray na vitsy anefa no maningana, dia matetika ny lohateny iray manontolo no very any amin'ny fako.
Tsaratsara kokoa a...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/06/2008 08:35
tslem
(
18/06/2008 17:22)
mofo mangahazo
Sao dia mba misy mahay ny fanaovana an'ilay mofo mangahazo boribory (rouleau)asiana voanjo ao anatiny ireny kay ianareo?
Misaotra sahady :P ...
tohiny
novalian'i vale ny 08/07/2008 14:16
niryna
(
18/06/2008 17:22)
Safotra rehefa alaina ra
Efa nahita olona matahotra alaina ra ve hianareo na raha vao mahita ra dia torana.
Mety hoe nisy zavatra nahazo azy ve tany aloha tany ohatra sa phobia koa io.
Iza no efa nahita experience tamin'iz...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/06/2008 16:28
kiadi
(
18/06/2008 16:19)
avertissement!
[quote]kiadi, orona,
Miarahaba.
Ity dia fampitandremana anareo noho ny tsy fanarahanareo ny fitsipika ao
amin'ny forum.serasera.org
Mangataka anareo hamerina hamaky ny fitsipika.
Hery
[/...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 28/06/2008 05:27
ikaretsaka
(
18/06/2008 15:09)
Amin'ny anaran'ny Ray.....
Hono tokoa ho'a
Fa maninona kay ny protesta sy ny evanjelikaly no tsy manao famatarana ny hazo fijaliana (Amin'ny anaran'ny Ray e)
Izao manko...
1) mino ny Andriamanitra 3 no 1 (trinity) r...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 24/07/2008 21:31
tsoraka
(
18/06/2008 11:40)
Makasitraka an-dRa8 Jeankely dia nesorina
Efa narahako hatramin'ny naha-mpiserasera ahy fa izay manenjika an-dRa8 dia palan'i Jeankely. Misy ny tezitra ary mifamaly aminy. Hitako koa fa toerana tiana mba hanomezana vahana izay mpanimbazimba F...
tohiny
novalian'i kanota ny 24/06/2008 06:58
rabingogilabanga
(
18/06/2008 10:52)
Jeankely voaroaka, fangatahana fanazavana
[quote=Hery]kanota> mandefasa fitarainana dia teneno hoe i anona tsy nanaraka ny fitsipika voalaza teto manao hoe ....
Toa izany no nataon'olona an'i Jeankely ka tsy afa-manoatra aho [/quote]
...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 20/06/2008 16:24
enric
(
18/06/2008 10:38)
Aza fady tompoko
Voasakany mpandrina i rajou fa tsy manaraka fitsipika!!!
EURO'08 Viva España!!...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 18/06/2008 20:26
notron
(
18/06/2008 09:28)
Hotely sa Sekoly ?
Miarahaba antsika rehatra indray ô!
Re fa ho ravaina ny EPP sy ny CEG Antanimbarinandriana ka hananganana Hotely iray lehibe ahitana hefitra 4.000 isa, handraisana ny fivorian'ny Firaisambe Afr...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 20/06/2008 12:47
tinoh
(
18/06/2008 09:24)
mangataka hira izahay aty lavitra aty e
[img]http://[/img] (l) hirany LIANAH e zay aty tena tsy maheno izany mozika zany e ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 18/06/2008 17:49
Harikoeli
(
18/06/2008 08:36)
flan
Manaona dôly nareo!za hoa mbo naika hangataka r7 na flan! te hanao flan za nefa tena tsy mahay de mbo andefaso soso-kevitra ry reto a!
misaôtra mailoa @ soso-kevitra e!
:D ...
tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:52
miranto81
(
18/06/2008 07:26)
mangataka hiran'i degamtse
sao dia misy manana ny hiran'ny dega mtse?...
tohiny
rajoelina
(
18/06/2008 06:47)
EURO'08 adios LES BLEUS!!
Any Afrique antsimo indray e! Mandrampihaona @ 2010. Fa vetivety io d tonga.
Le lalao omaly koa d tsy azoko mahintsy... [b]Ribery[/b] niala fa voavely ny lohaliky lery, amzay koa 11 contre 14 omaly...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 18/06/2008 16:30
