avertissement!

1. kiadi ( 18/06/2008 16:19)
kiadi, orona,

Miarahaba.

Ity dia fampitandremana anareo noho ny tsy fanarahanareo ny fitsipika ao
amin'ny forum.serasera.org
Mangataka anareo hamerina hamaky ny fitsipika.

Hery



aleo miala de mandinika sisa raha izao fa tô zah hilan'ny debil vanony sy mahazo hopa isakarazany indray no mahazo fampitandremana! gravy indray in!!mba tena manao ny asany ve ny toponondraikitra mahita fa tsy zah no mila vanony sy manambany ary manompa olona ato?
manajatena no mety fa virtoaly ito ataoko fanalana azy !fanalana sorisory fa tsy fitadiavana fahasorenana!!
mety miverina eny ihany raha sanatria afaka ny adalan'ny sasany!!ary aza matahotra fa tsy hiafina @ ps hafa zah!!
mapdrapiaona eh!!
veloma elah ry orona debil kely fa an'elah ny forum zao an!!

novalian'i ainaheri ny 28/06/2008 05:27
2. penguin ( 18/06/2008 16:54)
Tratran'ny alokakoho ve ? Aza mitsoaka raha tsy nanao ratsy e :-P :-P :-P
3. ikaretsaka ( 18/06/2008 16:55)
kalamina e
4. kiadi ( 18/06/2008 16:58)


Hoy i fitsipika:

Ny hafatra manohintohina ny fifandraisana amin'ny ompa, fanenjehana bontolo, fanaratsiana mivantana na ankolaka mihatra amin'ny namana mpikambana (amin'ny fampisehoana solonanarana), na ny tomponandraikitra, na olona hafa ka handraisana fitarainana dia hoesorina ary mety hiafara amin'ny fanesorana tsy ho namana ny mpikambana nanoratra azy.



Isika rehetra dia samy manana ny fomba fampitany hafatra... zaran'ny olona aza ianao voasakana dia amin'izay tsy tafita ny hafatrao. Koa maninona no mbola aseho ihany hoe mendrika sakanana?

Raha mila fanazavana fanampiny (nahoana moa no hila?) dia manorata manokana aty amiko


ny mahagaga anah de zah no niaharan'io retra io!! ompa azoko,fanaratsiana azoko,fanbambaniana azoko!!
de nefa tô zah indray no nahazo fampitandremana!
tsy rarahako ny hafa raha niaranahazo tamiko fa tsy zah no nanomboka!!
de manaraka ny fitsipika noforoninao ve enao raha izany?
tsy nitaraina zah fa noheveriko fa mba mahita ny nahazo anah (ompa,fanambaniana,fanaratsiana) ny tompon'andraikitra kanjo zah indray no nahazo avertissement!!
sady tsy fombako no mitaraina zany!!
5. sakaizakely ( 18/06/2008 17:36)
fanontaniana manokana :

[size=13px]manana kifafa ve orona ?[/size]

toa vao niditra manko izy omaly dia tonga de voafafa dinika 2 na 3

ny dinika nalefako ara voafafa koa nony vao niditra izy, tsy hitako hoe inn ny antony fa i orona zao no mamafamafa arakan ze sitrapony

iza mou le niteny we tsiky de ampy, de itrangako nify mits aza :°) :°) :°) :°) :°) sao tsy hita ilay tsikiko tonga hatrary am sofina io :-D :-D :-D :-D
6. naughtyboy ( 18/06/2008 17:55)
miala tsiny fa misy fanotaniana kely..na tsy mila mpisolo vava aza i kiady de manitikitika ahy ary tiany kiady tsara ho fantatra oe aiza zany ny porofo mazava manamarina karazana fitsipika efa nodikainy no mendrika fampitandremana izy satria ny toerana misy azy de niarahanahita fa tsy safidiny ho voaompa sy nambaniana sns..efa itako ny nahazo any kiady fa tsy lery rery no tratran'io, za mo de manome ny sahaza azy eny isaky ze mahatsiahy ( nisy oul zay tato mantsy tsy azoazony mintsy ny ainy ra tsy manompa ny hafa isan'andro sy mirediredy foana:roll:) za mo de tsy nanadino ny manome ny sahaza ny redirediny eny isaky ze mahatsiahy nefa kosa de nanaja sy tsy nanana olana @ reo mpikambana hafa rehetra..
ka de miandry valiny mahafapo aminareo tompon'andraikitra momba ny fampitandremana mahazo ny mpikambana rehetra ato de misaotra mialoha
7. xxx ( 18/06/2008 18:01)
ny ahy ny zavatra tsy azoko dia ity :
"xxx":
hoan' Mme TONY na rush indray> mahaiza manaja tena dia hajain'ny olona faza maivan-doha! , Mety ianao ihany no namorona ity loha hevitra ity satria ianao manao XXX entina hanaratsina sy hiadivana @ olona eto.
fomba filazana hoe "tony" ve dia hanompana sy hanaovana ny olona tahak'izao ? http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4857fd4c06cdc
8. diamondra27 ( 18/06/2008 19:42)
tsisy azoko tsony le fandehany ry reto a, ngah misy vertissement zany ndray zo
de apres firy avertissemt de miala ny joueur sa carte jaune klou de aveo rouge


tena lasa euro2008 ndray zany ny serasera

milay ihany klou le izy fa zao e, de iza zany le manome avertissement io e
ka ho arak i hery daholo ve ra samy manao faute eto ny joueurs
de aoka zany mba ten am mh faute no azahoana avertissement fa sao de misy mitakle de tsy mhazo carte jaune akory

de aona zany ny remplacant koa ve mahazo mandray anjara sa tsy mahazo milalao tsony ?
ny tiko lzaina de le ps faharoa na faha3 na faha4 snsn an' io olona mahazo avertissement io raha mnn ps maro izy

9. kiadi ( 18/06/2008 19:56)
ka raha nanao faute marina moa no mahazo avertissement manin fa mba mamaly ny adalan'ol zah de zah indray no nahazo fampitandremana
10. xxx ( 18/06/2008 20:48)
xxx:

ny ahy ny zavatra tsy azoko dia ity :
"xxx":
hoan' Mme TONY na rush indray> mahaiza manaja tena dia hajain'ny olona faza maivan-doha! , Mety ianao ihany no namorona ity loha hevitra ity satria ianao manao XXX entina hanaratsina sy hiadivana @ olona eto.
fomba filazana hoe "tony" ve dia hanompana sy hanaovana ny olona tahak'izao ? http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4857fd4c06cdc



koboko ianao na manao xxx aza ....
fa ianao milaza fanarahana fitsipika io ve mba nanaraka ny fitsikpika hatrizay tamin'ny ompa bdb nataonao ny namana teto amin'ny forum....
tsy hoe rehefa miafina ambadiky ny xxx dia tsy ho fantatra....
ary ianao nanompa aza mbola tavela ato foana hatramin'izao.....
ambava homana ampo mieritreritra





11. xxx ( 18/06/2008 21:12)
ny tiko lazaina ry xxx 6 ; tsy ampahafirin'ny ompa vary raraka gratos nataonao ny namana tato amin'ny forum io dinika io, ary ianao no nanomboka tsy nanaja ny mpanolotra dinika tao amin'io dinika jereo eto nataonao io....
olona mpiara misera eto amin'ny forum tokony hifanaja fa raha tsy manaja ny hafa ianao dia tsy hajainy koa izay....
tsy ho lava resaka momba io dinika io aho fa ao tohizana rehefa te hanohy azy......
12. yonikafopl ( 18/06/2008 21:18)
le izy amiko tsara ny fampiharana lalana , fa kosa mba hampiharina amin'ny be sy ny bobaka ilay izy fa tsy we raha ny anarandranona na ny ps ndranona no voatonona de avela hiahaka eo, fa raha vo ny an sasany dia tonga de otran tsy teo le dinika na le hevitra. Ny ana ndray kalou n'iza n'iza hitabataba ny amiko sy ny momba ahy eo de jereko sy itsikiako fotsiny eeeeeee, rehefa reraka ve izy tsy hangina ny farany, fa za kosa de tsy hamaly azy akory na ny "a" aza. :)
13. ainaheri ( 19/06/2008 04:51)
Enjana ndray lesy zany ry kiadi klé,elà zany zao voa 2 otran'ny akoho :roll: :lol: Eny ee,mety misy zvtr hafa angamba itan'ny admin ankoatr'zay , anontanio azy manokana mba hampilamina ny tantara lesy aa(raha mamaly kou mou ry zareo) lol
Za kou mba anisan'ny voaompan'ny lery fa tsy d vakiko lou lesy aa,refa milavaniny otr'reny izy, d aza arahana ny dinika foronony fa vao maika elà azony!!!

yonika>> zany mou izy io,marina zany reveo manja fotsiny,ataovy bdb ny sary d zay manisy tsikera fona :lol:
14. xxx ( 19/06/2008 04:57)
marina io voalazan'ny yonika sy ainaheri io....
aleo tsy valiana fa ny handrangitana anao no tiany hahatongavana....
raha tsy hivakianao loaha dia ho wain eo izy.....
izay angamba no tsara kokoa....ignorer-na
kanefa moa ny olona tsirairay tsy mitovy, misy mora tohina ka tsy maintsy mamaly mba hiarovana ny tenany satria tsy misy ny tribonaly eto...
dia raha mamaly azy , valio ampahendrena amin'ny marary azy misy hisainany tsara.....raha olona tsy hisaina moa izy dia azo lazaina fa efa mi debil araka ny filazan'i kiadi azy .... hihihih hiady am adala ve.
15. orona ( 19/06/2008 06:56)
Efa tsy magaga hoe himenomenona toa loha tapaka ndray zao!!! Dia avy eo
halako izay noteniko tetsy ambony!


:-@ :-@ :-@

we we tsy mitaraina nefa inona ito dinika ito
we we tsy manao xxx =)) =)) =))

ary angaha tsy nasiana an'le hoe
() ze tsy faly mibotsina
16. hery ( 19/06/2008 07:07)
kiadi> Ary aty i kiadi no mitaraina kanefa ny avertissement toa nalefako hafatra manokana.

Koa aleo hovaliana eto izany.

Io mihitsy ilay fitsipika
Ny hafatra manohintohina ny fifandraisana amin'ny ompa, fanenjehana bontolo, fanaratsiana mivantana na ankolaka mihatra amin'ny namana mpikambana (amin'ny fampisehoana solonanarana), na ny tomponandraikitra, na olona hafa ka handraisana fitarainana dia hoesorina ary mety hiafara amin'ny fanesorana tsy ho namana ny mpikambana nanoratra azy



Sur ve i kiadi fa tsy niteny namana teto hoe "debil", "devoly" etc? Amiko dia manompa ireo na inona na inona antony. Araka ny nolazaiko, raha misy tsy manaraka fitsipika dia tsy ianareo koa no hanao toa ny ataony tsy hanaraka fitsipika. Izay manopa dia tsy manaraka fitsipika... ka aza miteny hoe innocent.

Raha misy mangalatra ny entanao dia andramo anie ny mangalatra e. Dia avy eo ianao hiteny hoe satria izaho nisy nangalatra... dia excuse hangalarana ve izany ? :-)
17. xxx ( 19/06/2008 08:11)
xxx:

ny ahy ny zavatra tsy azoko dia ity :
"xxx":
hoan' Mme TONY na rush indray> mahaiza manaja tena dia hajain'ny olona faza maivan-doha! , Mety ianao ihany no namorona ity loha hevitra ity satria ianao manao XXX entina hanaratsina sy hiadivana @ olona eto.
fomba filazana hoe "tony" ve dia hanompana sy hanaovana ny olona tahak'izao ? http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4857fd4c06cdc





rush>Ny loha-hevitro no nosimbainao ary efa nilaza taminao aho tao hiala sy hikisaka any . Nilaza taminao aho hanokatra lohahevitra hoanao mbola misisika manao mokondona manambany sy miseho milay tao enao. Donc efa zavatra notadiavina ny anao. Milaza enao fa tsy tia mamaly tony XXX tony kanefa kay ve enao no mpanao XXX partout e!

Hajao ny olona hanajany anao, io ilay hoe nangataka votemaina Mme TONYde nahazo
Mieritrereta @ manaraka alohan'ny hipetsopetsohana
18. poketra ( 19/06/2008 11:37)
:-D :-D :-D :-D :-D
19. kiadi ( 19/06/2008 16:31)
zah de mamerina fa debil io olona ray io!! sakano zah fa tsy manina fa tazomiko zay teniko zay!
ny teniko farany!!
ataoko fa tsy nisy diso ny nataoko fa refa zay no fantatra fa mety de mijanona miaraka @ debil ao!!
milaza lery oe tsy afaka manoratra aty amiko fa nosakanany de anotanio doly reo olona retra reo fa nosakanany doly !! iz nanakana anah amizay afaka manao ny adalany!!
fa zao eh!! zah ve moa hifamaly eto fa refa hitanao ry hery fa zay no mety de manaja tena miala no mety


aleo hilamina fa ny tany indramina!
20. naughtyboy ( 20/06/2008 13:43)
tsss ra vao miala ela ry kiady noho ny adalany sasany de otrany manamarina ny tsy mety nataony zany fa zao fotsiny tsy zao kivindro mivovo rehetra akory no ampijanona ny diany mpiserasera hajaina eto fa
aleo ny tommpon'andraikitra hanao ny asany :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1944