avertissement!

41. tess ( 23/06/2008 16:31)
ratovoary: mbola santionany io fa namorona ps
fanjattt izay izy taty aoriana fa ny zavatra lazainy sy tiany hahatogavana dia mitovy hatrany....pire noho io fa nanao fitarainana tamin'ny lanto aho ary dia voafafa sy banni ambakanlay ps fanjattt
mbola isaorako an'i lanto......
42. tess ( 23/06/2008 16:35)
ny tiko ho soritana amin'i hery fotsiny...tamin'inreny mbola tsy noresahina ny hoe mitaraina fa juste nanoratra tamin'i hery fotsiny aho hoe afaka fafàna ve io dinika io dia hoe raha efa nis namaly tsy afaka fafàna intsony izay tena mifanohitra amin'ny lalàna amzao satria amzao izay dinika manondrana dia voafafa tanteraka...

nahatoky ny lalàna nisoratra izaho dia ny hoe: ho fohanana tsy ho namana zay manompa ny namana , niandry aho fa tsy foana ilay ps ary tsy banni fa mbola namaly forum aza izy tam avril teo.....

itako anefa fa fandotoana tanteraka ny fiaina'ny hafa ilay izy izay tsy azo ekena...kanefa ny miteny debil ....teny ratsy...
dia mba miangavy an'i hery izany aho eto aho vao mitaraina ny hanafoana ny ps harinah io amin'izany///
misaotra mialoha.....
43. ikaretsaka ( 23/06/2008 17:23)
hery:

Angamba kosa tsy tokony havelavela fotsiny izany resaka hoe "Ny pire noho i kiadi mbola ato ihany" izany.

1. Asehoy hoe taiza izany olona izany no nanao ny tsy nety (rohy sns) ary nisy nitaraina ve.
2. Hojerena hoe efa nahazo avertissement ve izy kanefa mbola nanohy ihany
3. Hohamarinina hoe mbola tsy voasakana ve izy.

Tsy dia mety le manao resaka manidina fotsiny.

Ireo zavatra 3 ireo mantsy no nataon'i kiadi.

Ny sasany izay nanao ny tsy nety ka nahazo avertissement dia nangina sy nanaraka fitsipika amin'izay.


mpivarotra glacholet fotsiny no asako rehefa resaka ohatran'irony nefa moa ianareo mitabataba de heno ho azy ilay izy ka mba holaza ny henon'ny masoko aho .

1)ny hitan'ny sofiko fotsiny dia na pire io na tsy pire noho rakoto sy rabe sy randria, dia hoe rehefa manao dia misy ny mahatanty misy ny tsy mahatanty .. sarotra lavina fa misy de misy tokoa ny pire,ny mihevitra azy ho pire kanefa tratran'ny pire nohon'ny pire dia be takalaza!

2) ny zavatra atao tati-bolana moa tonga dia mahaliana ilay itaterana volana avy hatrany: hazavaiko!

a)Raha mitati bolana aho izao hoe lava sanga i Hery ohatra dia handeha hijery ny halavan'ny sangan'i hery aby izay nitarerako an'iny
nefa ny an'i xxx aza sure lava kokoa nohon'ny sangan'i Hery fa tsy notaterina dia any iny!

b) dia rehefa avy eo notapahin'i hery ny sangany moa i xxx nihasola... dia raha misy miteny ato hoe i xxx anie lava sanga koa...
tonga de miala any ny hoe resaka manidina izany fa aiza ze xxx lava sanga eo? kanefa....
44. tess ( 23/06/2008 17:48)
ikaretsaka : ka izay!!!!
ataoko angamba fa ny olona rehetra nahita ireny dinika nosokafana nanompàna ahy fotsiny ireny, betsaka ny nahita donko vavolombelona nahita azy, maro ny namana ni signale ahy hoe itanao ve lay dihnika momba anao ....????
ka tsy azoko no mahatonga an'i hery hoe : resaka manidina...
tsy hafaka ny hamorona mihintsy aho fa tsy fombanko ny mamorona sy mandainga.....
fa dia i hery sy lanto miara-miasa dia hanotanio izy raha nisy resaka nanidina fa i lanto foana no nanoratako taty aoriana....dia mba voafafa ara-dalàna daholo ilay dinika ary ilay ps sasany noforonina banni...
vao haingana mihitsy io olona mpanompa io nanokatra dinika am ps-ny izaho sy i aino no natao sujet, hoe aiza indray ireny adala mitapy ireny , fa toa tsy sahy mampiseo sary manao minijupe intsony sa efa mangatsika ny andro ...,
tamin'ny hiver teo mihintsy fa i lanto no nasaiko namafa azy fa ilay ps tsy banni.... fa mbola ao ihany....
daomazy tsy no imprimer-ko otran' ny an'i yonika lay dinika retra de nalefako teto ho preuve fa tsy hoe resaka manidina velively.
:°)
45. ikaretsaka ( 23/06/2008 18:14)
ny ahy ny mba teneniko dia

-Fero @ lohahevitra sy ny dinika manodidina an'iny ny resaka (na HS io na Complement tsy maninona fa azavao fara faharatsiny hoe aiza le izy no mifandray)

-ny Hevitra no jerena fa tsy tomponkevitra raha tsy d'accord amin'iny ianao dia omeo ny tohankevitra tsy maha d'accord anao amin'iny hevitr'olona iny!

-rehefa tsy mahatanty ny cause and effects mety avalin'ny olona vokatr'ilay remarque ataonao dia aza miditra @ ilay resaka!

-rehefa betsaka ny miteny dia tokony hahatsapa tena

-tsy fomba fiady ny be takalaza
dia izay manao arbitre asivo partialite

46. xxx ( 23/06/2008 20:01)
ekena tanteraka.....
47. Papoose ( 23/06/2008 21:33)
kabary zany kabary zany ry havana isany!!!

romboy zalah!!!
48. melody ( 23/06/2008 21:39)
Papoose:

kabary zany kabary zany ry havana isany!!!

romboy zalah!!!

tsy izany akia ny antony hidirana eto a, fa mitady 'justice' hoan'ny namana sa ty mi-interessée anao izany?


49. hery ( 23/06/2008 21:49)
tess> Tsy mbola nahita an'io dinika nolazainao io aho. Angamba raha niteny ianao dia mba ho hitako ihany :-) Dia rehefa tsy hitako dia izay mihitsy no fanao. Miresaha any amin'i lanto.

En tout cas toa efa bannie izy.


Ny resaka fanaovana banni eto dia vao zava-baovao tamin'ity endrika vaovao farany ity fa mbola tsy nisy. Ny IP no nosakanana teo aloha kanefa moa tsy voasakana satria mifindrafindra ny olona.

Tsy misy tombo sy hala eo fa teneno hoe iza no naninona, miaraka amin'ny porofo tahaka an'io nolazain'i tess io.

Momba an'i kiadi, fanalany azy fotsiny eto. Tsy important aminy ka na dia notenenina azy aza ny fitsipika dia tsy nampaninona azy ny nandika azy. Raha important aminy ny miresaka aminareo eto dia tsy ho zavatra hafa no nataony. I orona izao na dia nanao ny tsy nety aza, rehefa nampitandremina dia nanaraka ny fitsipika na dia samy manana ny toetrany aza. Izay ihany no ilaina. Misy mpamosavy, misy mpanendaka, misy mpandainga, misy mpangalatra sns... fa rehefa eto dia manaraka ny fitsipika fotsiny.
50. diamondra27 ( 23/06/2008 22:13)
hery saika hampiasa le sary fanampiny za wa fa tsy mivoaka am le ordi le izy

sao de mila fanamboarana kely ny matos ko
51. ikaretsaka ( 23/06/2008 22:16)
ka le "manaraka fitsipika" mihitsy anie eto ry hery no hafahafa ohatran'ny @ baolina ihany dia sarotra be ny mitsara azy e (ho ahy manokana io an)

Mba eritreritra sendra mandalo ity:
atao ohatra hoe resaka baolina mihitsy ary ilay izy (ataoko fanoharana tsotsotra dia ialahy=hery no arbitre) : raha samy mamely i kiady sy orona... ary samy nampitrosona olona t@ tany, marina hoe tsy reglementaire ny takle an'i kiady fa ny takle an'i orona mety reglementaire
nomen'ialahy karatra mena izay tsy nanaraka reglement fa ilay nanaraka reglement hors jeu no nomena azy

izao anefa: le olona nofinganin'i kiady teo no ho eo dia tafatsangana .. fa ilay an'i orona tapaka ka vita mihitsy ny saison-ny

dia ahoana ilay izy raha ara konsiansy?



52. nambina ( 23/06/2008 23:41)
33. Mpandefa : nambina [ Valio ] 23-06-2008 15:27:13
Lohateny : Re : avertissement!
...i orona no niprovoky any kiadi raha ny fanarahako ny dinika tato dia izy roalahy no tokony nalefa fa tsy ny iray fotsiny, izany no atao hoe 'fair play' tompoko!

50. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 24-06-2008 00:16:09
Lohateny : Re : avertissement!
izao anefa: le olona nofinganin'i kiady teo no ho eo dia tafatsangana .. fa ilay an'i orona tapaka ka vita mihitsy ny saison-ny

dia ahoana ilay izy raha ara konsiansy?e

ka izay indrindra manko.. konsiansy sy ny 'fair play'
53. tess ( 24/06/2008 04:40)
hery: tena marina ve fa tsy mbola nahita an'io dinika io enao???
kanefa aza enao hitako namaly tao anie e! :-P

fa tsy mila zizotra aho fa ny mba hiangaviko ho anao dia eto no hataoko ny fitarainana satria tena ni subir an'i ps io tanteraka aho....
ianao rahateo raha handefasako e-mail hanaovako fitarainana, mety tsy hijery mail fa hoe sahirana...
dia miandry ny fampiharana ny lalàna izany....izay fotsiny.
54. tess ( 24/06/2008 04:48)
hery: tena niteny anao mihintsy aho vao nanomboka ni insulte ilay olona
fa haveriko indray hoe, tamin'inreny ny lalàna tsy nisoratra mihintsy hoe izay dinika hahazoana fitarainana dia ho fafaina raha manohitohina ny hafa, taty aoriana iny vao niova,
fa ny lalàna nisoratra dia hoe izay namana manompa sns dia ho fohanana tsy ho namana intsony, niandry ny fampiharana ny lalàna aho satria matoa ianareo mametraka ny lalàa dia hainareo ny lalàna izany fa tsy mila ampilazàna foana, ompa be mibaribary teo ve tsy ho tonga dia hampiharina ny lalàna...!

Manaraka izany....efa nanoratra tany aminao mihintsy hoy aho izaho raha vao nanomboka ni insulte io olona io...hoy aho hoe azo fafàna ve io dinika misy fanala-baraka be ahy io, dia hoy ianao hoe raha vao misy mamaly ny dinika na dia iray aza tsy azo fafàna, anefa nakehitrio na efa hatrany am 200 aza ny namaly dinika refhefa tsy eken'ny sain'ny mpiandraikitra dia voafafa haingana ny dinika....DONK tsy nivoy ihany koa ny lalàna nampiharina tamin'izany sy ami'nizao.....
par contre izay dinika ompa rehetra taty aoriana voafafa daholo ary nisy psa hafa niforona fa ny ompa mitovy ihany, banni ilay ps, satria i lanto no nanoratako, leo an,'ilay mitalaho any amin'ny hery aho dia i lanto no nanoratako taty aoriana....dia mba voafafa tanteraka daholo,
fa nahoana io dinika io no tavela teo ary...satria ianao no nanao hoe tsy azo fafàna, eny na dia nataoko aza hoe izay no lalàna tamin'izany..
izaho en personne , izaho vohompa no mangataka ny hafamafàna ny dinika dia tokony mba nofafàna ilay izy....

tsy ho lava kabary aho fa matoa aho mba mitaraina na milaza ny hevitro dia zavatra nisy ary hananako preuve ilay izy...

misaotra anao.
55. tess ( 24/06/2008 04:52)
hery: ok: tsy hitako ilay hoe efa banni izy, satria vao haingana izy io no niditra teto...

misaotra anao!
56. tess ( 24/06/2008 04:59)
PS. TOA nijery ny momba an'i harinah ilay ps nanompa io aho
fa toa mbola ao daholo aza ny momba azy..
ny fahafatarako mantsy raha ps banni izany dia tsy hita ao amin'ny recherche intsony sa?????? :)
sa ato amin'ny forum fotsiny no banni????
57. ari.malala ( 24/06/2008 07:33)
hery:
Tsy misy tombo sy hala eo fa teneno hoe iza no naninona, miaraka amin'ny porofo tahaka an'io nolazain'i tess io.


ô ry hery a! nanoratra tany aminao mints nge za niaraka tam lien e! fa ilay dinika ftsn no nofafanao! momba ilay rush niteny hoe za andevo iny izany, aleo averiko refa tsy hitadidy enao!! ny dinika ftsn no voafafa fa ilay olona mbola ao soamantsara!!! fa izy ity marina ve izay metimety aminao fa satria anao ny site e! ts azoko intsony!
58. nambina ( 24/06/2008 07:56)
ka izahay mpikambana rehetra ange toy ny zanakao ry hery a, tokony tsisy fiangarana fa atao mitovy ny fitondrana anay e... izay no mba antsony be sy ny maro :)
59. ari.malala ( 24/06/2008 08:23)
de zao kou no ts azoko, ilay orona ataon'i kiadi ho debil malahelo mafy d mafy nefa mi traiter ny vevavy ho kely loha ts mahalala maty, http://forum.loharano.org/?rub=dinika/message&msgid=m485157f26fcd8 indrindra le n° 25 io! d zao d mba ahoana kosa!!!
60. kiali ( 24/06/2008 16:55)
nisy niteny oe nitatra be ilay dinika nataoko fa andana jereo de tonga zah nijery de tsy naharitra nahita ny zavatra nosoratan'i hery!

Momba an'i kiadi, fanalany azy fotsiny eto. Tsy important aminy ka na dia notenenina azy aza ny fitsipika dia tsy nampaninona azy ny nandika azy. Raha important aminy ny miresaka aminareo eto dia tsy ho zavatra hafa no nataony. I orona izao na dia nanao ny tsy nety aza, rehefa nampitandremina dia nanaraka ny fitsipika na dia samy manana ny toetrany aza. Izay ihany no ilaina. Misy mpamosavy, misy mpanendaka, misy mpandainga, misy mpangalatra sns... fa rehefa eto dia manaraka ny fitsipika fotsiny.


averiko fanalana azy amiko maketo!! refa reraka ny avy miasa in de miditra forum de manala sy mivanitika sy mananihany!!misy ihany nefa ny zavatra masorena fa na de fanalana azy aza eto de mba mety ho tohina ihany ny fo refa misy manopa reny sy manevateva sy manokatra dinika manokana hanaratsiana anah sy ny oe kaboot sy kataav!!
ozy ny deba tà hafatra nalefany tamiko oe raha mitaraina de jerena fa refa tsy mitaraina de tsy misy mijery!!(tsy de tena io temre io no nampiasainy fa izay no fazahoko azy)
tsy manao ny asany nareo zany mijery oe misy ny mandragitra sy manevateva sy manao hopa reny!i deba moa milaza oe tsisy poforo de gaga amizay ihany zah fa na nasorona aza ilay dinika nanopana anah de azo jerena any @ fako ilay iz!! de tokony hitany deban'ny sera2 ao ny fanaratsina sy ny hopa sns nahazo ny tenanay!
nanararaka fitsipika ve i orona nanopa anah? zah namaly azy nanao azy oe debil mety oe tsy nanaraka fitsipika fa efa avy nanaovana dinika farafahakeliny efatra mombana'anah iz vô nanomboka niditra sy namaly ary nanao azy debil zah!! ny hopa azoko anefa tsy nisy oe tsy manaraka fitsipika !!
fa zao fotsiny ry zareo an!! ajanony any ny momban'i kiady fa iz mahay manaja tena mahay mangina refa zay no hitan'ny deban'ny sera2 fa maty azy!! refa tsy ti'ny tompony de mangina tsotra zao!! iny redaka "debil" iny amiko de de efa niandrasan'i hery anah efa ela !! miandry faute kely nataoko iz de in no nanararaotany hanalana anah eto!! i jk efa amambolana nanopa sy niteny ratsy sy nandrahona @ antsy sns zay vô voasakana!!i orona efa amambolana nanopa sy nanao anah oe katav sy kaboot zay zah vô niteny oe "debil" satria amiko aloha de debil be lery fa zah tsy manin tsy manin azy nahazo hopa sns!!
avelao eo amizay io fa aza tohizana tsony fa jereo aza fa i hery manao zay andotona anah aminareo!

hoy hery!

Raha important aminy ny miresaka aminareo eto dia tsy ho zavatra hafa no nataony. I orona izao na dia nanao ny tsy nety aza, rehefa nampitandremina



zah aza moa io zany efa ataony zay tsy hitiavanareo anah satria io lazainy fa oe tsy important hono amiko ny miresaka aminareo!!
de tsy rariny ko ve raha ohatra ka lazaiko fa debil ko zay nanoratra an'io?
de ajanony amizay ty dinika ty fa zah tsy hiverna tsony ! tsy midika zany fa tsy tia anareo mpisera zah fa ny mentalité ny tompony no mandreraka be!! sô de mba misy jalousie kely ao? tsy aiko aloha eh!!
bye doly nareo zay namana retra tato!!
et j'emmerde le reste!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2069