avertissement!

61. fahamarinana ( 24/06/2008 17:16)
:arrow: tena tsy misy mpanadala ntsony zany ny dinika sakafo atsy...Iny manko no mba ahatsiarovako anao...tsy manan-kambara betsaka fa dia ho tahian'ny Tompo kiadi,za manokana tsy nanana olana na nahazo ompa fa dia nankasitraka ny fiseraserana niarahana teto. :-* (l)
62. Belami ( 24/06/2008 18:41)
Kiali :
kiadi :

De zay letsy zany fa tsy hita ze ambara , fa mirary fetimpirenena tsara ho anilà letsy a
63. melody ( 24/06/2008 19:44)
tsy midika zany fa tsy tia anareo mpisera zah fa ny mentalité ny tompony no mandreraka be!! sô de mba misy jalousie kely ao? tsy aiko aloha eh!!

iza no mahita marina ry kiadi a, so d mba tonton n\'i orona ary i hery e, fianakams daborou ange...
mahereza kiadi o!!!!
64. RATOVOARY ( 25/06/2008 05:13)
kiadi> Ny fahanginana lesy tsy midika faharesena a!
Tsy hita zay ambara fa hatramin'ny tenanay aza ôtriny tsy alezy mihtsy miditra eto rêvô tsy misy an'lah
65. tess ( 25/06/2008 05:44)
sady efa betsaka ny voatsongon'ny hery teto anie ry kiadi e! :wink:
avertissement tsy midika hoe tsy mahazo miverina fa fampihatoina hoy i ds
de afaka miverina eto iany, aleo milamindamina any aloha dia rehefa
otrani'zay miverina ihany....
moa rehefa izay no tena safidy dia hajaina ny safidin'toi....
66. ari.malala ( 25/06/2008 05:57)
tsy azoko mints zany le règlement mifehy ny serasera raha izany e! ts mitovy v ny miteny hoe debil sy ny hoe kely loha????? io nentiko eo ambony io n y porofo, sady mbola ao soamantsara le dinika..... sa v hoe an'i hery ty d ze tian'i hery atao? tsssss! sod mba ts mety kosa kle!
67. diamondra27 ( 25/06/2008 09:15)
hery,ds :apres firy avertissement wa de bani mbola tsy nahazo valiny foana za hatramin izao


manambany olona ve azo atao eto: hoe tony olona tony
na koa hoe ty ty
tena tsy araka tsony le regle wa

68. orona ( 25/06/2008 09:32)
Na tsy tiko valina aza, miverimberina foana. Za ndray no lazaina fa mila 19 nefa reo bdb reo no tena mitady. Be takalaza :-D
kiali:
nanararaka fitsipika ve i orona nanopa anah?

dinika manokana iny lazao fa diso
kiali:
fanaratsina

ka diso aza ve ny noteneniko
kiali:
efa avy nanaovana dinika farafahakeliny efatra mombana'anah iz vô nanomboka niditra sy namaly ary nanao azy debil zah
orona efa amambolana nanopa sy nanao anah oe katav sy kaboot zay zah vô niteny oe "debil"

tsy mahagaga eh, ny atsasakadiny latsaka atao hoe amambolana http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4844e42e19639 hehehe
kiali:
io aza moa io zany efa ataony zay tsy hitiavanareo anah
mba manongo tena letsy eh, efa be dia be ny olona nataon'ela ze tsy itiavany ny forum... ka inona indray... ze reven'ela sy manindraindra an'ela iany no ataon'ela nareo fa ze akoatran'izay
kiali:
j'emmerde le reste
Efa atry ny ela io, avy eo hoe sitoniko ny teniko eeee, manala azy ny ahy eeeee ouyyy eeee. Nga ela tsy hikafiry bizourka angatahin'ny sipa tsony? =))

Rehefa tonga ny judai amin'ny empire contre attaque vao uuuai uuuai, ny mpitatana ndray no atao lasibatra.

ari.malala:
ts azoko, ilay orona ataon'i kiadi ho debil malahelo mafy d mafy nefa mi traiter ny vevavy ho kely loha ts mahalala maty

http://www.google.fr/

averiko amin'ela ny vavan'ela tamin'ela avy namafa ny dinika noforoniko
29. Mpandefa : kiadi 06-06-2008 15:38:55
Lohateny : Re : Fa inona ny tsy azo atao,dia inona no azo?
misotra betsaka nanome halalana ry mpiandraikitra isany an!! tsy aiko oe iza no naome halalana anah fa de hisôrako anareo!! halako izay noteniko tetsy ambony! =D>=D>=D> ^:^^:^^:^^:^

46. Mpandefa : kiadi 08-06-2008 10:27:30
Lohateny : Re : misôtra!!
vavan'ny maty andrano ny an'i be orona lé!! mamorona indray aza vao2 fa tsy nety ny teste teknik eh!
in lesy ny hatahorako zay olona mivika hotran'elah le!! tsy mazaka virtoaly hotran'elah zao va tsssss
:-D :-D :-D :-D
tena sembana aratsaina lesy elah ty an!!

69. orona ( 25/06/2008 09:36)
70. xxx ( 25/06/2008 10:09)
diamondra27:

manambany olona ve azo atao eto: hoe tony olona tony
na koa hoe ty ty
tena tsy araka tsony le regle wa



Mme TONY anky efa nahazo ny doziny tatsy ambadika tatsy ka antenaina fa ahay mipetraka tsara sy hanaja ny tenany @ manaraka :-D :-D :-D :-D
71. tess ( 25/06/2008 10:25)
diamondra27:




manambany olona ve azo atao eto: hoe tony olona tony
na koa hoe ty ty
tena tsy araka tsony le regle wa




io ve dia tsy azon'i diamondra e! tsy fanajàna olona tsotra izao ny fanodroana an'io amin'i olona miresaka aminao....toy ny manao tena ihany...
na ry anona....
ka raha olona tonga dia ataonao an'io dia otran'ny tsy manaja azy ka aza gaga raha tsy ho hajainy koa izany ianao....
tsy ompa fa tsy fanajàna....FANAOVANA TSINONTSINONA


:P
72. diamondra27 ( 25/06/2008 11:08)
tess de manara dalana, fitsipika zany sa tsia , any le fipetrany
73. ari.malala ( 25/06/2008 11:08)
orona:

.

ari.malala:
ts azoko, ilay orona ataon'i kiadi ho debil malahelo mafy d mafy nefa mi traiter ny vevavy ho kely loha ts mahalala maty

http://www.google.fr/




:-D :-D :-D :-D :-D in no idiran'ny google amizany? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
74. tess ( 25/06/2008 11:13)
diamondra27:

tess de manara dalana, fitsipika zany sa tsia , any le fipetrany


ka tsy manafitohina kosa ve raha sendra io aky????
izay manohitohina ny hafa ve tsy ao anatin'ilay fitsipika ihany hoe manao faute sa????? indry anie nahita tsara ilay dinika iraika iny e!
ka raha otrani'reny kosa no fandehany dia tsy fanajàna, ka raha tsy manaja ny hafa dia otran'ny mandàla ny fitsipika ihany amiko....
hevitro io.....


75. diamondra27 ( 25/06/2008 11:16)
tess tsy azondry ve le tiako hihaviana e. MIray hevitra amindry za ka noho zany ve wa de tsy tokony hahazo avertissement koa ny otran zany sa ahoana

de mba tsy manao izany tsony ny namana hafa fa tsy we izy irery
:wink:
76. tess ( 25/06/2008 11:22)
hahaha! ka tonga dia hitsio wa ilay izy fa indraindray ny fitondràn-dry resaka miolaka be de very hevitra aho :-D very lalana e!


ka toa tsy mbola nahita olona nanao io aho tato fa ilay ps roa ihany no nanao an'io tato i gie sy rush :^) ilay tao amin'ny dinik'i xxx iny ko!

ny i tena efa nisy nanao elabe tsaroko tsara fa bedin'i hery ilay ranamana efa elabe zà mbola votsa mpiforum :-D

dia ilay hoe ry anona koa hummmmm! ilay voalaza eo ambony ihany koa no hitako mpiteny azy....

fa amiko ireo tsy de fanajàna an'ilay mpiara - miforum mifampiresaka aminao aloha e!
77. ari.malala ( 25/06/2008 11:27)
tess, diamondra27, ny any anaty fitsipika anie hoe izay hafatra manohintohina ny hafa e! ary ny olona samy manana ny susceptibilité any.. ra za kou alou no atao tony tony zany tena ts mba zakako mints e!
78. tess ( 25/06/2008 11:34)
ka raha izany ny fandehany dia hampiharana ny fitsipika malefa izany.... hihihih
hitako no voafafa ilay nosoratan'i rush nanao tony tony iny...fa ilay dinika aloha tsy voafafa...raha niakatra choké ilay xxx tompon'ny dinika :P :-D
79. diamondra27 ( 25/06/2008 12:33)
le we forum mihintsy no tokony hain olona ny fampiasana azy sy ny heviny

hay voafafa le izy za tsy nijery tsony

refa manambany klou de tokony tsy atao e
tsy manaja
fanabatiana sns

80. tess ( 25/06/2008 12:40)
ka ireo mihintsy no tsy voatandrina indraindray dia lasa amin'izay ilay hoe mahatatesa ny vokany sy ny valiny.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1806