avertissement!

21. melody ( 22/06/2008 18:16)
tena miray hevitra @ naughtyboy, aza miala moa ry kiadi a! :( :( :(
faly ery ange izao ireo mpanenjika ireo e :evil:
22. yonikafopl ( 22/06/2008 18:21)
ka kiadi nge hono banni eeeee :oops: :oops:
23. ainaheri ( 22/06/2008 20:23)
tena banni sa eto @ forum fotsiny??? Sao d mba tsy milay kosa ee :evil: :evil:
24. melody ( 22/06/2008 21:26)
kiadi:

ny mahagaga anah de zah no niaharan'io retra io!! ompa azoko,fanaratsiana azoko,fanbambaniana azoko!!
de nefa tô zah indray no nahazo fampitandremana!

tsy rariny kosa izany ry tompon'andraikitra a, aiza ny justice @ izany e:evil: :evil:
bdb aza ny manao teny tsy mendrika ato kanefa to mbola mandray anjara ihany, ohatra:
43. Mpandefa : Jeankely [ Valio ] 11-05-2008 07:08:11
Lohateny : Re : vehivay firy vao ampy?
Ho an'i Patrick2002. Ny reniko efa any ampasana ary antitrabe alohan'ny nahafaty azy tsy afaka omena ny rainao. Ny anabavy dia tsy ao anaty voambolako ny dikany. Ny zanaka vavy aho manana saingy tsy mendrika ho anao zanaka makorel. Tsy gaga ny reninao fa ianao no hitady ho andrainao. Asa mety ilay mitsaika anabavy koa angamba ilay patrick2002 ?
25. tess ( 23/06/2008 05:00)
melody: :wink: marina mihintsy io ka! marina fa betsaka ny nanompa olona pire noho nataon'i kiadi mbola ato foana fa iny resaka lava be raha hatao eto fa ny tiko ho marihina hoi anjy dia i jeankely efa banni ato amin'ny sera raha ny fahazahoako ny resaka ao amin'ny^politika
ntsonalé melody refa tezitra :-D :-D :-D :-D :-D :-D
26. melody ( 23/06/2008 06:33)
tess : izaho akia tsy tia politika d tsy mahita izany resaka any izanya a fa araka io volazandry io be ny pire noho i kiadi nefa mbola ao ihany :x
ntsonalé melody refa tezitra
:-D :-D :-D ndry kou ou!!!
27. hery ( 23/06/2008 07:37)
Angamba kosa tsy tokony havelavela fotsiny izany resaka hoe "Ny pire noho i kiadi mbola ato ihany" izany.

1. Asehoy hoe taiza izany olona izany no nanao ny tsy nety (rohy sns) ary nisy nitaraina ve.
2. Hojerena hoe efa nahazo avertissement ve izy kanefa mbola nanohy ihany
3. Hohamarinina hoe mbola tsy voasakana ve izy.

Tsy dia mety le manao resaka manidina fotsiny.

Ireo zavatra 3 ireo mantsy no nataon'i kiadi.

Ny sasany izay nanao ny tsy nety ka nahazo avertissement dia nangina sy nanaraka fitsipika amin'izay.
28. ainaheri ( 23/06/2008 11:27)
Ka ny fahazoako ny resaky kiadi zany ra hery d we mba niandry ny fandraisanareo andraikitra zany izy na dia tsy nitaraina aza,nefa avy teo mou nivadika taminy indray ny bol....Ny ahy zany mbola tsy azoko iany we admin mandrisika ny oul hilavaniny ato,d afaka omena valiny ve?? Sa mpiray tsikombakomba @ mpilavaniny??
29. tess ( 23/06/2008 12:08)
hery: tena nisy ny pire ka! ho alefako any aminao sa eto, aleo eto ary no alefako ny rohy....
dia mangataka anao aho mba hi banni azy, impiry nanompa teto moa ilay ps
izaho tadidiko tsara nanoratra tany amin'i hery hoe afaka fafàna ve ny dinika misy manompa ahy io dia ianao namaly hoe rahefa efa nisy namaly na iray fotsiny aza dia ts yazo fafàna ???dia eny ary koa....
misy resaka izay mihitsy ilay dinika...aleo aloha zà hanao recherche...
tamin'izany anefa tsy nahazo avertissement lay olona fa mbola nihtoy ihany ny fanompana sy ny provok etsy sy eroa....
sa tamin'izany mboa tsy nampiarina tsara ny lalàna?????
tsy hoe mila vaniny aho fa izay no zava-nisy tamin'izany....
izaho kosa aloha tsy nanao fitarainana hoe afaka banni ve io ps io satria araka ny hita ao am lalana misoratra dia izay namana rehetra manompa na manafitohina snsn.....dia ho fohanana tsy ho namana intsony....
dia izay no nahavariana ahy mè bon!
sendra nande ity resaka ity de nasiako resaka kely io....
30. tess ( 23/06/2008 12:18)
hery ito aza ilay rohy dia laharana http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m467d7671279b0
37 niseho ps, misy laharana
38 manao xxx


taty aoriana misy foana ny fanokafana dinika manokana ho an'ny ps ko fotsiny ompa vary raraka be! fa i lanto no hanoratako dia efa voafafan'i lanto foana ilay izy...
mamorona ps hafa mihintsy izy dia izay voafafan'ny lanto kosa aloha dia banni koa ilay ps....
merci lanto aloha tamin'ireny :-*
31. tess ( 23/06/2008 12:20)
marihiko fa nanomboka tany amin'ny sariko izy no nanompa dia nanokatra io dinika io.....avy teo......
32. fahamarinana ( 23/06/2008 12:26)
:arrow: tena tara be za ,fa banni ahoana kosa e,bedesina i kiadi raha naditra dia d'accord aho,betsaka koa no tokony ho bedy satria niaraka taminy fa banni kosa angamba tafahoatra nefa moa tsy mahay ny fitsipika aho fa zay vao tena handalina.Dia ahoana zany trimobe-anay ilay mpangataka hanaovana sakafo maimaim-poana fontsiny ao amin'ny sakafo ao....handeha ho aia anao ra-kiadi ,eto foana tsika e... :-* (l)
33. RATOVOARY ( 23/06/2008 13:19)
tess=Hay ve ka nisy an'io koa tany. Mbola tsy mpisera aho t@ nisian'io dinika io
Tena famingavingana sy fanompana @ mahaoul kosa aloha ireo tazako ao ireo e! .
Ny oul tsirairay de manana ny toerany ara-piaraha-monina sy ny haja amamboninahiny ka tsy mendrika fanompana sy famingavingana sahal ireny. Mampalahelo raha toy ireny ny fihetsika aseho ato. Aiza zany ny maha: "namana serasera" azy?
34. nambina ( 23/06/2008 13:27)
izaho mpanaramaso fotsiny no mba ataoko fa tena bdb ny esaka vôfafa d tsy hita izay hangalana porofo intsony, ny ankabeazany xxx daholo, ka ny admin ihany no tena mahalala ireny nefa to mbola manana sehatra ny xxx sy ny ratsy hataony.... izahay tsy mahalala fa raa tsy izany nasehonay teto ny ps en + efa nofafaina ilay resaka
nisy resaka vao haingana izao hitako momba an'ilay namana iray izay ary tena namôka ny ps-ny tato miintsy, fa sura za vitsy ny olona nahita ilay izy fa tonga d voafafa, @ lafiny iray tsara ny namafana azy fa iza no nanoratra ilay izy ary moa v banni koa izy?

i orona no niprovoky any kiadi raha ny fanarahako ny dinika tato dia izy roalahy no tokony nalefa fa tsy ny iray fotsiny, izany no atao hoe 'fair play' tompoko!
35. ari.malala ( 23/06/2008 13:49)
hery:

Angamba kosa tsy tokony havelavela fotsiny izany resaka hoe "Ny pire noho i kiadi mbola ato ihany" izany.

1. Asehoy hoe taiza izany olona izany no nanao ny tsy nety (rohy sns) ary nisy nitaraina ve.
2. Hojerena hoe efa nahazo avertissement ve izy kanefa mbola nanohy ihany
3. Hohamarinina hoe mbola tsy voasakana ve izy.

Tsy dia mety le manao resaka manidina fotsiny.

Ireo zavatra 3 ireo mantsy no nataon'i kiadi.

Ny sasany izay nanao ny tsy nety ka nahazo avertissement dia nangina sy nanaraka fitsipika amin'izay.



hery, za nitaraina tany aminao fa ny dinika ftsn no noraofin'ny mpiasan'ny voaria ko! ilay olona mbola miriaria soa amantsara ato iany ny ps ny... nenao moa refa tenenian d mody hoe ts voatery hiteny aminay enao hoe izao sy izao n onataonao, nefa mino aho fa tadidinao tsara fa resaka manafintohina b izay resaka izay, i tess mahatadidy azy tsara fa tsy haveriko eto intsony fa mandreraka b ftsn, ts nataonao banni le oul fa i kiadi miteny ftsn hoe debil v d ataonao banni? ts hoe manoa avocate n'i kiadi za akory fa mba mampalaeloi any ilay situation misy sy ny fiagarana miharihary be raha hoe tena banni tokoa i kiadi!
36. yonikafopl ( 23/06/2008 13:54)
ny mahagaga sy mahatalanjona ahy ato an, misy resaka sasany vo mipoitra ka misy voatohintohina ny akamakama tonga de tsy hita tampoka zany ilay hevitra na ilay dinika, misy nefa ny an'ny sasany efa voatonotonona eo foana ny ps sy ny vie privee nao rehetra any, mbola io eo ihany ilay dinika, INONA NO ANTONY?????

Za zao tam herintaona reny, nisy namoaka resaka bedabe momba ahy, nitaraina tany am hery za,nahita navaly ana foana i hery, efa nandefa porofo tany mihintsy aho, fa efa elabe taty aoriana vao tsy hitako tao tsony ilay dinika.
Io an'i fasaly io zao, mbola ao ve io akia sa efa tany am fako no notsimponindry????

Nena kalou le resaka momba ana de no imprimer kou tsara aty doly eeee, mety misy ilako azy ireny rehefa tonga tokoa ny tokoa, ataoko piesy justifikatifa nena . :)
37. yonikafopl ( 23/06/2008 14:07)
tess mivoana kely za eto fa hihihihihih tamin'ireny fotoana reny nge nareo sy mme tony nifanaraka tsara eee, raha nanaraka ilay dinika za, hihihihh nefa za nahita we misy manao jeux double triple mintsy ao :)
38. nambina ( 23/06/2008 14:12)
hery, za nitaraina tany aminao fa ny dinika ftsn no noraofin'ny mpiasan'ny voaria ko! ilay olona mbola miriaria soa amantsara ato iany ny ps ny...

Za zao tam herintaona reny, nisy namoaka resaka bedabe momba ahy, nitaraina tany am hery za,nahita navaly ana foana i hery, efa nandefa porofo tany mihintsy aho,

hery ito aza ilay rohy dia laharana Jereo eto
37 niseho ps, misy laharana
38 manao xxx

ka ahona izany ry hery a, tsy resaka manidina fotsiny no havôkany namana ato fa misy porofo jiaby, fa toy ny hoe misy zanaka tina sy tsy tina ato izany...

Hery o, izahay ange dakorou @ fanalana ny olona mpiteny ratsy sy manopa namana e, fa saingy kosa tsy dakorou hoe ny sasany ihany no hampiasana ilay fitsipika fa tokony izay manao adalana rehetra e...
39. melody ( 23/06/2008 16:29)
hery:

.....Tsy dia mety le manao resaka manidina fotsiny.

ka araka ireo voalaza ambony rehetra ireo ange izany ry hery tsy manidina mihintsy ilay resaka fa tena mitombona e!
Ny fitsipika dia natao hoany rehetra fa misy tsy vokitika ny sasany raha izany, arak'ireo resaka ambony rehetra ireo....dia ahôna?


40. xxx ( 23/06/2008 16:29)
yonika: tsy te hiverina am blem tamin'io tsony aho fa voafitaka tanteraka aho tamin'ireny feno fitokisana azy,
ny ps- ampesainy ao mody miady am lay ps - hanompainy ahy hahahaha!
afera efa nivalona fa mba nataoko rohy ho asehoko an'i hery fotsiny io hoe
nisy ny pire ka!
tsy resaka mandinina io ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1149