DIFFERENCE D'AGE III

1. xxx ( 19/06/2008 07:58)
Miarahaba anareo rehetra!!
Voaresaka teto foana ny hoe SIPAKELY miaraka amina LEHILAHY LEHIBE!!
Fa ahoana kosa mba evitrareo raha toa ka ilay lehilahy zandrin'ilay vehivavy dimy taona. Tokony hampiova ny "fitiavana" ve zany inona no lafy ratsiny sy lafy tsarany!
Dia makasitraka e!! :)
novalian'i xxx ny 21/07/2008 23:58
2. ari.malala ( 19/06/2008 14:06)
ho ana manokana alou mi gener ana ra zandriko ny oul miaraka amko e! otran manana impression mitaiza ny zandriko lahy zany za:°) fa ts mampanin ana ny mahita couple hoe ny vevavy no zokiny refa en harmonie izy roa
3. xxx ( 19/06/2008 14:21)
ari.malala:

ho ana manokana alou mi gener ana ra zandriko ny oul miaraka amko e! otran manana impression mitaiza ny zandriko lahy zany za:°) fa ts mampanin ana ny mahita couple hoe ny vevavy no zokiny refa en harmonie izy roa


Ianao izany zandrin'ny vadinao raha azoko tsara dia ianao izany tezain'ny vadinao @ izao ?
:roll: :roll:
4. haritianah ( 19/06/2008 16:05)
amiko indray raha zokin'ilay bandy lavitra lé sipa dia tokony hi respecté foana fotsiny lé sipa fa en normale dia tokony ts hi dominé fotsiny ny vavy fa hanaja foana an'ilay bandy kely.
Tsy misy maharatsy izany amiko fa revy samy manna ny azy io, dia ny tokony ataon'ilay sipa efa zokin'ilay bandy kosa anefa dia tokony anakaiky ny zvtr tin'ilay bandy izy fa ts oé izy efa zokiny dia anjakazaka ny azy ihany.
Zay foana mantsy no matety mitranga fa raha vao zoky lé sipa dia giazana mits lé bandy kely.Fitiavana io dia tokony anao izay mety sy hahafalifaly ny tsirairay fa ts tia tena.Sahalan'izay kou lé bandikely naka sipa lehibe safidy io fitiavana io ka ts tokony oé zà de bandikely ka ts maintsy manaiky izay lazaiko ny sipa efa zokiny miaraka amiko.
Ny masontsika fotsiny no ts zatra maita fa fitivana ohatrany fitiavana rehetra io na misy elanelana be aza ny vavy eo anatrehany lahy.
5. ikaretsaka ( 19/06/2008 17:21)
ny sipa tonga de mora antitra nohon'ny bandy rehefa avy miteraka...
(ampitovio anie ny sipa 30 taona efa niteraka sy bandy 30 taona efa niteraka fa le sipa ohatran'ny efa zokiny sy antitrantitra pozy izany foana e)
matetika dia matetika io.. indrindra ho an'ny vazaha sy ny fotsy fihodirana!

dia raha efa zokiny be koa le sipa...mainka manampy trotraka le
6. rebeccaF ( 19/06/2008 17:29)
resaka fahamatorana eo amin'ny FITIAVANA ny ahy no hitondrako ny resaka.

Voalohany: Mifamaly ve ny fitiavan'izy roa ?
Izany hoe: moa tena mifankatia marina ve, sa ny iray tia ary ny iray noho ny fangorahana no itiavany na noho ny zavatra hafa ?

Faharoa: moa tena tsy misy fanahiana na fisalasalana ve eo aminy?
Izany hoe: samy mahalala ny zavatra ataony izy roa, ary samy nifidy an-kalalahana ny hikambana, ary samy vonona ny ho tompon'andraikitra amin'ny fiarahany.
7. tess ( 19/06/2008 17:43)
xxx:

Miarahaba anareo rehetra!!
Voaresaka teto foana ny hoe SIPAKELY miaraka amina LEHILAHY LEHIBE!!
Fa ahoana kosa mba evitrareo raha toa ka ilay lehilahy zandrin'ilay vehivavy dimy taona. Tokony hampiova ny "fitiavana" ve zany inona no lafy ratsiny sy lafy tsarany!
Dia makasitraka e!! :)



oadray! fa angaha izany dimy taona izany hita e!.....raha ataoko hoe 13 ans aza mbola ça va fa ny à partir n'io kosa dia hita be ny elanelany e!
eto akaikinay eto misy madama star allemande izay....
miasa am tv any allemagne any izy....ny tranony tena palais ngeda be mitsy sady misy fefy tamboho be avo be...
efa nanambadyt indroa i madama star, efa 60ans dool irao vadiny exs-ny ireo izy 50ans,
izy kosa alou tsy hita fa manao sport be de mince tsara no maharaka ny fikarakarana tarehy sns....
fa ny vadiny miaraka aminy amzao dia 35ans izy 50ans....
lay bandy tsy ratsy an! fa hoy aho hoe resaka matériels kosa alou ny anlay bandy...zanak'ilay body guard-ny efa retraié lay bandy vadiny izao hihihi
fa lay ramatoa kosa alou tsotra be tsy miavona am manodidina mitsy an! tena simple be....

8. tess ( 19/06/2008 17:43)
ari.malala:

ho ana manokana alou mi gener ana ra zandriko ny oul miaraka amko e! otran manana impression mitaiza ny zandriko lahy zany za:°) fa ts mampanin ana ny mahita couple hoe ny vevavy no zokiny refa en harmonie izy roa



zà manokana tsy mi genée ahy ndray anefa hihihi! ao tsara ka!

:-P :-D
9. rakapy ( 19/06/2008 22:41)
Io zao dia ohatra iray ry Tess. Raha vao bandy no zandriny dia hoe resaka materiel no ao ambadik'izao. Dia raha vao ilay sipa no zandriny dia hoe mampalahelo fa araraotin' ilay rangahy. Izany hoe tsy maintsy ny vhv izany no victime @ resaka toy itony???
10. ari.malala ( 20/06/2008 11:01)
xxx:

ari.malala:

ho ana manokana alou mi gener ana ra zandriko ny oul miaraka amko e! otran manana impression mitaiza ny zandriko lahy zany za:°) fa ts mampanin ana ny mahita couple hoe ny vevavy no zokiny refa en harmonie izy roa
Ianao izany zandrin'ny vadinao raha azoko tsara dia ianao izany tezain'ny vadinao @ izao ?
:roll: :roll:



No comment :°)
11. tess ( 20/06/2008 11:33)
rakapy . ka hita kosa kou hota taratra be nge lay cas nolazaiko io e, fa tsy ny rehetra akory kosa :°) lay ramatoa te hi geste otran ny star retra hoe nahazaka bandy jeune moa ilay bandy io no itako niarahana taminy, fa tsy misy maharatsy izany anie raha mande ny couple e, zareo toa miara miasa izao :°)
12. karinah ( 20/06/2008 15:09)
xxx:
Miarahaba anareo rehetra!!
Voaresaka teto foana ny hoe SIPAKELY miaraka amina LEHILAHY LEHIBE!!
Fa ahoana kosa mba evitrareo raha toa ka ilay lehilahy zandrin'ilay vehivavy dimy taona. Tokony hampiova ny "fitiavana" ve zany inona no lafy ratsiny sy lafy tsarany!
Dia makasitraka e!! :)
--------------------------------------------------------------------------------------------
non, xxx, efa fanontaniana napetrako koa io tao anatin'ilay dinika nataoko!! mahagaga fa manokatra hafa foana nareo(tsy hoe contre aho ah!) fa otrany oe tsy namaky tsara ve nareo sy Rakapy sa zah no tsy nahay nanazava???
hamaliko anio dia zah dia iainako io, ka na zah koh aza mba miandry valiny (eto indray izany rehefa tsy nisy namaly tary!) sotra am le dinika xxx!!!


:wink:
13. rakapy ( 21/06/2008 00:59)
:-D :-D :-D Karinah> azafady raha nisy verssion maro ilay resaka nampidirinao. Nazava aloha ilay dinika tany aloha fa hoatran'ny misawawa be le valiten'ny olona ka dia aleo hanokafana vaovao. Indraindray ary ilay ecran ordinatera efa mikwiainsy mihintsy fa maro loatra ilay dinika tatsy ambadiaka. :wink:
14. karinah ( 22/06/2008 15:46)
rakapy: :-D :-D :-D :-D eny ary e! merciiii!! :D
15. ari.malala ( 23/06/2008 10:54)
ho valin'io lazain'ika io, za teneniko anao fa efa 2 ny zanako (tsy misy tsy mahalala izany ngamba :-P) fa misy tsy mino an! :°) mbola misy manome ana 22taona iany amizao, fara faha lehibe ny omen'ny oul ana 26! :-D :-D :-D :-D :-D

Ho valin'ilay fanontaniana, rehefa en harmonie ny couple dia tsy misy olana na firy taona na firy taona ny elanelany, fa izaho no mahatsiaro genée amin'ilay izy. Ny antony maha génée ana main'ilay izy koa angamba d satria za vavimatoa, d lahy ny zandriko, d otran'ny hoe te ho chouchouter na izany za :^):-D :-D :-D :-D

Fa zany hoe saino ihany anefa ilay noteneniko hoe conflit de génération raha d efa lehibe lotra liay miaraka aminao na lahy io na vavy :°)
16. kala ( 25/06/2008 06:03)
hoanà manokana aloha aleo sipakely miaraka @ na lhl efa lehibe toy izay zandriko ny lhl klé... tsy mety io....
Efa niainako hoe zandriko herintaona fa tena tsy mety ê! Zà lasa mandinika ny tenako ho zoky foana dia frustré leiry...Sady zà mi jongla vodiakoho foana dé tsy tiako...

:wink:
17. cynthiagasy ( 03/07/2008 10:52)
zaho miombona amin'ny hevitra nalefany Heritiana satria matetika ka mitranga izany courage e!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
18. xxx ( 06/07/2008 08:39)
non tsy tanzana raha toa ka mblola tanora fa rehefa mahazo taona zany hoe 40monté de manoboka hita ni defferansa age nefa raha mifankati de tsi hitako zay olana za oh 18 taona nahita ny vadiko voalohany izy 27 taona fa tsi hita tamin voalohany fa zao vao manomboka hita satri za zao 33 izy 43 fa mifankatia fona zay
y a pas d age pour aimer
19. xxx ( 11/07/2008 10:08)
za zao vevavy 26ans d ny vadiko 23ans d nef izy fier be mits any am namany any oe nahazaka olona matotra kokoa noho izy donc preuve de maturité oan'ny lelah ny mahazaka vady lehibe kokoa noho izy.
ca ne vaut pas dire k kely saina na oe ts matotra le lelah manambady vevavy kely noho izy f kosa nef avantage oan'ny lelah ny manambady vevavy lehibe kokoa noho izy, na eo am resaka limite-na isan - jaza fotsiny aza tonga d fanabeazan'aizana vita oazy satria ny fotoana ahafahan'ny vevavy mamokatra no en compte f ts ny an'ny lelahy.

ts problem le difference d'âge ra izany f avantage. matotra oazy le olona anakiroa moa le fianakaviana mba kelikely tsaratsara.

hevitro zay aloha satria aho ao anatiny f ny anareo ts haiko
20. xxx ( 21/07/2008 23:58)
xxx:

Miarahaba anareo rehetra!!
Voaresaka teto foana ny hoe SIPAKELY miaraka amina LEHILAHY LEHIBE!!
Fa ahoana kosa mba evitrareo raha toa ka ilay lehilahy zandrin'ilay vehivavy dimy taona. Tokony hampiova ny "fitiavana" ve zany inona no lafy ratsiny sy lafy tsarany!
Dia makasitraka e!! :)

ka tsy hitako hoe inona ny olana raha mbola dimy taona. mbola kely izany.
be dia be mihitsy ny sipa hitako manambady bandy zandriny tahaka izany ary tsy misy ny olana. tsy haiko aloha e, ny fomba fisainana gasy angamba no hafa amin izany fa raha eto usa dia tsy olana mihitsy. raha ny hitako h@ izao aloha.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2431