Miandry ny 'stage' hamahana vidin-tsolika entin'i badboy ?

1. tsoraka ( 19/06/2008 06:21)
Tsy hita ary sahirana kely badboy fa manao 'stage' ka asa na ho vovahany mora ihany ity resaka solikany ty. 'stage' mahafaokabe, sady momba ny lalana no toekarena iraisampirenena manko io. =)) =)) =)) =D> =D> =D> =D> =D>
novalian'i kanota ny 20/06/2008 02:25
2. kanota ( 19/06/2008 06:27)
Antsoy naughtyboy fa iny no efa mahavoa anio tsara. Izay no mahatonga azy mipetraka andafy =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
3. penguin ( 19/06/2008 11:50)
Mbola mimokomoko manao stage ary mampiomehy fa lazainy hevitra avy aminy hono ny zavatra ataon'ny fanjakana Malagasy. Marary saina rehefa sasatry ny mamaky boky sy mijery gazety ary TV sy Internet. badboy mampiomehy.
4. kidoropamba ( 19/06/2008 12:14)
Misaotra an'i filoha hajaina Ravalomanana izahay fa nahita vaha olana amin'ny fidangan'ny vidin'ny solika izy: Mitobaka amin'izao ny trosa entina manampy an'i Madagasikara, avy eropa, amerika sy ny sisa. Mipetraka ny filet de securitE. miasa ny fanjakAna.
Miaiky ny mpamatsy vola fa hary fomba ny MAP ary manana fahavonona ny governemanta.
1 milion ny malagasy niala tao amin'ny fahantrana hoy ny filoha hajaina Ravalomanana. Vokatra azo tsapain-tanana izany satria maro be ny 4x4 eto amin'ny tanAna amin'izao.

Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana^:^
5. kanota ( 19/06/2008 12:55)
Miha-mitranga ny tianao lazaina saingy tsy mampiova anay izany ry dadakoto. Tena mahavoa izy na hai-teny aza no ampiasanao.
6. kidoropamba ( 19/06/2008 13:49)
Tsy misy ankinafinafina io. Aseho izay tiana ho lazaina. Na tiana na tsy tiana.

Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
7. patrick2002 ( 19/06/2008 14:03)
oie oie OIE =D> =D>
8. kanota ( 19/06/2008 16:37)
Mbola manao stage sa miofana koa patrick2012 atao presika.
9. patrick2002 ( 19/06/2008 20:58)
inona no hitenenako ny asako an'i kanotany jeankely ,tsy ho afa-baraka eto izao hoe ,miady hevitra @ adala .
10. kanota ( 20/06/2008 01:51)
Inao patrick2012 fa tsy 2002 satria vizana 2002 dia miakara 2012 raha sahy fa tsy mody mivadika kidoropamba eo. =)) =)) =))
11. patrick2002 ( 20/06/2008 02:13)
zany hoe hanopa sy hiteny ratsy @ Ps ny kidoropamba izany ianao dia lazaina hoe io i patrick 2002 fa manopa .
efa mitapy mihintsy ty sipa ity :-D :-D :-D
12. kanota ( 20/06/2008 02:25)
ny marina dia patrick2002 no kidoropamba. Oviana no niditra patrick2002 ary vao oviana asa tsy ampy herinandro no nahitana ity sesikidoro ity. efa kanota i JK koa atao inona indray kidoro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2047