Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
orona
(
21/06/2008 00:04)
avy nandini-tena -- matotra
Rehefa nandinika aho dia betsaka ny olona no nahazo ny acte-ko --- hihihi
Misy koa ireo tezitra fa nataoko tamin'ny iray tamin'izy ireo ny fataon-dry zareo amin'ny olona hafa --- hihihi
Isaorana...
tohiny
novalian'i tslem ny 26/06/2008 18:41
LazaDaddy
(
20/06/2008 22:20)
izaho ry zalahy #3
Izaho ry zalahy TSVP amina sipa protestanta kanefa sipa katolika sy silamo no tara amiko :) Ahoana ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/06/2008 20:35
yonikafopl
(
20/06/2008 19:11)
HAFATRA AZOKO
[quote]Mpandefa : l.cg.nt.l
Daty : 19/06/2008 17:45:47 (ora malagasy)
Slt!
manoratra ity mail ity aminao aho satria tena manaitra be sy mahasirarika ahy
ny endrikao ary ny foko mitemp...
tohiny
novalian'i karinah ny 03/07/2008 23:38
ikaretsaka
(
20/06/2008 17:18)
Fivavahana sy fampianarana
[u][b]Fanamarihana[/b][/u] [i]Tsy haiko ity na eritreritra sendra mandalo ity na fanabeazana na fivavahana sy finoana... fa napetrako ato ihany aloha dia arakarak'izay andraisanareo azy satria misy...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 25/07/2008 22:18
nirinagirl
(
20/06/2008 16:55)
fete de la musique gasy eto paris
iona ry reto nomba mahafinaritra hojerena eto paris na versailles @ zao fety de la mozika zao?...
tohiny
nirinagirl
(
20/06/2008 16:52)
namana hijery mozika
salut!je suis nouvelle à versailles et je cherche des endroits où aller ou des spectacles àvoir, conseillez moi raha misy mahafinaritra!!!
avant le 21 juin no tena mety !!! :)
bizz nirina...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 04/08/2008 13:44
nirinagirl
(
20/06/2008 16:51)
que faire en cette fetin'ny mozika RY RETO???
Aty zntznin'olona dia mba te hanaraka ny fanaon'ny olona e!! za mba te handehandeha hijery fete de la musique saingy tsy haiko hoe ho aiza, satria vao tonga eto versailles (ile de france) dia mbola so...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 21/06/2008 04:47
nirinagirl
(
20/06/2008 16:40)
DYLLIE MITADY PAROLES
salut daholo, mitady mafy ny tonokiran'i dillie titre= tsy mitana tsy tamana, misaotra mialoha...
tohiny
ari.malala
(
20/06/2008 14:31)
milaibe... aiz enao?
Za ry reto malaelo an'i milaibe fa nankaiza izy? :-P...
tohiny
novalian'i RTsongy ny 21/10/2008 21:12
ari.malala
(
20/06/2008 14:11)
aza manody!!! hahahahaha
mipetraka any ambanivohitra hon izany ry Jean Bolida menakavy. IJEan Bolida de bandikely fatsoratsora tia mandrairay zavatr'olona d voaantso any ampianarana foana ny dadany we ratsy toetra ilery sady ...
tohiny
novalian'i ftlozy ny 22/07/2008 16:42
salopard
(
20/06/2008 13:43)
Euro 2008:France resy, ny marina!
antony telo lehibe izy io:
-Bleu ny anaran'izy ireo, ary akoho no logo, nefa akoho bleu, tsy mbola nisy izany; na orange, na fotsy, na mainty, etc... ny akoho fa tsy bleu. toin'ny gisa mainty ihany...
tohiny
novalian'i MimiSimply ny 20/06/2008 20:59
zandikely
(
20/06/2008 13:28)
Ady amin'ny Mosary: Ferana ny zaza ateraka?
Mahay mitsinjo lavitra. Io no hita fa ezaka ataon’ny fanjakana raha nandre fa ho maimaim-poana manomboka izao ny fanaovana « césarienne » eny amin’ny hopitaly. Ny minisitry ny Fahasalamana no n...
tohiny
novalian'i bazylou ny 25/07/2008 13:19
fannyah
(
20/06/2008 10:20)
Angataka hira
Fitiavana marina
Na ilay hira mitambatra taloha rehetra ireny...
tohiny
perfect
(
20/06/2008 09:50)
mpivarotra baolina be vinany
misy mpivarotra baolina izay ry zalahy ao ambodifilao ao,ampitan'ny "Le Zoma" somary efa mifanakaiky ny vary mitsangana,175000F ny vidiny nefa baolina2 samihafa no hita eo:ny1 tena izy,ny 1 fôpla nef...
tohiny
novalian'i sytl ny 05/07/2008 16:26
tsoraka
(
20/06/2008 08:57)
Tsy mavoa intsony ny tsikera ka mody dokafo hanitsaka???????
Miseho daholo ny mpitsikera rehetra fa tsy ahoan'ny pokona, aseho ihany ny resaka tekinika sy ny sisa fa mbola hifiran'ny olona, mivoaka ny sinoa firazanana fa tsy maha-koty olona, farany dia hoe anda...
tohiny
novalian'i penguin ny 23/06/2008 23:39
ronaldo09
(
20/06/2008 08:57)
Ty ny Euro nahafinaritra indrindra
Nahafinaritra satria tsy nandray anjara ny Anglisy,nahafinaritra satria nihinana ny anganony ny frantsay ,nahafinaritra satria nangoron-damba ny portigey ary mahafinaritra satria hody tsy ho ela koa...
tohiny
novalian'i brau ny 08/07/2008 11:22
xxx
(
20/06/2008 08:09)
fa manino ny gasy no minomino foana
betsaka ny gasy no manaiky fa misy ny ody gasy,ny finoanoampoana tahakany hoe misy bibiolona,kalanoro,mahay madatra baratra,rano misy lolo,fady isankarazany,ny fanatitra.Misy ary moa sahy milaza hoe ...
tohiny
novalian'i Amboara-A ny 06/12/2011 14:38
MARK07
(
20/06/2008 07:33)
Fangatahana fanazavana
Azafady tompoko,
Inona kay no fomba atao mba hampiasana ny solonanarana?
Naharay fanamarihana mantsy zaho hoe ampiasao ny solonanaranao fa raha tsy izany dia hovoafafa nefa zaho mandefa hafatra, cha...
tohiny
novalian'i hery ny 20/06/2008 08:06
niryna
(
20/06/2008 04:28)
Bibiolona
Efa naheno tantara ve hianareo fahiny hoe "bibiolona"?
Fahiny tany ambanivohitra rehefa alina be iny ny andro ,tsy misy jiro sy tsy mba sahy mijery moa izahay fa dia maheno zavatra mandehandeha eraky...
tohiny
novalian'i O.C.A ny 11/03/2015 10:45
rakapy
(
20/06/2008 03:56)
Mandroso hono i Madagasikara!!!
Mandros hono ny gasy satria efa manana basy ny ankamaroan'ireo jiolahy mpanendaka isaky ny elekela-trano.
Mandroso hono ny gasy satria tsy azo handehanana alina intsony ny lalam-pirenena.
Mandroso h...
tohiny
novalian'i penguin ny 23/06/2008 23:41
