milaibe... aiz enao?

1. ari.malala ( 20/06/2008 14:31)
Za ry reto malaelo an'i milaibe fa nankaiza izy? :-P
novalian'i RTsongy ny 21/10/2008 21:12
2. tess ( 20/06/2008 16:13)
fa tsy lasa nanao vacs any madà ve no fahalalako azy e! :-P
3. xxx ( 20/06/2008 16:56)
toa nanambady hono izy de miandry ny baolina ho vita
4. xxx ( 20/06/2008 17:56)
jiro tsy mandé,téléfôna tapaka,ny net koa etsy andaniny? ;-)
5. mbaliana ( 20/06/2008 18:00)
:-D :-D :-D
6. milaibe ( 20/06/2008 19:05)
mbola variana hono e :-* ;-)
7. yonikafopl ( 20/06/2008 20:00)
hum hum , rehefa i ari no miantso de mihazakazaka mipoitra annn :wink: :-P
8. MimiSimply ( 20/06/2008 20:35)
Tô misy probl ono ny connection-any! Zany ndray no fantatro!
9. milaibe ( 20/06/2008 20:53)
tsisy misy hadinoko doly nareo akama reo fa mbola varina tsy ho voatanisa eto fa dia :-* :-* :-* :-* :-*
10. diamondra27 ( 23/06/2008 07:24)
milaibe keza elah lesy a, misaotra tsy nanadino e
:-* :-* :-*
11. ari.malala ( 23/06/2008 07:28)
hihihi, mialona njay i yonika an hummm hihihi! ;)

milaibe, merci nanohina ny antso e! mba mitsidiha matetika fa tena otran etrange b le ts mahita anao tampoka ;) :-*:-*
12. tsiafoi1 ( 03/07/2008 15:22)
waooo! Milay be fa nipoitra ihany Milaibe de tena faly be.... ny namana rehetra
13. RTsongy ( 21/10/2008 21:12)
:* :* Isika rehetra eto anie milaibe e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0972