HAFATRA AZOKO

1. yonikafopl ( 20/06/2008 19:11)
Mpandefa : l.cg.nt.l
Daty : 19/06/2008 17:45:47 (ora malagasy)


Slt!

manoratra ity mail ity aminao aho satria tena manaitra be sy mahasirarika ahy
ny endrikao ary ny foko mitempo fitiavana anao. TIAKO IANAO manantena valiny
mahafapo

GROSSE BISE
----

Ho an'i : l.cg.nt.l
Daty : 20/06/2008 00:44:42 (ora malagasy)



Slt, diso fiantefa ny fitiavanao ry namana. efa manana ny tiako aho ary tsy
mila fitiavan'olonkafa intsony.

Misaotra anao ary raha mbola resaka fitiavana no ambaranao dia aza manoratra
aty amiko intsony.



Mpandefa : l.cg.nt.l
Daty : 20/06/2008 18:56:11 (ora malagasy)


tsy azoko mihintsy izany izay ataonao ato aminy serasera sa hampidera paozy
fotsiny no ataonao atao. diso hevitra ianao raha izany fa fanadalana olona
fotsiny no ataonao ato ary mirary soa anao sy maharena tokatrano ihany koa
:wink:
----

Ka hono wa ry reto,tsy nanaja azy ve za raha namaly ny hafany? ary inona no fanadalana ataoko ny olona raha mampiditra sary aho. Ianareo bandy reo kou ve raha mijery sary de mieritreritra ny hikoty foana??
nb nosoloako . ny zanatsoratra mba tsy hilazana ahy indray avy eo fa tsy manaraka fitsipika kounkou


novalian'i karinah ny 03/07/2008 23:38
2. ainaheri ( 20/06/2008 19:20)
hahahaha ka mety zay zao ny eritreritry lery we refa mampiseo sary eto ny sipa zany d allumeuse :-D :-D :-D F'angah ty meetic?=))=))=))=))
3. tess ( 20/06/2008 19:27)
efa impiry miteny aho ry yonika fa raha hafatra tsy misy lohany sy fitobmenany otran'io dia tsy valiana akory! raha tsy misy idirana akory ilay resaka dia tsy valiana, mampmé ahy kou nareo sy sakaizakely ka! :-D :-D :-D izany ve dia hatao hivaliana loha, ampahafirin'ny zvtr mahafinaritra azo eritreretina , :wink:

ka namaly azy ve alou ndry sa tsia?????matoa izy nanoratra ireo dia nisy zvtr nantenainy sy nahakivy azy :wink: :-D :-D :-D :-D
indriko aza efa manana tokatrano lkou maharena tokatrano am ahoana hihihih
4. yonikafopl ( 20/06/2008 19:36)
=)) =)) =)) =)) =))
Tess io efa novaliako io akia aa, za aza mba nanaja azy fa tsy niavonavona, tsy mivaky loha akia za fa mba te hanontany fotsiny we de misy ambany fisainana mintsy ve le namana ato eeee, zay no mahatonga an le resaka ary we fafao ny sary iny, satria de zany doly ny eritreritry ny sasany we mametraka sary fa mitady sipa, de we rehefa mahazo ve de we fafao amzay tssssssssssssssss
5. tess ( 20/06/2008 19:39)
ah ok! :D :-D :-D :-D noheveriko fa hafany dool aza ireo kou oy aho hoe tsonratsondrana be lay hafatra :-D
hay ndriko io namaly faharoa io...
pffffff izay izay ny fisainany hoe izay mametraka sary dia mitady olo-tiana dool :-D :-D :-D :-D loza kou zany lol :-D :-D :-D
6. tess ( 20/06/2008 19:42)
ary aoka izay wa ity mampiditra sary ity ry yonika fa manadala olona fotsiny hihihihih.....indrindra ireny mihinana gilasy ireny ah! :-D :-D :-D
ary zahako tsy mba nahazo hafatra otran'io anefa misy sary :°)
7. yonikafopl ( 20/06/2008 19:45)
ainaheri hihihihihihi, meetic mintsy ny fiheveran'ny sasany ny serasera ngamba, tsssssssssssss
8. ainaheri ( 20/06/2008 20:28)
Tess,aoka kosa iditra iany ny sary fa avelao hikaoty zay hikoty any eee,reveo manja fotsiny hihihi
9. MimiSimply ( 20/06/2008 20:49)
Ka ny oul mievitra oe olontiana daholo ny tadiavin'ny rehetra ato!ka tsy maints soratana faona zany ao @mombamomba oe: tsy mitady olontiana! Le sary minana glace ngamba mety mampietsika zvtr ary mampiheritreritra zvtr any @bandy nôna, fa revéo mlay araky ny vôlazan'i ainaheri fa zareo aky ny misy probl fa tsy ndry!! Za ko misy sipa tsy maméla an'ah mints @le resaka tlay iny de fenony opa (insultes) ambakin'ny blaogyko kanéfa ny oul efa kopy daholo de izy zany tsy nikôpy mints de ny blaogyko v ny simbainy!! Fa rêvéna mlay e! :D

10. orona ( 20/06/2008 20:54)
ndroooooo, dia notsoriny ve hoe ianao koa nge tsy dia manja e -- ratsy izany :-D
11. tess ( 20/06/2008 21:25)
mimisimply: hihihihih! zà efa kopy kou!
fa raha ilay endrika ivelany fotsiny kosa no tena izy de nohaniko ihany koa njiko an! " tena vraie garce mitsy ny filaza ireny mantsy" :wink: :-D :-D :-D kissss njy e! hanoratra any aminjy aho week end fa mis anotaniko kely vaovao an! :-* :wink:
ny mpanaratsy any am blogy koa misy na any amiko fa tsy asina resaka fa tsy validéna fotsiny de ampy e! itako iny blgo ndry iny tao am gasy ka manja tao! :-P
12. milaibe ( 20/06/2008 21:25)
tara t@ yonika kosa zany lery ;-)
13. tess ( 20/06/2008 21:30)
hihihihih! nefa nahazo valiny matotra no kategorika ve :-D
14. orona ( 21/06/2008 00:48)


Momba ny serasera ve izany???


15. tslem ( 21/06/2008 05:49)
yonika >>> ohatry ny hitako njy sady mimémé kely no rangitra namaky an'ireo :-D
16. yonikafopl ( 21/06/2008 06:47)
Mimi hihihihih , avelao ze tsy kopy ho zinga be eeeeeee
za ra nampiditra ito dinika ito de mba hisarihako ny sain'ireo lhl ireo fa tsy olontiana na sipa fona no tadiavina eto fa mba te hifandray amin'ireo izay heverina fa mendrika ny hifandray amin'ny tena. Fa mampalahelo ny toetsain'ny sasany we mikoty de refa tsy mahazo de manao vava be sy mety hatramin'ny fanopana mintsy aza.
Mba mianara ry zareo manao chic homme aaa, ra we tsy maintsy hikoty de kotio, fa rehefa tsy mahazaka dia mba tsy mampiseho atezerana sy fahambaniantsaina fa ampiasao ilay we fitiavana tsy raikitra tsy hatao haharatsy fihavanana

orona , tena momba ny serasera tokoa izany satria raha tena mandinika tsara ianao.

tslem hihihihih za tam le vo nahazo an le hafatra volou an, de namaly tamin'ny fo madio mihintsy, fa nony nahazo ilay hafatra navaliny ana za tonga de naleoko nosakanana izy.
Marihiko fa tsy ny rehetra no manao toetra otranzany , fa bedabe mintsy ny manoratra mikoty aty amiko, fa rehefa valiako amin'ny teny tsotra ny sasany de mahalala mionona.

ndraso mintsy njay ovaina kely le ao am mombamomba fa tsssss, ra amzay no mbola misy mijabaka de efa olona misaina am .... hihihihihihih
17. sasa ( 21/06/2008 08:59)
hi hihih za koa efa nahazo otran'io fa za tsy namaly, nefa za aza tsy mampiseho sary akory, maika moa fa nareo namana manana sary d asa fotsiny angamba,
yonika aza valiana akia an
18. yonikafopl ( 21/06/2008 10:36)
sasa hihihihih ka za zany mba tsy te hiavonavona de mba namaly ampanajana kanjo ...
19. xxx ( 21/06/2008 14:54)
yonika> u-e-i ny zanatsoratra nesorinjy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. yonikafopl ( 21/06/2008 15:45)
xxx hihihihih ka tsy maintsy nalako mba tsy hilazana ana we mandika fitsipika ka hihihihihih , fa tonga de mora hay be nge we iza io eeeee, vozah bogosy miteny gasy beeeeeee :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1528