HAFATRA AZOKO

21. kelly13 ( 23/06/2008 08:52)
za kou nahazo fa t@ teny anglisy beuuuu, fa za tsy malala fomba d tsy novaliko! :°)
22. tslem ( 23/06/2008 10:27)
:-D :-D :-D valivaliana jonjorombona fotsiny am zao aki izy refa ôtran'ireny a,zah koa nisy nandefa hafatra tam teny tsy fantatra dia nataoko valy boraingina be any @ izay lalany any,tsy haiko kory na miteny na tsy miteny izay voasoratro tany :-D
23. yonikafopl ( 23/06/2008 10:34)
za njay rehefa mahazo hafatra ankoatra ny teny gasy de valiako tsotra we tsy mahay afa tsy teny gasy aho tompoko fa miala tsiny, de mbola nisy ni insista ihany namerina tam teny farantsay fa we io teny io kosa hono mbo haiko, vo maika novaliako hoe aleo tsoriko aminao fa dondrona tsy mba nandia fianarana aho ka tsy mahay afa tsy teny gasy tompoko hihihihihih de tsy nanoratra tsony, za hirarah.....
24. kelly13 ( 23/06/2008 14:34)
za mba gaga ry yonikafopl! :-D
25. sakaizakely ( 23/06/2008 19:14)
yonika> niampy indray zany ny admirateranjy :-D :-D :-D :-D

misy itovizany am le raika nila vanona tamiko iny ny lcgntl njy :°) Aleo tsy valina intsony :°)

tsoriko aminao fa dondrona tsy mba nandia fianarana aho ka tsy mahay afa tsy teny gasy tompoko hihihihihih de tsy nanoratra tsony


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

ahatsiarovako an'ilay fil menamena iry, nifanoratsoratra teny mody manala azy izy an, de aveo nangataka sary, tam zany za tsy mbola nametraka sary, de nataoko we ôrera be za tsy mba manana sary fa aleo mijanona @ ny kisoratsoratra, fa marina mafy izy raha mba namaly intsony aveo :-D :-D :-D :-D
26. kelly13 ( 23/06/2008 19:23)
:-D :-D :-D za indray nolazainy (i fil rouzerouze io) oe sondenda kely, sahala d efa nahita ny sariko ery t@ reny! lol
27. yonikafopl ( 23/06/2008 19:36)
hihihihih mampme nge le ato eeeeeeeee, ny adala tsy misy fa ny ondrakondrafana no betsaka hihihihihh :-D :-D
28. sakaizakely ( 24/06/2008 08:38)
:-D :-D :-D
kala sondenda kelly :-D :-D :-D
fa in no dikan'zany sondenda e ! tsy otran'we petakorona ihany ve ?
yonika> aleo tokou imehezana fa tssss :-D :-D :-D
29. yonikafopl ( 24/06/2008 20:00)
to otran we petakorona ngamba zany sondenda
30. vale ( 03/07/2008 16:29)
hihihihihi.....ny anahy indray misy ps-ko ikalapeta izay tena be panoratra anefa ilay izy ah!!!... :} ... :°)
31. vale ( 03/07/2008 16:52)
yonik: :-D :-D :-D :-D mba ekeo aky izy fa ndry kosa eee! :-P ..... :lol:
non, io aza anie mba manao déclaration fa ny sasany izany tonga de mandrangitra be fotsiny izao!!... :evil:
32. karinah ( 03/07/2008 23:38)
kelly13> naharay hafatra tamin'izay oul izay koh zah, teny anglais be ny hafany hatramin'ny 1° ka h@ farany!!, ary izy manome adresse Msn, de zah kamo hanao rajout , fa tsy hitako ny sariny ary ny momba anazy tsy de misy zvt mifaritra mazava tsara, ka nomeko ny adresse Msn-ko izy ka anefa mbola nandefa ny anazy fanin-2 indray!! :-w .... :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6075