mpivarotra baolina be vinany

1. perfect ( 20/06/2008 09:50)
misy mpivarotra baolina izay ry zalahy ao ambodifilao ao,ampitan'ny "Le Zoma" somary efa mifanakaiky ny vary mitsangana,175000F ny vidiny nefa baolina2 samihafa no hita eo:ny1 tena izy,ny 1 fôpla nefa samy OFFICIAL ihany ny marika,ilay vendeuse mampirisika anao hividy ilay fôpla fa lazainy fa miseho be hono ny kofehy hanjairana ilay iray hafa,zah zany tsy te hividy ireny amoron-dalana ireny fa tena tsy mateza,kanjo,tapak'andro dia "ovale"ilay azoko tao,fa tsy ilay tena izy,tsy ampy fandinihana koa aho,namana no nanoro hoe ao aleha fa tsara io saingy ampiarahin'ilay mpivarotra entana mitovy marika fa saingy vita sinoa ilay izy izay tsy fantatra raha tsy mandinika tsara ianao,hay ilay izy 50000F no vidiny aty ivelany.Koa mitandrema, ilazao ny namana tsy hividy zavatra ao fa tena mpisoloky ny ao
novalian'i sytl ny 05/07/2008 16:26
2. lemenakely ( 20/06/2008 10:32)
perfect:

tara be ny famataranandronao raha izao vao mahalàla an izany na aiza na aiza misy io daholo na eny @ sinoa na ny karàna dia ny mpiasa majinika ireny no tena misoloky anao !saika voa aho indray mandeha tao @ DECAUTO ISOTRY

3. Bigma ( 30/06/2008 13:39)
Fa ahoana koa izany gasy mampijabaka gasy izany e! :evil: :evil: :evil:
Nefa zara raha omen-dry keli-maso sy lava orona karama
4. sytl ( 05/07/2008 16:26)
Fa ahoana koa izany gasy mampijabaka gasy izany e!
Nefa zara raha omen-dry keli-maso sy lava orona karama
ka zay ndrindra no anambakainy azy fa kely karama de any no hamenoany azy!!,anjaran'tsirairay ny mandinika!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2498