Liste des messages

Liste des messages, inserés par sytl, par ordre de date
sytl ( 17/10/2008 15:59)
zay mahay!
slt !misy fanontaniana kely veti2!isaky ny manokatra internet aho de,refa misokatra le izy de misy soratra fôna etsy ambany hoe:'términé mais il existe des erreurs sur la page",misy afaka manoro v ... suite
répondu par rodro le 24/11/2008 15:08
sytl ( 02/10/2008 14:03)
"Ny lehilahy",tsy mahalala afa tsy ny hanamboatra...
slt dôly!,asa nareo na manaiky fa rehefa natao ny fandinihana de ny lehilahy tsy mahalala afa tsy ny hanao firaisana @ vehivavy iany refa mikôty,vitsy ny mikôty vehivavy ka hoe alaina ho vady!!fa ... suite
répondu par xxx le 26/02/2009 15:08
sytl ( 15/05/2008 15:13)
mi-sao
slt dôly!tsy hay tsony zay tena fanoratra azy fa tô sam manana ny fanoratany azy,mba omeo re7 mi-sao hafa kely any zay mahita é!!misaotra !... suite
répondu par pseudo38 le 14/06/2008 16:46
sytl ( 05/05/2008 07:12)
maloto etsy ,maloto eroa!
slt dôly!asa na aôna fa de betsaka mits reo olona manana alika tena mandoto ny bozaka aman'ahitra @ zao,tsy misy zava maitso mba azo aleha tsony fa mitsingitsingina refa mba sendra mandé eny,tsy mi... suite
répondu par letmi le 04/12/2008 12:55
sytl ( 02/05/2008 12:51)
ranomanitra
akory aby! in no tena ranomanitra tsara zé mitazona ela be ny fofony @ reto:chanel:nina ricci,gyvenchy,dior...@ vevavy? in kou ny tsy voalazako... suite
répondu par xxx le 26/05/2008 16:47
sytl ( 01/05/2008 15:56)
blague saucisson
ho an'zay mbola tsy nihomehy: Nisy rangà pd zay zany mpividy saucisson ao @ charcuterie ray zay,de isan'andro io rangà io mividy ao foana.Ndray andro ary narary lé mpivarotra nahazatra azy fa ny z... suite
répondu par mmmhh le 03/05/2008 16:14
sytl ( 24/04/2008 15:33)
inona kou no azo hatao beignet?
efa natao daolo zao karazana retra zao ,carotte,akondro,chou fleur,pomme,sns...de in kou no mbola azo atao?fa ny eo iany no miverimberina! :-w ... suite
répondu par haritianah le 19/06/2008 22:10
sytl ( 24/04/2008 10:22)
misasa ampovoan-tsena!
manôna dôly!,de gaga aho hoà ndray mandé zay ,sendra teny an- tsena,nahita an'reto maizina be manasa ny zanany eo apovoan-tsena miaraka @ tavoahangy plastika,de variana kou lé vazà!!de ozizy ah... suite
répondu par bazylou le 05/09/2008 00:45
sytl ( 21/04/2008 16:28)
iza no tsy matanty! ny lélà sa ny vevavy?
SLT DAOLO! iza no tsy matanty voalohany raha tsy miray ara-nofo mandritra ny 2 volana,ny lahy sa ny vavy?... suite
répondu par rinakely1 le 05/08/2008 18:58
sytl ( 18/04/2008 15:08)
ny mampiady ny mpivady
slt daolo! @ hevitrareo ,in no tena mampiady ny mpivady:ny sakafo tsy vita ve?sa ny trano mikorontana?sa ny zaza tsy voakarakara?raha resaka ny ao antrano no asiana kôzy!sa ny tsy fifanampiana? :) sa... suite
répondu par ni81 le 13/08/2008 16:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0559