iza no tsy matanty! ny lélà sa ny vevavy?

1. sytl ( 21/04/2008 16:28)
SLT DAOLO! iza no tsy matanty voalohany raha tsy miray ara-nofo mandritra ny 2 volana,ny lahy sa ny vavy?
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 18:58
2. kelly13 ( 21/04/2008 16:37)
ny lahy, evidemment! oul fragile kely reo :-P
3. sytl ( 21/04/2008 16:40)
ie,vao mahita sipa manao jean mifinjifinjy fotsiny d'efa any zany é?
4. lemenakely ( 21/04/2008 17:21)
Ny vehivavy no tena tsy mahatanty koah
5. fasaly ( 21/04/2008 17:26)
TSY MISY HOE LAHY na vavy fa samy manana vatany! misy ny mila sakafo regulier misy ny ts yde mila fa velombelona fotsiny eny! :-P
6. kiadi ( 21/04/2008 17:27)
fafinaretan'ny maso io!!fa zah aloha mahatanty eh!ataoko in fotsiny ny tanako! :-D :-D :-D
7. vintsy ( 21/04/2008 19:14)
ny lehilahy no tsy mahatanty satria ny vevavy mpaka fanahy kou bedebe
8. xxx ( 22/04/2008 04:26)
ny léla evidemment,
9. sytl ( 22/04/2008 06:37)
kiadi:ary nenay?ataonay in fotsiny kou ny tananay? :-D :-D :-D
10. endrika01 ( 22/04/2008 06:42)
Mitovy samy tsy mahantaty na lhl na vhv raha efa zatra an\'io!Araka ny er
11. sytl ( 22/04/2008 07:36)
vintsy:ka mety tsy natanty kou lé vevavy matoa maka fanahy ! :roll:
12. sytl ( 22/04/2008 07:46)
vintsy:ka mety tsy natanty kou lé vevavy matoa maka fanahy ! :roll:
13. sytl ( 22/04/2008 07:50)
vintsy:ka mety tsy natanty kou lé vevavy matoa maka fanahy ! :roll:
14. ari.malala ( 22/04/2008 08:17)
ô ry sytl a, nanin ndray no naverina in3 e! ny lelà ky no ts matanty a!:-P
15. sytl ( 22/04/2008 08:53)
manondrana lé fitaovana é! lasa clic bdb!
16. Rafahafahana ( 22/04/2008 12:42)
Ouuuuu!!!! samy tsy mahatanty ry reto a, fa mba menatra fotsiny ny hiteny hoe za no tena tsy mataty fa mitovy ny lélà sy ny vévavy =))
17. Papoose ( 22/04/2008 19:18)
ny antsasany lahy antsasany vavy raha ny fijeriko satria samy maka ny hidihidy avy any @ le sex tsirairay
18. xxx ( 23/04/2008 07:39)
samy tsy mahatanty fa ny lelà no tena tsy mahatanty aloha koa, rah ny vehivavy ohatra maharitra 1 volana ny lehilahy herin'andro no farany tantiny, rah ny vevavy mahatanty 2 volana , ny lelà mety ho 10 no farany tantiny.
Mba manandrama nareo mi-tsam e, zé ray mangataka aloha.
19. Rafahafahana ( 23/04/2008 10:06)
kiadi:

fafinaretan'ny maso io!!fa zah aloha mahatanty eh!ataoko in fotsiny ny tanako! :-D :-D :-D

Öry kiad a, inonna ndray zany tanàna tanàna zany, tsy mahatanty akory kay fa mba mamipresaka

20. Rafahafahana ( 23/04/2008 10:16)
kiadi:

fafinaretan'ny maso io!!fa zah aloha mahatanty eh!ataoko in fotsiny ny tanako! :-D :-D :-D

Öry kiad a, inonna ndray zany tanàna tanàna zany, tsy mahatanty akory kay fa mba mamipresaka

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0515