iza no tsy matanty! ny lélà sa ny vevavy?

21. ari.malala ( 23/04/2008 10:27)
za klou matanty tsara e!:^)
22. Rafahafahana ( 23/04/2008 10:31)
kiadi:

fafinaretan'ny maso io!!fa zah aloha mahatanty eh!ataoko in fotsiny ny tanako! :-D :-D :-D

Öry kiad a, inonna ndray zany tanàna tanàna zany, tsy mahatanty akory kay fa mba mamipresaka

23. kiadi ( 23/04/2008 11:22)
ary manin iz ty rafahafahana averina intelo an! :-D :-D :-D
24. mmmhh ( 23/04/2008 14:33)
ka @ zay hitanao tsara koa!!!!

ny lehilahy tena tsy mahatanty e!
25. ikaretsaka ( 23/04/2008 15:06)
ny saina, ny vatana, ny environnement no mitondra an'io fa tsy heo ny lehilahy na ny vehivavy
26. Papoose ( 26/04/2008 22:47)
ka enao v mahatanty sa tsia ary? :-P
ny sainao, ny environment-nao sy ny vatanao? :-P
27. xxx ( 28/04/2008 11:43)
ny vehivavy no tena sahirana raha toa ka tsy manao elaela efa vatany io ary naturel tsy hiadiankevitra .Andraso fa ho hazavaiko :
ny lahy dia mila ny azy tafavoaka fotsiny dia milamina ny vatany iray manontolo tsy mitady ankoatra izay izy .
fa ny vehivavy kosa sady mila ny tsirin'ain'ny lahy miditra any amin'ny vatany izy no mila mamoaka ny azy ihany koa izany hoe mety ho lasa romotra ny vehivavy iray raha toa ka mamoaka ny azy foana kanefa tsy tonga ilay message tadiavin'ny vatany izany hoe mandringa ny manome dia miandry tolotra izay any @ lahy ihany no misy azy .
raha tsorina dia mafy saina ny vhvv fa tsy hoe mahazaka fa raha samy apetraka ao anaty toerana iray mandritsy ny fotoana maharitra ny lahy sy ny vavy ny lahy sy ny vavy samy hamoaka fa ny vavy mety ho torana mety ho safotra mety ho faty mihitsy aza raha mahita ny lahy
28. voara ( 30/04/2008 19:36)
Marina hoe ry xxx ? iny indray no tsy hitako
29. bizoroka ( 30/04/2008 19:54)
aiza ny bizorokako
30. ainaheri ( 01/05/2008 07:25)
maita tenenina kou ra xxx an hahaha
31. princesseN ( 01/05/2008 11:39)
ny lahy no tena ts mantanty ry xxx ah!ra matanty nge ny lhl tsy manao an'zany masturbation zany mints refa tsy mahita eh!ataoko oe misy manao an'zany ny vhv fa vitsy.
32. ikaretsaka ( 01/05/2008 14:02)
samy tsy mahatanty io rehefa tratran'ny filana..
i eva ihany anie no nanomboka ny tantara..... ho'zy ilay hira izay
33. Papoose ( 02/05/2008 09:49)
i adama ko tsy nahatanty matoa!
34. Jeankely ( 02/05/2008 23:29)
Be ny manao resaka mifanohitra. Hoy xxx "raha tsorina dia mafy saina ny vhvv fa tsy hoe mahazaka". Ny resaka eny ampiandohana dia hoe iza no tsy mahantany voalohany noho izany mazava ary tsy misy hiadian-kevitra fa ny lehilahy no tsy mahatanty. Nohon'ny sainy maivana izay no hisian'ny mpivaro-tena etsy sy aroa. Ilay mivaro-tena olona hafa fa tsy ao anatin'ilay ampifanoharina. Izy roa no jerena hoe iza no miborioka voalohany fa tsy ny fisian'ny vehivavy ivelany na lehilahy ivelany. Na misy lehilahy tsara tahaka ny inona aza ny vehivavy tsy mikoropaka izany raha tsy hoe makorel niala angaha no lasa vady ka efa zatra nahita karazan-javatra ary sahirana vao tsisy. Hafa io. Ny lehilahy no taitra amin'izay hita rehetra eny. Porofon'izany, rehefa mba mivoaka dia ny hitsapa izay karazana vehivavy no tiana hatao. Ny Mama tsy taingenan'ny lehilahy rehetra izao fa ny Dada no mamely etsy sy aroa. Sa Mamanareo ahoana ?
35. yonikafopl ( 14/06/2008 11:24)
za kalou mahazaka eeeee, amantanonany.....

Marina nen ika we ny saina no mitondra io, ataovy ny saina no mibaiko fa tsy ny filana :wink:
36. rinakely1 ( 05/08/2008 18:58)
Ra fijery natoraly dia mazava hoazy fa ny lehilahy no tsy mahatanty.
Fa après samy manana ny plaisir-na ny tsirairay. Ny vehivavy aloa dia misy tsara tsy misy tsara e!!!!!!!!!!! :wink: :wink: (fijery perso io an)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078