misasa ampovoan-tsena!

1. sytl ( 24/04/2008 10:22)
manôna dôly!,de gaga aho hoà ndray mandé zay ,sendra teny an- tsena,nahita an'reto maizina be manasa ny zanany eo apovoan-tsena miaraka @ tavoahangy plastika,de variana kou lé vazà!!de ozizy aho antsaiko hoé ,de tsy isy fivoarana mits zany lé mainty fa de ôtran'zao fôôôôna!sady @ zay lé zaza abiridania mits! :-w
novalian'i bazylou ny 05/09/2008 00:45
2. ainaheri ( 24/04/2008 11:21)
Ra any @ tany misy azy,tô mandé ho azy io aminy ka,fa @ tany mandroso kosa angamba tena lazainao we tsy menatr'oul no tsisy fivoarana
3. sytl ( 24/04/2008 11:30)
zany aho raha tst nanongo tena mits!de ny tex mex
4. rapala ( 24/04/2008 13:07)
sytl: maninona akia enao no manongo tena, manjary marary eo fotsiny ny vatanao :-D :-D :-D izy ary akia tsy menatra koa atao akory :!:
5. sytl ( 24/04/2008 14:46)
kou lé vazà tsin refa hoé mainty de lazainy fa mitovy saranga daolo kou!de zany no eritreretiko "zà kou zao lazain'reto fa mitovy fomba @ reto! :roll:
6. endrika01 ( 01/05/2008 03:44)
sytl:
kou lé vazà tsin refa hoé mainty de lazainy fa mitovy saranga daolo kou!de zany no eritreretiko \"zà kou zao lazain\'reto fa mitovy fomba @ reto! :roll:
Soa ihany aza fa zaza,lay nosasaina fa tsy ireo lehibe no nisasa!:roll::-D:-D:-D
7. ari.malala ( 05/05/2008 14:28)
ailay toerana?
8. ikotoleta ( 06/05/2008 17:28)
sytl:

manôna dôly!,de gaga aho hoà ndray mandé zay ,sendra teny an- tsena,nahita an'reto maizina be manasa ny zanany eo apovoan-tsena miaraka @ tavoahangy plastika,de variana kou lé vazà!!de ozizy aho antsaiko hoé ,de tsy isy fivoarana mits zany lé mainty fa de ôtran'zao fôôôôna!sady @ zay lé zaza abiridania mits! :-w

:arrow: in le problema?
9. sytl ( 07/05/2008 09:28)
in le problema?
fihazo alou lé tôlana kotoleta! :-D :-D
10. endrika01 ( 11/05/2008 12:27)
de mampiomehy mintsy nareo kah,aiza kou no misy taolana fihazana zany!
tsy mbo hoe koriana hi hi hi,lasa hatsikana ndray lay resaka kou! :-D
11. ktsif ( 13/05/2008 08:48)
Dé ahoana hoy ilay vazaha raha nahita ny mpitarika posy any Toliara le manotsam-bava dia iny rano iny ihany no anasàna tongtsa avy eo
12. yonikafopl ( 13/05/2008 09:40)
dain :°) :°) :°)
13. sytl ( 13/05/2008 12:36)
Dé ahoana hoy ilay vazaha raha nahita ny mpitarika posy any Toliara le manotsam-bava dia iny rano iny ihany no anasàna tongtsa avy eo
sady miazakazaka ve no misasa sa refa miandry kil iny?iny kosa rano mafana vita hoazy tsy mila chauffe eau!!! :°)
14. ktsif ( 15/05/2008 13:40)
refa mianjy kil kosa e. Raha sady mihazakazaka mantsy no manotsambava de tsy ny tongtsa no voa sasa fa mety mando njay ny klaoty
15. lanto ( 27/05/2008 12:33)
noheveriko fa oulndebé aza le misasa :-D tsy aleonao ve sasainy ny zanany toy izay avelany hatory miaraka am loto ? Tsy tokony deraina aza le ray amandreny manao adidy na de mafy ady ?
16. Samoana ( 27/05/2008 16:18)
Hozizy ilay akamako iray izay teo am-pamadibadihana catalogue hoe nahoana ary letsy rehefa vazaha no miboridana dia ankalazaina atao hoe "star" fa rehefa isika maizina no mba mampiseho salaka dia lazaina fa hoe "sauvage, arriéré,..."
17. toovs ( 28/05/2008 14:04)
fa ianareo rehetra ireo ve de mihevitra hoe marina io tantarain'io olona io? mba resaka tiana hatao io.
ary nahoana moa raha tenenina hoe olona mainty fa tsy hoe maizina e, péjoratif be ange le "maizina e". sa tsy ny eropeana ihany no manana toetra ratsy manambany sy manao teny péjoratif hoatra an zany.

Tsy voatery hanambany ny sasany ange vao lasa ambony e, tsy voatery hitény hoe maizina koa vao ho lasa ho zarazara.

Raha tsy azonareo ny tiako hoetenenina dia tsotra fotsiny hoe antsoy am zay tena marina ny lokonkoditrolona fa aza asiana qualification ratsy. ohatra raha maity be lay olona dia lazaivo fotsiny hoe maity na manga , raha fotsibe kosa dia mba lazaivo hoe fotsy fa aza lazaina hoe boboka (albinos).

Fa ny gasy dia matetika kely raciste an, nefa efa andro sy ora tokony hialana am zany racisme sy fanebahana ny apparence n'olona izany izao.
18. sytl ( 04/06/2008 07:25)
pff!
19. karinah ( 04/07/2008 23:03)
[quote=sytl]
manôna dôly!,de gaga aho hoà ndray mandé zay ,sendra teny an- tsena,nahita an'reto maizina be manasa ny zanany eo apovoan-tsena miaraka @ tavoahangy plastika,de variana kou lé vazà!!de ozizy aho antsaiko hoé ,de tsy isy fivoarana mits zany lé mainty fa de ôtran'zao fôôôôna!sady @ zay lé zaza abiridania mits! :-w
-------------------------------------------------------------------------------------------------
sytl>>>> :-D :-D :-D ..ka tsy haboridana indray ary ve rehefa mandro eh! sode lasa sasa vandana indray anefa!! ary izy aza mba misasa !! misy le otrany androrosy ireny tsy misasa mintsy angamba fa misy vhv maromaro izy indray mande tafahoana tamiko (sendra nifanena) , fofona hafahafa be nidonaka be nivoaka avy tany! beurrkkkkkkkkkkkkk:{ :{



20. bazylou ( 05/09/2008 00:45)
hay ve!! neveriko fasipa nisasa teo ampovoan tsena aza!! hayv eizay izany e, tsss :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.595