zay mahay!

1. sytl ( 17/10/2008 15:59)
slt !misy fanontaniana kely veti2!isaky ny manokatra internet aho de,refa misokatra le izy de misy soratra fôna etsy ambany hoe:'términé mais il existe des erreurs sur la page",misy afaka manoro v azafady fa tsy hitako le izy hoe in ny antony!misaotra mialoha!!
novalian'i rodro ny 24/11/2008 15:08
2. findumonde ( 17/10/2008 17:37)
ré actualisé o fotsiny dé vita, probl XP izany!

http://www.cazal-solofo.info
3. xxx ( 17/10/2008 17:50)
findumonde:

ré actualisé o fotsiny dé vita, probl XP izany!

http://www.cazal-solofo.info




:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: ://www.cazal-solofo.info :roll: :roll: :roll:

kay site an'TDM io jereo eto io :?: findumonde :-D :-D :-D :-D :-D :wink:
4. sytl ( 18/10/2008 10:18)
mba ataovy sérieux rangà à!!
fa in no ao @ JEREO ETO, aleo tonga de tsy sokafana fa na i xxx ary mémé!!
5. lohabe ( 19/10/2008 04:29)
Erreur any amin'ny tompon'ilay site izany matetika. Ohatra hoe misy diso tao amin'ny javascript. Tsy faute avy aminao. Raha tsy hoe tranainy ny ordinateur ampiasainao dia ilay site jerenao anefa mampiasa fikafika avo lenta.

mazava ve sa tsia?

Raha tsy tia hahita an'iny dia mampiasà Firefox na Google Chrome na Opera na Safari. Toa ny Internet Eplorer ihany no milaza ny erreur amin'ny mpanjifa izany.
6. sytl ( 21/10/2008 10:58)
misaotra anao lohabe,tena nanmparanao ny maha lohabe anao mits zany an!!merci é!! :-*
7. rodro ( 24/11/2008 15:08)
sytl:

slt !misy fanontaniana kely veti2!isaky ny manokatra internet aho de,refa misokatra le izy de misy soratra fôna etsy ambany hoe:'términé mais il existe des erreurs sur la page",misy afaka manoro v azafady fa tsy hitako le izy hoe in ny antony!misaotra mialoha!!



mety hoe misy zavatra voakiti2 ao na ny ahy ara misy anio fa tsimanimba azy io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4944