ranomanitra

1. sytl ( 02/05/2008 12:51)
akory aby! in no tena ranomanitra tsara zé mitazona ela be ny fofony @ reto:chanel:nina ricci,gyvenchy,dior...@ vevavy? in kou ny tsy voalazako
novalian'i xxx ny 26/05/2008 16:47
2. Veloo ( 02/05/2008 13:23)
Ralph Lauren "Romance"
3. Veloo ( 02/05/2008 13:33)
Georgio Armani "Emporium",
na
Dior "anais"
raha tsy diso za.
4. nani ( 02/05/2008 13:55)
channel Mademoiselle " coco " , tsara sady mitana elabe mihintsy vao afaka ny fofony !!
5. karinah ( 02/05/2008 14:31)
sytl:

akory aby! in no tena ranomanitra tsara zé mitazona ela be ny fofony @ reto:chanel:nina ricci,gyvenchy,dior...@ vevavy? in kou ny tsy voalazako
Anaîs no record ah, na de efa misasa inpiry aza le akanjo nanaovana taminy mbola manitra foana!
Dior, somary malefaka ihany koh!!


6. karinah ( 02/05/2008 14:35)
céline Dion koa reto mitana be ah, nefa tsy lafo sahalamin'ny le de marque ireny! oay Dolce & Gabanna adinoko, aorian'ny Anaïs,hummmmmmmm! :-D
sytl> izay mitàna ilay izy fa tsy oe zay tsara fofona ah, rah fofona tsy misy atakaloko ny D&G :°)
7. karinah ( 02/05/2008 14:41)
Veloo> cacharel ny Anaïs akia ah!!!!! :lol:
8. mmmhh ( 02/05/2008 14:59)
dolce vita an'i Dior koa, mitana sady mmmmmmhhh
Organza vanille koa,
9. mignone ( 02/05/2008 15:32)
narscisso rodriguez
10. sytl ( 02/05/2008 15:48)
Anaîs no record ah, na de efa misasa inpiry aza le akanjo nanaovana taminy mbola manitra foana!
Dior, somary malefaka ihany koh!!
zany mits no tsara!!
11. ratonga ( 02/05/2008 15:50)
:-D ploum ploum amidy eny amoron-dalala eny @ paviô an'analakely =)) =)) =))
12. sytl ( 02/05/2008 15:50)
dolce vita an'i Dior koa, mitana sady mmmmmmhhh
zany ve no nahatonga ny ps an'i mmmmmmmhhh? :-D
13. sytl ( 02/05/2008 15:52)
fa manin lé poum ploum kay! toa zay henoko miteny an'zany de mémé dôly?
14. tslem ( 02/05/2008 15:55)
Dolce et Gabanna, castanova ary thousand dreams, ireo ny ahy no fantatro mba matezateza sy tsara fofona
15. sytl ( 02/05/2008 15:57)
lé ploum ploum hoà manin? :/
16. mmmhh ( 02/05/2008 16:10)
mety ho izay marina ry ny nahatonga ny ps-ko e, :-D :-D
t@ zà nitady ps de nieritreritra ela be teo de mmmhhh mmmhh ataoko inn ary ty izy e, de maninona moa rah mmmhh de farany de mmmhh

fa Channel N°5 koa loa tsara e,
mbola handramana ndray ity Celine Dion voalaza etsy ambony itsy,
17. malala1 ( 02/05/2008 16:52)
poison de christian dior , c'est top
anaïs de cacharel
fidji
habanita
18. ainaheri ( 02/05/2008 17:22)
Avy nanao gorisagorisa ndray ngah sytl no mitady ranomanitra klé :-D :-D :-D
19. sipagasy ( 02/05/2008 17:44)
samy manana ny hanitra ho azy avy ny ranomanitra e! fa tsy ny rehetra anefa no tsara @ tsirairay e!, ny tsara @ i ainahery mety tsy ho mety amiko, ny ahy izoa ny mety amiko dia ny white linen an'i estée lauder, manitra ery!
20. Kwasi ( 02/05/2008 19:05)
Ny ahy izao no mahaliana ahy dia ny hoe inona no ranomanitry ny lehilahy mahasintona sy mahatorana ny sipa :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1736