ranomanitra
22. vale
(
02/05/2008 22:54)
ratonga:tapa-tsinay mihintsy ratonga fa manin marina le ploum ploum izany kay?! misy plumes ve sa?????,
:-D ploum ploum amidy eny amoron-dalala eny @ paviô an'analakely =)) =)) =))
:roll: :-D :-D :lol:
23. mmmhh
(
03/05/2008 05:56)
samy manana ny hanitra ho azy avy ny ranomanitra e! fa tsy ny rehetra anefa no tsara @ tsirairay e!, ny tsara @ i ainahery mety tsy ho mety amiko, ny ahy izoa ny mety amiko dia ny white linen an'i estée lauder, manitra ery!
marina izany, poison zao tiako ihany fa mora mankaleo be an'ah, fa misy ny ranomanitra tena satriko dia iny fôna ny anaovana.
24. ni81
(
03/05/2008 06:17)
5quote]fa manin lé poum ploum kay! toa zay henoko miteny an'zany de mémé dôly?[/quote] Ranomanitra nalaza tany dago izany taloha sady mora e!
25. sytl
(
03/05/2008 10:17)
Avy nanao gorisagorisa ndray ngah sytl no mitady ranomanitra klétsy nisy frein!! :-D :-D
26. ikaretsaka
(
03/05/2008 15:02)
ampiko le dolce& gabana
ny channel #5 ve tsy efa an'ny olona bofibofy?
raha bandy indray de 212 an'i carolina hererra
ny channel #5 ve tsy efa an'ny olona bofibofy?
raha bandy indray de 212 an'i carolina hererra
28. patrick2002
(
04/05/2008 00:15)
parfum sa eau de toilette no hanontanianao ? ranomanitra daholo ny anarany @ malagasy ,nefa samy manana ny asany , :D ary samy manitra mbola misy koa ny deodorant ,ka hataovy mazava tsara
Parfum sa eau de toilette ,sa deodorant.
Parfum sa eau de toilette ,sa deodorant.
30. kiadi
(
04/05/2008 10:47)
nenah tsy teneniko fa ny azoko lazaina de aphrodisiaque be le iz!! :wink: :wink:
31. sytl
(
04/05/2008 17:19)
patrick:parfum é!,lé tena mba milay b reny lé mamela fofona sady nametraka hafatra !!lé mba hozizy ny olona hoé:nandalo teto i sytl! :-D
32. ikaretsaka
(
04/05/2008 17:35)
patrick2002:
parfum sa eau de toilette no hanontanianao ? ranomanitra daholo ny anarany @ malagasy ,nefa samy manana ny asany , :D ary samy manitra mbola misy koa ny deodorant ,ka hataovy mazava tsara
Parfum sa eau de toilette ,sa deodorant.
possible ireo hoe marque 1 ka..
hoe sady manao Eau de toilette no manao deo no manao apres rasage no manao eau de parfum ilay marque..
kenzo air ohatra, na ireny Tommy ireny
33. tess
(
04/05/2008 17:56)
sytl:
akory aby! in no tena ranomanitra tsara zé mitazona ela be ny fofony @ reto:chanel:nina ricci,gyvenchy,dior...@ vevavy? in kou ny tsy voalazako
tara train zà fa zao vao hamaly!
saika efa nanako aby ireo fa ny bulgari no itakoi maharitra indrindra...plus maharitra andro vitsivitsy no nanosorana azy eny amin'ny lamba plus me tsara foana ny fofony hummmmmm
:} :} :} :}
34. Papoose
(
04/05/2008 20:40)
h@ zay fampiasako dia le ampiasaiko zao no tena tiko indrindra ary mety ho io mandrakizay angamba!!!
le bvlgari ry tess ohatran'ny mahery be amiko rehefa mafana ee! fa tsara ihany le izy arak'io lazaindry io nefa efa tokony hisolo @zay le mbala avy eo fa tsy hanaovana intsony de sasana dia lefy le fofona!

36. tess
(
05/05/2008 05:26)
papoo: ka lay mbala tsy hanaovana isan'andro ka! :-D :-D :-D :-D na hanaovana indray aza ka avela iahantona fa manerana ny lamba ny fofony avy teo....
maheri aloha lay izy fa tiko be ny fofony maharitra be e! sady mipetaaka mifindra be am zay ipetahany retra lay fofona de tena hummmmmm!
sinon dior kou tiko dia tomy girl, giorgio armani, estée lauder ireo ihany no tazomiko ho fampiasa ny marika ....

37. sakaizakely
(
05/05/2008 07:55)
resaka ranomanitra zany tsy misy ratsy sy tsara fa ze fahaizanao misafidy azy fotsiny arakaraky ny fombafomba (style) sy ny hoditrao koa
ny mety am Rasoa mety tsy mety am Ravao, ny mety am fotsy tsy voatery hihety am zarazara na mainty satria mihodina arakaraky ny réaction n'ny hoditrao ny composants-ny. Mila andramana am hoditra io de andrasana hoe rehefa tsemboka iny de manao ahoana ny fofony, sao mihodina ...
Zany hoe ny tsara aminao mety tsy ho tsara amin'ny hafa, sady question de goût koa io. Misy karazany ny fragrances ho an'ny mbola tovony sy ho an'ny efa be taona.
Raha za manokana tsy tia fragrances boisées, musc na poudre, tsy tiako koa ny fofona manentoentobe ireny mameno armoara ireny fa le tena discret tsy re fofona raha tsy manakaiky be ireny no tiako. Fragrances fleuries no tena tiako, Paris de YSL sy Cerruti 1881 no hitako hoe mifanaraka amin'ny itiavako azy

38. ari.malala
(
05/05/2008 12:45)
fa in tokoa no mahasamy hafa ny eau de toilette sy ny parfum e! ny deo mou efa mazava we deo fa iretsy roa voalohany no ts haiko:p
39. kiadi
(
05/05/2008 12:50)
tena resabehivavy marina!! aleoko ihany le resabolo fa tsisy lazaina zah ato