ranomanitra
41. tess
(
05/05/2008 14:29)
ari. ny fahalalako azy ny eau de toilette am anarany io dia hosorana refa avy mandro misasa iny fa ny parfum tpcthifffffff! refa otrzay :P
sady ny parfum toa mateza fofona fa ny eau de toilette mora lefy refa avy haosotra
sady ny parfum toa mateza fofona fa ny eau de toilette mora lefy refa avy haosotra
43. ikaretsaka
(
05/05/2008 16:49)
le izy koa misy arakaraka ny hoditra sy ny gout tokoa kay mao ..
le hoe epicE ambrE boisE Fleuri, Marine, sns....
le hoe epicE ambrE boisE Fleuri, Marine, sns....
44. tess
(
05/05/2008 17:17)
ny ahy fruité no tiko am retraretra....kanefa anie ry zareo de mitovy dool ny fofona eny am lay oul raha mampiasa ohatra tomy girl de mitovy fofona eny am kala ilay eny am peta ohatra :?
45. ikaretsaka
(
05/05/2008 18:25)
ka io ze mety @ hoditrao, sy ny hatsembohanao sy ny activite anao sy ny toerana alehanao fa tsy hoe ze fofon'ilay ranomanitra loatra
46. kelly13
(
05/05/2008 18:42)
nenà klou tsy mbola misy atakaloko an'i miracle de lancôme! za fidely b @ izy io! l'air du temps nina ricci kou tsy ratsy ms tsy atakaloko miracle. very irresistible an'i givenchy tena mahery b lôtra, tsy zakako fa makarary ny lohako
8)
8)
48. ikaretsaka
(
05/05/2008 19:18)
ka ixzay... raha handeha hanao sport ve ianao de hanao opium YSL ohatra.
tess> nena le japajapanese ireny no revesako: Kenzo ohatra na
tess> nena le japajapanese ireny no revesako: Kenzo ohatra na
53. ikaretsaka
(
05/05/2008 20:40)
kiadi> ialahy nga tsy mba mitifitifitra rehetra mibizna nem?
ary hitako no tsy mandeha ny bizna an la! :-D
ary hitako no tsy mandeha ny bizna an la! :-D
57. yonikafopl
(
06/05/2008 06:38)
le ranomanitra mifangaro am fofonkelika kalou tena beurkk be eeee, dain...
Nena njay Miss Dior Cherie no tena fampiasako fa manitra be ozy ny oll maheno azy :wink: , de ny sport Delices de Cartier na Insolence Guerlain
Nena njay Miss Dior Cherie no tena fampiasako fa manitra be ozy ny oll maheno azy :wink: , de ny sport Delices de Cartier na Insolence Guerlain
59. sakaizakely
(
06/05/2008 12:59)
rasiligaoma> =)) =)) =)) =))
yonika> ka extrait de ranonkelika ange zany ny an'i kiadi ny ranomanitra e :-D :-D :-D
rehefa mafana be ny koa andro dia ny version eaux de printemps ou d'été am le ranomanitra ampesaina
yonika> ka extrait de ranonkelika ange zany ny an'i kiadi ny ranomanitra e :-D :-D :-D
rehefa mafana be ny koa andro dia ny version eaux de printemps ou d'été am le ranomanitra ampesaina
60. patrick2002
(
06/05/2008 14:26)
ari.malala:
fa in tokoa no mahasamy hafa ny eau de toilette sy ny parfum e! ny deo mou efa mazava we deo fa iretsy roa voalohany no ts haiko:p
Ny eau de toilette dia mora lefy ny fofony ary somary mitsifotra izay rehefa mampiasa azy hamidy @ flacon de 50 ml na 100 ml ,na 150 ml eo @ 50 a 100 euro eo no vidiny.
Fa ny parfum kosa dia hamidy @ flacon kely izay 5 ml ,ny mampiasa azy dia ny fanondronao fotsiny hasiana kely ,dia iny avy eo no haosotra @ tenda ,fa ny fofony ,4 jour fa tsy afaka mihintsy ,ary plus mandeha ny fotoana plus izy miamanitra ,ny lehilahy manambady rehefa miaraka @ vehivavy manao parfum tonga dia kobo foana ,satria mamindra ilay fofona .Ny vidiny izay 5 ml izay dia eo @ 80 a 120 euro eo.