ranomanitra
82. ikaretsaka
(
07/05/2008 16:40)
Burbery the beat Intense
Acqua di Parma Profumo
Eau de cartier concentree
Tsy misy latsaky ny 100 Euro ireo na sous douanes aza
maztoa :wink:
Acqua di Parma Profumo
Eau de cartier concentree
Tsy misy latsaky ny 100 Euro ireo na sous douanes aza
maztoa :wink:
83. sakaizakely
(
08/05/2008 09:09)
fa ny halafony ve no kritera sa ny fofony e ? :lol:
tess> nenà zany ny solomaso no maha Douce & Garce ana fa tsy ranomanitra :-D :-D :-D :-D
tess> nenà zany ny solomaso no maha Douce & Garce ana fa tsy ranomanitra :-D :-D :-D :-D
89. rapala
(
09/05/2008 09:18)
sytl tara train indray za, fa ny tiako lazaina fotsiny hoe bdb akia ny ranomaitra any antsena any a,ary bdb koa ireo voalaza eo ambony ireo fa izaho akia tsy mampiasa d tsy misy holazaina a:-D :-D :-D
91. sipagasy
(
09/05/2008 14:21)
Fa ianareo veh mahita, ho an'ny aty .fr annn fa ireny afrikana ireny ka mahery fofona mihintsy e!!!!!, hihihih
92. tess
(
09/05/2008 14:25)
hihihihii sipagasy! maimbo olombelona be reny kou! vao miditra ny magasin na ny trano misy anreny de mitovy dool ny fofona ! tsy zakako aloha ilay izy fa tsy haiko hoe tena fofona natoraly njareo ve lay izy sa aon???fa de mitovy dool zé magazin afrikan hidirana rehetra, dia ny inona no tena mamoaka fofona be toy ireny??? ny volo sa ny hoditra sa ny tsy haiko tsony :-D
tsy manaratsy aho fa mba gaga ihany amlay izy!
tsy manaratsy aho fa mba gaga ihany amlay izy!
93. sytl
(
09/05/2008 15:08)
rapala:tsy manin retsy é!kou lé resaka ary nivadika fofo-kelika ndray!!draidraiiy! :^)
94. Papoose
(
09/05/2008 17:10)
Raha tratran'ny Talatamaty ankatso ka tsy miova Betax fa iny foana dia asa angamba le!tsisy taxiB direct mampitohy an'ankatso sy talamaty zany!!
t@ za nampiaraka taloha aza impiry miampita bus vao tonga eny, ny ranomanitra lefy vao tonga eny!!
95. kiadi
(
09/05/2008 17:36)
papoozy> =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
de mifangaro ny fofokelika sy ny ranomanitra ve avy eo?
de mifangaro ny fofokelika sy ny ranomanitra ve avy eo?
96. ni81
(
09/05/2008 18:20)
Ny ahy POISON koa mba tena tiako. Fa tsy ilay any dago an! Misy mivarotra (immitation) dia ataony 25.000fmg.
Fa io resaka fofon-kelika io tokoa mandreraka be rehefa eny ambony taxi be an! Ny sasany zany angamba atao sasa-piso fotsiny dia dobohana déodorant indray, dia tena day! Ary mba ahoana koa ny fofon-tongotra e?? :roll: :roll:
Nefa ange dia mora dia mora ny fanalana ireny fofona ireny fa ilay olona no tsy miezaka e! Asiana alamo fotsiny ny helika na ny tongotra dia zay; karibonetra koa mety ary ny voasary makirana indrindra indrindra. Aty France koa dia misy alamo eny @ pharmacie

98. rapala
(
10/05/2008 11:08)
hoy sytl
rapala:tsy manin retsy é!kou lé resaka ary nivadika fofo-kelika ndray!!draidraiiy!
kitako, lasa resaka BO ilay izy :-D :-D :-D :-D