ranomanitra
61. tess
(
06/05/2008 14:53)
:-D :-D :-D :-D patrick: tsy votery hatao am fanondro vao apetaka am tenda :wink: :-D ny ahy any am tratra no ashéko azy kou!
arakaraka ny fofony io! misy tsy mateza fa vao azon'ny rivotra dia lefy toy ny tsy teo ny parfum! parfum petatoko io de mety tsy hanara-dehilahy ny fofon'i kala madama, fa ny eau de toilette na ny eau de cologne mora lefy kely fa ampesaina indrindra après ny fisasàna.... :-P
ny ahy tiko lay fofona raha mamela fofona etsy sy eroa, ohatra natory aho dia eo ampandrinako misy fofona anlay izy :P

62. tess
(
06/05/2008 14:54)
ny D&G kou tsara sady maharitra ny fofony fa tondé lasa DOUCE & GARCE be vao manao azy :^)
63. ikaretsaka
(
06/05/2008 15:09)
fa miresaka fofonkelika isika... fa rehefa mandeha taxi be ka le atoandrotoandro amin'ny andro fahavaratra iny ka hoe any aoriana sisa vao misy seza fa ataon'ilay goal mihevoka ny fofonkeliny tsara mihitsy le
tsy conscient mihitsy razoky hoe midonaka anie ity ranomanitra natoraly de ingainy tsara le sandriny mandray le vola sy miankina @ le varavarana aoriana... enao efa maloiloin'ny setroka gazoil sy ny fofokelika ny...
Raha tratran'ny Talatamaty ankatso ka tsy miova Betax fa iny foana dia asa angamba le!

64. tess
(
06/05/2008 15:27)
fangah vitanlay fofokelika sy ilay sandry misokatsokatra fa vao mahita ilay volo kelika maity be misandrahaka lava be vao maika kriko !
65. naughtyboy
(
06/05/2008 19:55)
an,hay v ry tess ka mahalasa Douce & Garce ny ranomanitra sasany.. :roll:
mino za fa dokambarotra any D & G fotsiny zany sa mety mandaitra tko :-D :-D to tsaratsara zany manko ny filazanao azy
mino za fa dokambarotra any D & G fotsiny zany sa mety mandaitra tko :-D :-D to tsaratsara zany manko ny filazanao azy
66. tess
(
06/05/2008 20:19)
:wink: :°) ka oe arakaraka lay olona ny handairanlay ranomanitra any aminao! mandaitra am hafa fa tsy ho an'ny retra :-P :-D toa liana be! :?: :roll: :^)
67. naughtyboy
(
06/05/2008 20:29)
noeveriko oe lasa manimanitra fotsiny ko :lol: hay kay @ le manao azy ko misy fiatraikany hafa,tsy liana za fa tsara fantatra ihany zany ka na tsy resy lahatra aza za:-D ra kofa no niteny an'io de tsy ninoako fa sipa ka lasa ny eritreritro :°)
68. tess
(
06/05/2008 20:33)
:-P de resy lahatra amzay zany satria zà sipa no miteny an'io! :-D
milay iio marika ranomanitra io ka! hummmm :^)
milay iio marika ranomanitra io ka! hummmm :^)
71. sakaizakely
(
06/05/2008 21:09)
kiadi> iareto eo fa fofonkavana :-D :-D :-D :-D
resaka resaka fa nanome aingampanahy ahy hanaovana lista fête des mères ity dinika ity :-P :-P :-P :-P
resaka resaka fa nanome aingampanahy ahy hanaovana lista fête des mères ity dinika ity :-P :-P :-P :-P
76. Veloo
(
06/05/2008 21:43)
ari a,
ny parfum aky plus concentre a, no sady lafo kokoa
ny eau de toilette allege ndry zareo ary mora2 kokoa otrany tapohin-dry zareo rano hihihihi
ny parfum aky plus concentre a, no sady lafo kokoa
ny eau de toilette allege ndry zareo ary mora2 kokoa otrany tapohin-dry zareo rano hihihihi
77. sakaizakely
(
06/05/2008 21:54)
veloo>
ka à base d'eau anie io e ! raha alkola fotsiny tonde mievoka (mi s'évaporer)
raha parfum pur menaka be manasy lamba sy manimba hoditra
dia voatery tsy maintsy afangaro izy telo : rano, alkola, essence parfumée
fa manaraka lalàna ny proportions
ika> efa elaela vao kopy aho
:-D :-D :-D :-D
nde isika ho any
ho any antrano........... :-D :-D :-D

79. patrick2002
(
07/05/2008 02:03)
Kiadi: ka avadika fofo-pe indray ary ve eh! 8) sady efa niresaka fofon-kelika teo ra ika :-D :-D
mba aleo indray resahina ny fofona natoralin'ny vehivavy. =)) =))
mba aleo indray resahina ny fofona natoralin'ny vehivavy. =)) =))
80. kiadi
(
07/05/2008 07:28)
raha izay de mazoto be zah miresaka ka!! asio fofopé eh! :-D :-D :-D :-D :-D