maloto etsy ,maloto eroa!

1. sytl ( 05/05/2008 07:12)
slt dôly!asa na aôna fa de betsaka mits reo olona manana alika tena mandoto ny bozaka aman'ahitra @ zao,tsy misy zava maitso mba azo aleha tsony fa mitsingitsingina refa mba sendra mandé eny,tsy misy tsony ve lé samy mba mamafa ny maloton'ny alikany é!tena tssss! voretra mits!manimba tontolo iainana tsss! :x
novalian'i letmi ny 04/12/2008 12:55
2. vale ( 05/05/2008 12:02)
:-D :-D :-D sytl efa nanao dinika momban'izay koa aho, fe efa ela!!! tena mampa :twisted: be mahita an'ilay tompon'alika manjakazaka rery ny peulouse! mdrrrr
Aiza ve ranga zaridaina tokony mba hipetrapetrahana, feno tin'alika, mdrrrr
Sahalan'izany ety akaikinay misy zaridaina izay dia sady mba misy dobokely izany le izy, dia mba mist ganagana sy pigeon, sady azo anjonoana, fa ny blem dia lasa voatery mipetraka @ ilay plnavher manodidina ilay dobo ny ol, satria ny banc eny am bozaka feno tan'alika manodinina azy!
Tia tena zany rah ol ah! :x :twisted:
3. sytl ( 05/05/2008 14:11)
efa nisy lalàna samy mamafa io tin'alika io fa toa ts ampy tsony ngamba ny sachet!! :-D tena tsy mis ilàvana azy!!
4. ainaheri ( 05/05/2008 14:29)
sytl> mba manao gorisagorisa kosa ny alika kou :-D :-D :-D
5. sytl ( 06/05/2008 07:25)
tsy matin'i ainaheri lolo mits ioo gorisa2 i! :-D
6. rakapy ( 19/06/2008 02:59)
Zay zany ilay hoe "Te hanana amboa nefa matahotra ny tainy" :-D :-D :-D
7. letmi ( 04/12/2008 12:55)
ny tain'alika eo ihany, fa ny tain'olona aty no tena horera be. Mba mandalova anie eo @ le trottoir eo @ St Fra iny, rehefa maraina fa feno tain'ilay 4'mi matory eo akaikin'ny benne à ordure le eo @ CEG Antanimena beuurrkkk... Fa ny tena loza dia ilay tomobil manatitra mpianatra dia voahitsak'ny pneu ilay izy. Vao eny @ 5m ianao ka handalo eo dia efa mamofona be mihitsy.Degueu....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3274