mi-sao

1. sytl ( 15/05/2008 15:13)
slt dôly!tsy hay tsony zay tena fanoratra azy fa tô sam manana ny fanoratany azy,mba omeo re7 mi-sao hafa kely any zay mahita é!!misaotra !
novalian'i pseudo38 ny 14/06/2008 16:46
2. mirianah ( 16/05/2008 11:40)
hafa ahona ny tianao lazaina @ io ?
3. fahamarinana ( 16/05/2008 14:39)
:arrow: zà tsy mba manana re1 spécial mi-sao fa arakaraka ilay ato an-tanana dia afangaro eo,hatreto aloha dia misy mpihinana fa tsy haiko raha tsara. :) (l)
4. ravakamalala ( 16/05/2008 18:00)
fahamarinana > inviter-o ahy hihinana azy dia teneniko hoe tsara sa ratsy? :wink:
5. fahamarinana ( 17/05/2008 14:22)
:arrow: andraso fa rehefa miakatra ao paris dia inviter-ko,tsy aleo ndray tonga dia any am 13eme mihinana fa any matsiro. :-D (l)
6. ravakamalala ( 17/05/2008 15:41)
an3 , hafa ihany ny fait maison, fa tsy manda koa zah raha misy mi inviter any am 13eme ka!!!! :-D :-D :-D
7. pseudo38 ( 14/06/2008 16:46)
An'i Sytl,
Ny hilaina :
- Pâtes jaunes,
- Atody akoho,
- Poitrine fumée,
- Tongolo maitso
- Voatabia
Ireto manaraka dia "en option"
- Champignons noirs
- Jambon
- Crevettes, etc .....

Fikarakarana :
Ajoboy ao anatin'ny rano mangotra ireo "pâtes". Arao ny toro marika.
Etsy an-daniny :
Rasarasao madinika ny voatabia sy tongolo,
Endaso ny lard fumé voarasarasa madinika kely.
Ataovy lamoleta ny atody
Afangaroy ny lamoleta sy ny voatabia, tongolo ary ny poitrine fumée.
Ataovy ny lamoleta @ la poaly
Teteo madinika ny lamoleta masaka.
Teteo madinika ny tongolo maitso
Afangaroy ny lamoleta sy nu tongolo maitso @ ny pâtes miaraka @ ny Nuoc Mam.. Hummmm !
Mahazotao omana.




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6382