Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsimati
(
26/06/2008 00:57)
Efa nataonay izay mety fa tsy tonga saina ny vahoaka
Mba tsy ahatonga izao fimenomenonana na taraina etsy sy aroa izao dia nataonay izay mety fa ny vahoaka no misalasala sataitaitra. Nataonay ny barazy, notahinay ny tatezana, nazeranay ny pilonina ny ji...
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:46
sitlo
(
25/06/2008 19:20)
ehh psssit !! !
Wahahhahha !!
K'aiza daloho ?!...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/06/2008 10:12
orona
(
25/06/2008 17:30)
ra miala aho
ra miala ve aho dia hilamina ny serasera satria taorian-zay nialan'i k.. zay -- dia tsy hita intsony ny xxx makobo -- voatsindrona.
toa za sisa no enjeana etsy sy eroa
tsy olako le fanenjeana fa...
tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 28/06/2008 07:35
catalyn
(
25/06/2008 15:53)
Mila fanazavana passeport !
Miarahaba tompoko!
Mba mangataka fanazavana kely azafady: izaho vao telo taona no teto ary hamonjy raharahan-jokiko any dago, manana passeport gasy aho valable jusqu'à 2015 ary titre de sejour. Ahoa...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 29/06/2008 22:38
hery
(
25/06/2008 15:39)
Fete de l'internet: ambohi-pihaonana
Dia eny @ Fete de l'internet izany no mihaona amin'ny asabotsy sy alahady.
Mandray anjara mavitrika amin'io fety io mantsy ny Namana Serasera ao amin'ny Stand Telomiova/Jojopil
Dia ao no hahitanar...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 07/07/2008 06:35
lazounet
(
25/06/2008 09:31)
mots d'amour (suite)
[quote]1. Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 05-06-2008 14:38:51
Lohateny : Re : Mots d'amour
misy mahay manavesatra ny dikany na tsy miteny aza ?[/quote]
Mila miteny ihany fa amafisina fotsiny ...
tohiny
novalian'i brado ny 08/07/2008 12:37
Bola
(
25/06/2008 05:25)
Mitady Malagasy aty Toronto
eEfa ala ihany izay fa dia eh eh eh...mbola mitady malagasy aty Toronto ny tenanay...Ilay site efa tsy a jour sady tsy misy mamaly ny email.
Misy mahay malagasy aty Toronto ve nareo...Ary mba mitady ...
tohiny
novalian'i cutie ny 07/08/2008 15:48
kala
(
25/06/2008 05:23)
Fety nasionaly
Miarahaba ny malagasy rehetra sahady amin'izao ankatoky ny fetim-pirenena izao.
Dia manaova fety milay n'aiza n'aiza misy anao...
Gasy ka tsara
Gasy ka manja
Gasy ka milay
Misy olona menatra ny h...
tohiny
novalian'i kala ny 02/07/2008 12:19
imeva
(
25/06/2008 04:13)
fiteny gasy mahafinaritra
rehefa tsy faly mibotsina
ohatra ny tsy misy dikany fa malaza mihitsy e
asio hafa hoe e...
tohiny
novalian'i Bethebest ny 29/08/2008 12:12
penguin
(
25/06/2008 01:36)
Manaha vary ve ry kidoropamba, ratakktikk ooo
Aza manaha vary ry kidoropamba ratakktikk a. Tsy mahomby daholo ny takktikk rehetra fa mandamoka ve e???? =)) =)) =)) ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:49
tianarivo
(
24/06/2008 20:30)
Malala " AKORY MOA ATAO "
Mba mitady hiran'i Malala niaraka nihira tam Jean Aimé taloha.
Akory moa atao.
Misaotra tompoko.
...
tohiny
ratakktikk
(
24/06/2008 20:29)
Esory raha mavita...
[i]Ozizy ny iranianina ndray andro:\"Zahay hanamboatra Baomba atomika\"
Dia ozizy ny Amerikanina: \"E e e e, tandremo! ianareo tsy azo manamboatra\", t@ ny iranianina.
Ozizy ny gasy taorina kelin\'z...
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:51
fijo
(
24/06/2008 19:31)
ô rapasy an,oka letsy
Fjkm Ambohiborona-Fitiavana
Voadaroka ny mpanao gazety !
mardi 24 juin 2008, par Manou
Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title=
Novalian’ ny mpit...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2008 21:12
mirarisoa
(
24/06/2008 19:01)
mba atoroy mpivarotra piece
tena mijaly fa tsy mahay mecanique nefa panne : aiza no misy mivarotra piece azo antoka nefa tsy lafo loatra ?...
tohiny
novalian'i bazylou ny 06/03/2009 11:37
kidoropamba
(
24/06/2008 18:39)
13 tantsaha analavory: Condamné à Mort! Ok Ravalomanana!
Aleo ampiaraina tsara ny lalAna fa misy mitady anao dika vilana ireto tantsaha malagasy ireto.
13 amin'ireo tantsaha tao analavory namaly ny fitondrAna satria nesoriana ankeriny tamin'ny tokotaniny ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 05/07/2008 01:09
penguin
(
24/06/2008 13:00)
Raha tia hiadana sy tafita dia ny mpanohatra jerena
Aza variana mitonaka amin'ny resaben'ny sasany fa ny mpanohatra no nanao ny soa rehetra ary nampivoatra ny firenena. Fa inona no mijery no tsy manaraka ny hevitry ny mpanohatra hitondra soa ho an'i Ma...
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:48
xxx
(
24/06/2008 11:57)
Fizahan-tany
Mpizaha tany avy aiza no tokony hantsoina ?
http://fr.news.yahoo.com/rtrs/20080624/tod-tourisme-sondage-cb1d00a.html...
tohiny
novalian'i 08051972 ny 30/07/2008 20:56
kidoropamba
(
24/06/2008 11:56)
Amin'ny anaran'ny désantralizasion,voatendry ny PDS (nosibe)
Fisaorana mitafotafo ary Andriamanitra hanampy anie no arosonay ho anao ry filoha hajaina satria nahazo PDS vaovao ny vahoaka ao Nosibe.
[b]Efa niandry olomboafidy hatrami'n'ny volana desambra 2007 ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 26/06/2008 01:26
Lejoba
(
24/06/2008 11:45)
Famonjena ahy
Mpankafy "les Adeline" ny tenako ary mitady izay mety ho hirany ato anaty serasera. Indrindra fa "raisonao" sy "famonjena ahy". Raha mba misy afaka mampiditra dia isaorana indrindra ...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/07/2008 10:14
kidoropamba
(
24/06/2008 09:02)
500 milions isan'andro: Manambola kay ireto mpanohitra iret
[u][b]Mampivarahontsna mihitsy e[/b][/u]: Ny vahoaka malagasy izao dia miha mahantra hatrany, ny kirizy ara tsakafo efa tsy ahitana vaha olana, ny kirizin'ny solika mbola mamaivay, [u][b]kay ireto mpa...
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:54
