500 milions isan'andro: Manambola kay ireto mpanohitra iret

1. kidoropamba ( 24/06/2008 09:02)
Mampivarahontsna mihitsy e: Ny vahoaka malagasy izao dia miha mahantra hatrany, ny kirizy ara tsakafo efa tsy ahitana vaha olana, ny kirizin'ny solika mbola mamaivay, kay ireto mpanohitra ireto dia manana 500 millions isan'andro laniana amin'ny fanakorontanana ny firenena .

Na ny filoha hajaina Ravalomanana aza dia nanao subvention hoan'i TIKO, mandeha raopilanina ka mandany solika lafo dia lafo tsy manana akory izany 500 millions isan'andro izany, kanefa ireto mpanohitra dia miaina ao anatin'izany vola be izany.

Rariny loatra ary raha gadraina ireto mpanohitra ireto dia amin'izay dia tratra ny tanjona telo lehibe:
- Any amponja ny mpanakorotana
- Azon'ny filoha hajaina raisina mora foana ny 500 millions isan'andro
- Ka ho subventioné koa ny Magro satria mitobaka ny vola.

Ho ela velona anie ity ianao filoha hajaina Ravalomanana
Tafita Isika Malagasy
Gode blesse Ravalomanana^:^
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:54
2. tsimati ( 24/06/2008 09:03)
Aza mampiresaka ry vakony a =)) =)) =))
3. kidoropamba ( 24/06/2008 09:08)
Vaovao malaza eto madagasikara ange io amin'izao e: 500 millions be izao no lanian'ireo mpanohitra amin'ny fanakorontanana ny firenena.

Rariny loatra ary izany raha samborina ny betsileo 17, ny antandroy, ny antaisaka, sy ny forongony. Rariny raha mandAny solika ny filoha hajaina Ravalomanana mandeha any morondava dia lasa any nosy be dia miverina any toliara ary lasa indray any antsiranana dia miverina indray any faradofay (manao va et vient lery e) satria kely ny vola lany raha hoarina amin'ireto vola izay lanian'ireo mpanohitra ireto.

Izaho aloha mangataka mihitsy ny hi-subventionné an'i Magro (ialAna amin'ny kirizy ara tsakafo), ny MBS (ialAna amin'ny kirizy amin'ny serasera) satria mitady ho mafy loha ireto mpanohitra ireto.

Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
4. tsimati ( 24/06/2008 09:09)
Misotro ronono hono i tembakona =)) =)) =))
5. tsoraka ( 24/06/2008 11:01)
Ka ahoana e. Mbola mapisalasala sa efa mazava ny tetika ampiasain'i kidoropamba ary e ? Dia mbola lazao koa fa TIM ihany io e. Mbola vao tamin'ny 21/06 no niditra dia efa hita fa hitondra hafatra. Tsy ny olona no vao niditra fa ilay solon'anarana no vao napoitran'ny efa vaky ravina. Aiza indray koa ilay iray hoe ratakktikk ary mba harosy e ? Satria azo avezivezy ny kely saina ka hanaovana sinema eeee. mahay be an ???? :-D :-D :-D :-D
6. kidoropamba ( 24/06/2008 11:41)
Mampalahelo fa tsy mbola resy lahatra i tsoraka ny momba an'i kidoropamba. Efa nolazaiko teto ihany io hoe, tsy ampy tosika tsara ny serasera gasy amin'ny fanohanana ny filoha hajaina satria miha maro ny miraviravy tanana. Ka nilAna olona mba manana konvikision tsara nalefa manaparitaka ny vaovao mahafaly amin'ny serasera rehetra ireny miady hevitra sy mandresy lahatra fa miasa, miasa tsara ary miasa mafy ihany no filamatra hitondra antsika any amin'ny Fandrosoana.
Ka ny filoha hajaina Ravalomanana no mivohy izany hevitra izany ka tsy maintsy hatosika mafy dia mafy.

Ireo ekipan'ny Matsilo, ireo izay nanoso-potaka andry razoharimihaja sy ny mpamadika rehetra dia efa samy mamely an'i filoha hajaina daholo ka tsy tokony hitohy intsony izao.

Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
7. penguin ( 24/06/2008 12:54)
Inona no raharahanay an'izany fa tsy TIM mihintsy ianao ary misalovana fa tsy nahazo hiraka. Ny irakin'ny diska loaka haparitana mivantana fa lany andro fotsiny. :evil: :evil: :evil:
8. kidoropamba ( 24/06/2008 14:36)
Inona no asahianao milaza fa mandany andro ny fanohanana ny filoha hajaina Ravalomanana?

Tafita Isika Malagasy ^:^
9. xxx ( 24/06/2008 15:03)
Tokony tohanana hatrany kosa ny filoha hajaina. Mbola tsy ampy tsara ny zavatra azony izay. Tsy hagaga anahy mihitsy raha hiverina amin'ny régime faha-panjaka isika malagasy manomboka amin'ny filoha hajaina ankehitriny ka ny taranany no andova anazy mazava ho azy.
10. naughtyboy ( 24/06/2008 15:26)
fuck off lalimanga,and kiss ra8 arse =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. penguin ( 25/06/2008 01:26)
Aza manohana fitondrana izany fa mihazakaza raha tia ho avotra sy tena hanana amin'ny tena izy dia mandehana any amin'ny mpanohatra fa manambola be reo. Izay mahantra aza mitonaka fa any no loharanombola ary tongavo fa tsara sy mahasoa ny mpanohatra
12. kidoropamba ( 25/06/2008 09:35)
Raha atao kajy tsotsotra ka ho raisin'ny fitondrAna ny vatosoan'ny le quartz (ka gadraina izy), alaina koa ny tanin'ireo tantsaha (ka melohina ho faty ireo), alaina koa ny vola 500 miliona isan'andro...dia handroso mihitsy isika malgasy marina e.

Dera sy laza anie hoanao ry tompo Mahery Ravalomanana^:^
13. penguin ( 25/06/2008 14:11)
Dia hoatrinona amin'izany ny jinjan-drakidoro? :-D :-D :-D
14. kidoropamba ( 25/06/2008 14:53)
Fitiavana an'i filoha hajaina Ravalomanana, sefodeban'ny malagasy tsy kamo ihany dia efa ampy.

Tafita Isika Malagasy
Dera sy Laza hoan-dRavalomanana ^:^
15. naughtyboy ( 25/06/2008 15:13)
ndana manao ba vody an ra8 manga ry lalimanga faza be resaka eo then fuck your son :-D :-D :-D :-D
16. tsimati ( 26/06/2008 01:30)
Efa miampy iray izao izahay misy an'ny manandoha tahakan-dry naughtyboy ry vahoaka. Ka aza misalasala fa rehefa miantso hitokonana izahay dia tongava maro fa fiandanana no ho azo rehefa tafala ty fitondrana ty.
Ampio re ry vahoaka fa ilainay maika ny fitondrana hanasoavana anareo ^:^ ^:^ ^:^
17. naughtyboy ( 26/06/2008 21:23)
fuck your son de ba vody an ra 8 manga :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D razanety cunt
18. tsimati ( 27/06/2008 04:03)
Izany ve no fanao ao Frantsa mody hoe Chile-maipo. Efa nanazava ny toerana misy anao anie ianao ra-naughtitika boyboyboy e. Naughtyboy kay no tena TIM ka misakana anay tsy haka ny fitondrana faingana =)) =)) =))
19. naughtyboy ( 27/06/2008 13:21)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D tsisy zv hainao razanety fa mangingina a
lalimanga------>kiss ra8manga arse and fuck your son cunt :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. rahiratra ( 27/06/2008 15:52)
Mihetsika ve ny tazon'alika e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3762