Raha tia hiadana sy tafita dia ny mpanohatra jerena
1. penguin
(
24/06/2008 13:00)
Aza variana mitonaka amin'ny resaben'ny sasany fa ny mpanohatra no nanao ny soa rehetra ary nampivoatra ny firenena. Fa inona no mijery no tsy manaraka ny hevitry ny mpanohatra hitondra soa ho an'i Madagasikara ?
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:48
2. rahiratra
(
24/06/2008 13:20)
Diska gaoka indray izany izao no mampandihy tsara fa vaovao hosoka ???? :-D :-D
3. naughtyboy
(
24/06/2008 16:21)
zany v razanety tsy ampy la..ka :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
tsy ny yoaorta ra8 akory no ampivoatra ny sainao fa misy fikambanana aty ivelany atsoina oe banque de sperme manome yaorta maimaimpoana,ny olana de valamparihy aza tsy voadinganao ko maika fa andafindranomasina :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

4. rabingogilabanga
(
24/06/2008 17:11)
lesona demokratika kely, ry JKL,rahiratra,kanota,peguin,tsoraka,ranitse,kidoropamba etc...
Tsy n mpanohitra no mahavaha olana, tsy ny mpitondra koa:
fa ny tanjakin'ny mpanohitra, manoloana ny tanjakin'ny mpitondra, no ahafahan'ny critique, sy ny discussion manoro lalana azy ireo
halahaho ny radio, sy ny gazety, sy ny fidinana andalambe, hahafahan'ny critique sy ny mpanohitra manao ny asany, dia ny manohitra
de la discussion jaillit la lumière hono
mpitondr sy mpanohitra , dia toin'ny singa miabo sy miiba ny herin'aratra, izy roa miaraka no manome courant.
raha singa +(mpitondra) dia tsy ampy, tsy misy herin'aratra
raha singa -(mpanohitra) dia tsy misy herinaratra
tsisy raha haiko, fa mba mitondra y kely anjarabirikiko aho.
sa...

5. penguin
(
25/06/2008 01:21)
Ny mpanohatra ihany no ilaina fa mila esorina ny eo antoerana satria tsy mafoaka. Harao haingana dia haingana ny mpanohotra raha tia ho tafala ao amin'ny fahantrana haingana fa tsy fampiresahana sahalan'ny ataon'ny mpitondra. Koa malakia raha tia ho avotra.
6. nirasia
(
25/06/2008 07:06)
raha mbola mpanohitra malagasy dia aleo tsy misy fa vendrana be, ts'isy valeur sady ts'isy idée ry Zafy nandra ve no mba lehibeny koa inona ary! sss.....
7. rabingogilabanga
(
25/06/2008 08:09)
nirasia:
raha mbola mpanohitra malagasy dia aleo tsy misy fa vendrana be, ts'isy valeur sady ts'isy idée ry Zafy nandra ve no mba lehibeny koa inona ary! sss.....
Mety ho marina ny anao, mety ho diso koa,
fa saingy iza moa ity ianao, iza moa ity izaho, no hilaza fa nandra i zafy, etc..., ny vahoaka no mitsara
Aleo hitety faritany i zafy, alao hilahatra i Zafy
Aleo hitety faritany ny filoha Ravalomanana, aleo hanao meeting ny filoha ravalomanana
Rehefa tsy tian'ny vahoaka izy, dia tsy misy hihaino azy eo, ho hitan'ny havany eo izy, izay le demokrasia, fa tsy ianao no hilaza hoe: nanrdra ny sasany, dia sakananao izy
8. penguin
(
25/06/2008 08:53)
Aleo ny nandra no hitondra amin'izay milamina tsara sady mandroso be e. =)) =)) =))
9. kidoropamba
(
25/06/2008 09:22)
Zafy izany tsy ilaina intsony. Ry razafimahaleo sy ny sisa dia tsy mpitondra mahafatoky. Ravalomanana ihany no ady eo e.
Raha tsy teo Ravalomanana dia tsy nisy ireo illménita, cobalt sy ny sisa ary ny solika ireo. Izany ange ka harena e. Ireo tantsaha sy kamo be tenda no te hiverina eo @ fitondrAna. Kanefa firy ny vazaha mba nomena ny tanindrAzana? Mba firy ny solika namidy ami'nny vozongo? Mba firy ny TROSA mba sahindry zareo natao? tsssss; kamo be tenda ireo.
Ny antsika dia ravalomanana ihany: 12.000 filipianina, injeniera zamerikAna, tany aleo omena an'ireo mpamokatra, karana, sinoa, norveziana, fa ireto tantsaha ireto kosa dia melohy ho faty any fa kamo be tenda fotsiny. Aleo alefa any toamasina ny renivohitra ekonomika fa i antananarivo efa lasa adala ka nifidy ankizy ho ben'ny tanANA; aleo tendrena PDS dolidoly ireo faritra mamokatra sy ahitAna tombotsoa fa mitady ho soparan'ireo mpanohitra ireo.
Tsy mbola nisy mpitondra rangahy nanao io zavatra vitan'ny filoha hajaina Ravalomanana io hatr'izay a. Izany ilay hoe: sahia manao dingana lehibe, ka izay kamo be tenda dia hiala amin'ny fahantrAna ka hilevina any ambany tany.
I zafy ve rangahy dia ny fahalalahana ihany no mba nentiny raha nitondra izy fa tsy fandrosoana ka hitady hanao tetezamita? tssss, efa soara e. Aleo izay sahy mitsangatsangana amin'ny raopilany eran'izao tontolo izao sy manana diplaoma roa @ dokotera honoris kausa ihany no hitondra an'i Madagascar.
Dera sy laza hoanao ry filoha hajaina Ravalomanana
God save Ravalomanana ^:^

11. naughtyboy
(
25/06/2008 15:06)
fuck your son razanety a :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. kidoropamba
(
25/06/2008 15:08)
Miandrahandra 15 taona ho avy indray ny vahoaka malagasy amin'ny fitondrAn-dRavalomanana, tompo mahery.
"Ataoko tsara lavitra noho ny 1er mandat ny 2ème mandat" hoy Filoha hajaina Ravalomanana tany frantsa (Nice) - 2007. Siora ra prezi a, miasa miasa tsara ary miasa mafy ihany ny antsika.
God bless Ravalomanana ^:^

13. tsimati
(
26/06/2008 01:22)
Lazaiko mahintsy ry vahoaka fa izahay eto Frantsa no ahasoa an'i Madagasikara fa tsy ny mpampiresaka. Porofon'izany tonga ny Maire TGV aty aminay Frantsa no tena mitady fanampiana. Mandeha io filoha io aty Frantsa no mitady tosika. Noho izany tsisy afatsy izahay no mahasoa anareo gasy ka aza variana amin'izay 26 Juin fa andao hazera ty fitondrana ty ary omeo anay fa heniky ny profesora avy frantsa hatrany ambanivohitr'i gasikara.
Koa ampio re vahoaka ^:^ ^:^ ^:^
Koa ampio re vahoaka ^:^ ^:^ ^:^
17. penguin
(
29/06/2008 12:31)
Efa hoe raha tia ho tafita dia ny leson'ny mpanohatra arahina. hiadana avokoa ny rehetra ary tsisy intsony ny mpangataka etsy aroa. Ry naughtyboy atao Ministra =)) =)) =))
18. naughtyboy
(
29/06/2008 12:41)
tsisy mpihaino ny hafatrao fa ny hafatra maika henoko farany zao de ho tendrena atsy ho atsy ny minisitry marary saina ka i razanety no efa nampiroborobo ny fampielezankevitra eto @ serasera hita fa lasa lavitra sy manana traikefa tsy azo iadinkevitra mantsy ty vhv lehibe ty @ lafiny aretitsaina manao zay ho afany izy eto satria mety ho lany ihany ny farany @ io sehatra 1 io ka de fampaherezana no atolotro azy eto noho ny herimpo ananany iseho vahoaka @ io taranja io
=D> de maniry anao ho lasa lavitra razanety =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=D> de maniry anao ho lasa lavitra razanety =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
19. tsimati
(
29/06/2008 13:21)
Tsy fidiny an'i naughty hono ry naika ny harahan'ny lalimanga fa midonaka loatra. Zanaka vavy moa ve radonoka??? =)) =)) =))
20. naughtyboy
(
29/06/2008 13:40)
ra tinao alefa aty amiko le zanakao vavy 18 taona de andefaso C.V hoeritreretina sao misy tazon'alika ko mantsy ka anahirana na oe :@ :@ tonga de tsy lasa fa aza adino ko ny manome kanota ny taolambodinjanakao lahy androany =)) =))